bible
ra
🌐 Language
English
Español
Français
Deutsch
Português
Italiano
Nederlands
Русский
中文
日本語
한국어
العربية
Türkçe
Tiếng Việt
ไทย
Indonesia
All Languages
Home
/
Malagasy
/
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
/
Hosea 3
Hosea 3
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
← Chapter 2
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
Chapter 4
Chapter 5
Chapter 6
Chapter 7
Chapter 8
Chapter 9
Chapter 10
Chapter 11
Chapter 12
Chapter 13
Chapter 14
Chapter 4 →
1
Ary hoy i Iaveh tamiko: «Mandehana indray, mitiava vehivavy izay tian’ny lehilahiny anankiray ka manitsakitsa-bady: tahaka ny itiavan’i Iaveh ny zanak’i Israely, nefa izy ireo kosa mivadika mankany amin’andriamani-kafa, sady tia ny ampempam-boaloboka.»
2
Novidiko sikla volafotsy 15 sy orja iray homera, ary orja iray leteka, izy;
3
dia hoy Aho taminy: «Ianao hijanona eo, ho Ahy, mandritra ny andro maro; tsy hijangajanga, tsy ho an’ny lehilahy hafa ianao; ary Izaho koa hanao torak’izany aminao.
4
Fa mandritra ny andro maro ny zanak’i Israely no hitoetra tsy mana-mpanjaka, tsy mana-mpanapaka, tsy manan-tsorona, tsy manan-tsangam-bato, tsy manana efôda ary tsy manan-terafima.
5
Rehefa afaka izany vao hibebaka ny zanak’i Israely, ka hitady an’i Iaveh Andriamaniny sy i Davida mpanjakany, indray; hiverina amim-pangovitana amin’i Iaveh sy amin’ny hatsaram-pony izy ireo, amin’ny faran’ny andro.»
← Chapter 2
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
Chapter 4
Chapter 5
Chapter 6
Chapter 7
Chapter 8
Chapter 9
Chapter 10
Chapter 11
Chapter 12
Chapter 13
Chapter 14
Chapter 4 →
All chapters:
1
2
3
4
5
6
7
8
9
10
11
12
13
14