bible
ra
🌐 Language
English
Español
Français
Deutsch
Português
Italiano
Nederlands
Русский
中文
日本語
한국어
العربية
Türkçe
Tiếng Việt
ไทย
Indonesia
All Languages
Home
/
Malagasy
/
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
/
Hosea 3
Hosea 3
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
← Chapter 2
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
Chapter 4
Chapter 5
Chapter 6
Chapter 7
Chapter 8
Chapter 9
Chapter 10
Chapter 11
Chapter 12
Chapter 13
Chapter 14
Chapter 4 →
1
Hoy NY TOMPO tamiko: Mandehana indray, tiava vehivavy izay tian’ny sakaizany nefa mijangajanga, dia tahaka ny fitiavan’NY TOMPO ny Zanak’Israely; nefa ireo kosa dia mitodika ho amin’izay andriamanitra hafa sady tia mofo voaloboka.
2
Dia novidiko sekela volafotsy dimy amby folo sy varimbazaha iray homera sy tapany izy.
3
Ary hoy aho taminy: Andro maro no hijanonanao amiko; fa tsy mahazo mijangajanga na manambady olon-kafa ianao; ary izaho koa dia ho toy izany aminao.
4
Fa andro maro no hitoeran’ny Zanak’Israely tsy hanana mpanjaka, na mpanapaka na fanatitra na tsangambato na efoda na terafima.
5
Rehefa afaka izany dia hiverina ny Zanak’Israely ka hitady NY TOMPO Andriamaniny sy i Davida mpanjakany; ary handeha amin-kovitra hanatona NY TOMPO sy ny fahasoavany izy amin’ny ho avy.
← Chapter 2
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
Chapter 4
Chapter 5
Chapter 6
Chapter 7
Chapter 8
Chapter 9
Chapter 10
Chapter 11
Chapter 12
Chapter 13
Chapter 14
Chapter 4 →
All chapters:
1
2
3
4
5
6
7
8
9
10
11
12
13
14