Job 18
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
8Fa ny tongony ihany no mahatonga azy eo amin’ny fandrika harato ka manitsaka eo amin’ny harato izy;
11Manodidina azy ny fampitahorana mampihorohoro azy ka mampivadi-po azy eny amin’ny alehany rehetra.