bible
ra
🌐 Language
English
Español
Français
Deutsch
Português
Italiano
Nederlands
Русский
中文
日本語
한국어
العربية
Türkçe
Tiếng Việt
ไทย
Indonesia
All Languages
Home
/
Malagasy
/
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
/
Joshua 12
Joshua 12
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
← Chapter 11
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
Chapter 4
Chapter 5
Chapter 6
Chapter 7
Chapter 8
Chapter 9
Chapter 10
Chapter 11
Chapter 12
Chapter 13
Chapter 14
Chapter 15
Chapter 16
Chapter 17
Chapter 18
Chapter 19
Chapter 20
Chapter 21
Chapter 22
Chapter 23
Chapter 24
Chapter 13 →
1
Izao no mpanjakan’ny tany resin’ny Zanak’Israely ka nobaboiny ny tany, teny andafy atsinanan’i Jordana hatreo amin’ny lohasahan-driaka Arnona ka hatrany amin’ny tendrombohitra Hermona sy ny ilany atsinanan’ny tany ngazana:
2
I Sihona, mpanjakan’ny Amorita izay nonina tany Hesbona ka nanjaka hatrany Aroera, teo amoron’ny lohasahan-driaka Arnona, hatreo afovoan’ny lohasaha sy ny antsasak’i Gileada ka hatramin’ny lohasahan-driaka Jaboka izay sisintanin’ny taranak’i Amona,
3
ary ny ilany atsinanan’ny tany ngazana hatreo amin’ny ranomasina Kinerota ka hatramin’ny ranomasina Arabà, ny Ranomasintsira, amin’ny lalana mankany Bety-Jesimota, ary hatrany amin’ny tany atsimo eo amin’ny sisin’i Pisga.
4
Azony koa ny tanin’i Oga, mpanjakan’i Basana, isan’ny Refaìta sisa, izay nitoetra tany Astarota sy Edrehy,
5
nanjaka tany an-tendrombohitra Hermona, tany Saleka ary tany Basana rehetra hatrany amin’ny sisintanin’ny Gesorita sy ny Makatita ary ny antsasak’i Gileada, faritanin’i Sihona, mpanjakan’i Hesbona.
6
I Mosesy, mpanompon’NY TOMPO, sy ny Zanak’Israely no nandresy ireo; ary nomen’i Mosesy, mpanompon’NY TOMPO, ho lovan’ny Robenita sy ny Gadita ary ny antsasaky ny fokon’i Manase ny tanin’ireo.
7
Ary izao no mpanjakan’ny tany izay resin’i Josoa sy ny Zanak’Israely tany andafy andrefan’i Jordana, hatrany Baala-Gada, eo an-dohasahan’i Libanona ka hatramin’ny tendrombohitra mangadihady izay fiakarana ho any Seìra; koa ny taniny dia nomen’i Josoa ny fokon’ny Israely araka ny fizarany,
8
dia ny any amin’ny havoana, any Sefela, any amin’ny tany ngazana, any amin’ny tany an-tsisin’ny tendrombohitra, any an-tany efitra ary any Negeva, dia ny an’ny Hetita, ny Amorita, ny Kananita, ny Perizita, ny Hivita ary ny Jebosita:
9
Ny mpanjakan’i Jeriko, iray; ny mpanjakan’i Ay izay eo anilan’i Betela, iray;
10
ny mpanjakan’i Jerosalema, iray; ny mpanjakan’i Hebrona, iray;
11
ny mpanjakan’i Jarmota, iray; ny mpanjakan’i Lakisy, iray;
12
ny mpanjakan’i Eglona, iray; ny mpanjakan’i Gezera, iray;
13
ny mpanjakan’i Debira, iray; ny mpanjakan’i Gedera, iray;
14
ny mpanjakan’i Horma, iray; ny mpanjakan’i Arada, iray;
15
ny mpanjakan’i Libna, iray; ny mpanjakan’i Adolama, iray;
16
ny mpanjakan’i Makeda, iray; ny mpanjakan’i Betela, iray;
17
ny mpanjakan’i Tapoa, iray; ny mpanjakan’i Hefera, iray;
18
ny mpanjakan’i Afeka, iray; ny mpanjakan’i Lasarona, iray;
19
ny mpanjakan’i Madona, iray; ny mpanjakan’i Hazora, iray;
20
ny mpanjakan’i Simrona-Merona, iray; ny mpanjakan’i Aksafa, iray;
21
ny mpanjakan’i Tanàka, iray; ny mpanjakan’i Megido, iray;
22
ny mpanjakan’i Kadesy, iray; ny mpanjakan’i Jokneama any Karmela, iray;
23
ny mpanjakan’i Dora eo amin’ny havoanan’i Dora, iray; ny mpanjakan’i Goima any Gilgala, iray;
24
ny mpanjakan’i Tirza, iray. Iraika amby telopolo no isan’ny mpanjaka rehetra.
← Chapter 11
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
Chapter 4
Chapter 5
Chapter 6
Chapter 7
Chapter 8
Chapter 9
Chapter 10
Chapter 11
Chapter 12
Chapter 13
Chapter 14
Chapter 15
Chapter 16
Chapter 17
Chapter 18
Chapter 19
Chapter 20
Chapter 21
Chapter 22
Chapter 23
Chapter 24
Chapter 13 →
All chapters:
1
2
3
4
5
6
7
8
9
10
11
12
13
14
15
16
17
18
19
20
21
22
23
24