bible
ra
🌐 Language
English
Español
Français
Deutsch
Português
Italiano
Nederlands
Русский
中文
日本語
한국어
العربية
Türkçe
Tiếng Việt
ไทย
Indonesia
All Languages
Home
/
Malagasy
/
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
/
Job 14
Job 14
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
← Chapter 13
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
Chapter 4
Chapter 5
Chapter 6
Chapter 7
Chapter 8
Chapter 9
Chapter 10
Chapter 11
Chapter 12
Chapter 13
Chapter 14
Chapter 15
Chapter 16
Chapter 17
Chapter 18
Chapter 19
Chapter 20
Chapter 21
Chapter 22
Chapter 23
Chapter 24
Chapter 25
Chapter 26
Chapter 27
Chapter 28
Chapter 29
Chapter 30
Chapter 31
Chapter 32
Chapter 33
Chapter 34
Chapter 35
Chapter 36
Chapter 37
Chapter 38
Chapter 39
Chapter 40
Chapter 41
Chapter 42
Chapter 15 →
1
Ny olona tera-behivavy! Vitsy andro izy sady vontom-pahoriana.
2
Toy ny voninkazo izy: Mitsimoka dia mihamalazo. Mihelina tahaka ny aloka izy ka tsy maharitra.
3
Kanefa amin’izay toy izany foana no ampihiratanao ny masonao ka izay izaho avy no entinao hifandahatra Aminao amin’ny fitsarana!
4
Iza no olona madio ateraky ny tsy madio? Tsy misy na dia iray akory aza.
5
Raha voafetra ny androny ary voatendrinao ny isan’ny volana iainany ary asianao fefy tsy azony ihoarana
6
dia mitodiha tsy hanatrika azy Ianao mba hitsaharany ka hifaliany amin’ny androny toy ny mpikarama.
7
Fa azo antenaina ny hazo satria na dia kapaina aza izy dia mbola hitsimoka indray ka tsy maintsy hisy ny solofony;
8
na dia efa tonga antitra ao anaty tany aza ny fotony ary maty ao amin’ny vovoka ny vatany,
9
raha mahare ny fofon-drano izy, dia hitsimoka indray ka handrahaka tahaka ny hazo tanora nambolena.
10
Fa ny olona kosa dia maty ka miampatra; eny, miala aina ny olona, dia aiza izy?
11
Misintona ny rano ka miala amin’ny ranomasina; mihena ny ony ka ritra,
12
ary toy izany koa ny olona; mandry izy ka tsy hiarina intsony; eny, raha mbola misy koa ny lanitra dia tsy hahatsiaro izy na hofohazina amin’ny torimasony.
13
Enga anie ka hanafina ahy any amin’ny fitoeran’ny maty* Ianao ka hanafina ahy mandra-pahafaka ny fahatezeranao ary hanendry fetrandro ho ahy ka hahatsiaro ahy.
14
Raha maty ny olona, moa mety ho velona indray va izy? Raha izany dia hiandry aho mandritra ny fotoam-panompoako, mandra-pahatongan’ny fanafahana ahy.
15
Dia hiantso Ianao ary hamaly Anao aho ary mba halahelo ny asan’ny tananao Ianao.
16
Ankehitriny, manisa ny diako Ianao; nefa amin’izay fotoana izay, tsy handinika ny fahotako Ianao,
17
fa ho voaisy tombo-kase ny kitapo misy ny fahadisoako, ary ho voalalotrao tsy ho hita ny heloko.
18
Kanefa na dia ny tendrombohitra aza raha mianjera dia ho potika ary ny vatolampy dia hifindra hiala amin’ny toerany;
19
lanin’ny rano ny vato ary indaosin’ny riaka ny vovo-tany; toy izany no fanimbanao ny fanantenan’ny zanak’olombelona.
20
Mandresy azy ho mandrakizay Ianao dia lasa izy; manova ny tarehiny Ianao, avy eo dia mandroaka azy.
21
Omem-boninahitra va ny zanany? Tsy fantany akory izany. Voaetry va ireo? Tsy hitany akory izany.
22
Ny mihatra amin’ny nofony ihany no mampanaintaina azy ary ny mihatra amin’ny tenany ihany no mampitaraina azy.
← Chapter 13
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
Chapter 4
Chapter 5
Chapter 6
Chapter 7
Chapter 8
Chapter 9
Chapter 10
Chapter 11
Chapter 12
Chapter 13
Chapter 14
Chapter 15
Chapter 16
Chapter 17
Chapter 18
Chapter 19
Chapter 20
Chapter 21
Chapter 22
Chapter 23
Chapter 24
Chapter 25
Chapter 26
Chapter 27
Chapter 28
Chapter 29
Chapter 30
Chapter 31
Chapter 32
Chapter 33
Chapter 34
Chapter 35
Chapter 36
Chapter 37
Chapter 38
Chapter 39
Chapter 40
Chapter 41
Chapter 42
Chapter 15 →
All chapters:
1
2
3
4
5
6
7
8
9
10
11
12
13
14
15
16
17
18
19
20
21
22
23
24
25
26
27
28
29
30
31
32
33
34
35
36
37
38
39
40
41
42