bible
ra
🌐 Language
English
Español
Français
Deutsch
Português
Italiano
Nederlands
Русский
中文
日本語
한국어
العربية
Türkçe
Tiếng Việt
ไทย
Indonesia
All Languages
Home
/
Malagasy
/
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
/
Job 11
Job 11
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
← Chapter 10
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
Chapter 4
Chapter 5
Chapter 6
Chapter 7
Chapter 8
Chapter 9
Chapter 10
Chapter 11
Chapter 12
Chapter 13
Chapter 14
Chapter 15
Chapter 16
Chapter 17
Chapter 18
Chapter 19
Chapter 20
Chapter 21
Chapter 22
Chapter 23
Chapter 24
Chapter 25
Chapter 26
Chapter 27
Chapter 28
Chapter 29
Chapter 30
Chapter 31
Chapter 32
Chapter 33
Chapter 34
Chapter 35
Chapter 36
Chapter 37
Chapter 38
Chapter 39
Chapter 40
Chapter 41
Chapter 42
Chapter 12 →
1
Dia nandray fitenenana i Zofara namatita hoe:
2
Moa tsy hovaliana va ny teny be toy izany? Ary moa raha maro vava dia ho marina va?
3
Ny bedibedinao va no hampangina ny olona? Dia haniratsira ianao ka tsy hisy handresy lahatra?
4
Hoy ianao: Madio ny teny nalahatro ary tsy nanan-tsiny teo imasonao aho.
5
Enga anie ka hiteny Andriamanitra ka hiloa-bava hamaly anao!
6
Dia hasehony aminao ny fahendrena miafina fa tsy hita lany izany, koa ho fantatrao fa navelan’Andriamanitra ny helokao sasany.
7
Takatry ny sainao va ny fomban’Andriamanitra? Ary hitanao va hatrany amin’ny fahatanterahan’ny Tsitoha?
8
Avo tahaka ny lanitra izany ka inona no hainao atao? Lalina noho ny fitoeran’ny maty* izany ka inona no fantatrao?
9
Mihoatra noho ny tany ny fivelarany ary lehibe noho ny ranomasina.
10
Raha mandroso Izy ka misambotra ary manao fitsarana dia iza moa no mahasakana Azy?
11
Fa Izy mahafantatra ny olon-dratsy ary hitany ny heloka na dia tsy mandinika akory aza Izy.
12
Fa ny fahendren’olombelona dia fahendrena poakaty ary raha vao teraka izy dia toy ny zanaky ny borikidia.
13
Fa raha ampanatrehinao Azy ny fonao ary atantinao Aminy ny tananao
14
ka misy heloka eo an-tananao dia ario lavitra izany ary aza avela hisy ratsy hitoetra ao an-dainao;
15
dia hahazo hanandratra ny tavanao tsy misy tsiny ianao, koa hijoro tsara ary tsy hatahotra;
16
fa ho hadinonao ny fahorianao: toy ny rano efa nandalo no hahatsiarovanao azy.
17
Ary hamirapiratra lavitra noho ny mitataovovonana ny andronao; na dia sendra manjombona aza dia ho tonga tahaka ny maraina.
18
Hatoky ianao satria misy ny fanantenana; eny, hijery manodidina ianao ka handry tsy amin’ahiahy.
19
Dia ho tafandry ianao fa tsy hisy hanaitaitra ary maro no hila sitraka aminao.
20
Fa ny mason’ny ratsy fanahy kosa dia ho pahina ka ho levona avokoa ny toeram-pialofany ary ny fialana aina ihany no hany sisa azony antenaina.
← Chapter 10
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
Chapter 4
Chapter 5
Chapter 6
Chapter 7
Chapter 8
Chapter 9
Chapter 10
Chapter 11
Chapter 12
Chapter 13
Chapter 14
Chapter 15
Chapter 16
Chapter 17
Chapter 18
Chapter 19
Chapter 20
Chapter 21
Chapter 22
Chapter 23
Chapter 24
Chapter 25
Chapter 26
Chapter 27
Chapter 28
Chapter 29
Chapter 30
Chapter 31
Chapter 32
Chapter 33
Chapter 34
Chapter 35
Chapter 36
Chapter 37
Chapter 38
Chapter 39
Chapter 40
Chapter 41
Chapter 42
Chapter 12 →
All chapters:
1
2
3
4
5
6
7
8
9
10
11
12
13
14
15
16
17
18
19
20
21
22
23
24
25
26
27
28
29
30
31
32
33
34
35
36
37
38
39
40
41
42