bible
ra
🌐 Language
English
Español
Français
Deutsch
Português
Italiano
Nederlands
Русский
中文
日本語
한국어
العربية
Türkçe
Tiếng Việt
ไทย
Indonesia
All Languages
Home
/
Malagasy
/
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
/
Job 17
Job 17
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
← Chapter 16
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
Chapter 4
Chapter 5
Chapter 6
Chapter 7
Chapter 8
Chapter 9
Chapter 10
Chapter 11
Chapter 12
Chapter 13
Chapter 14
Chapter 15
Chapter 16
Chapter 17
Chapter 18
Chapter 19
Chapter 20
Chapter 21
Chapter 22
Chapter 23
Chapter 24
Chapter 25
Chapter 26
Chapter 27
Chapter 28
Chapter 29
Chapter 30
Chapter 31
Chapter 32
Chapter 33
Chapter 34
Chapter 35
Chapter 36
Chapter 37
Chapter 38
Chapter 39
Chapter 40
Chapter 41
Chapter 42
Chapter 18 →
1
Efa ho ritra ny aiko, efa mitsilopilopy ny androko, efa miandry ahy ny fasana.
2
Eny, mpaneso avokoa no manodidina ahy ary tsy mamela ahy hahita torimaso ny filany ady amiko.
3
Miangavy anao aho, aoka ny tenanao ihany no hiantoka ahy aminao; fa iza moa no hanaiky hiantoka ahy?
4
Fa ny fon’ireto dia voahidinao tsy hidiran’ny fahalalana; koa izany no tsy hanandratanao azy.
5
Toy ny lehilahy manasa ny sakaizany hizara fananana izy nefa pahina ny mason’ny zanany.
6
Ary efa nanao ahy ho ambentinteny amin’ny firenena Izy ary ny tavako ho fandrora.
7
Efa pahina ny masoko noho ny alahelo; efa toy ny aloka ny rantsambatako rehetra.
8
Ankona noho izany ny olona mahitsy ary ny tsy manan-tsiny dia mihendratra mahita ny mpihatsaravelatsihy.
9
Fa ny marina dia mifikitra tsara amin’ny alehany ary izay madio tanana no hitombo hery.
10
Ianareo rehetra ireo, avia! Miverena e! Tsy mahita olon-kendry eo aminareo aho.
11
Mihelina ny androko, voaongotra ny fikasako, dia izay hevitra nofikirin’ny foko indrindra.
12
Ny alina dia ataon’ireny ho antoandro ary ny mazava dia ho efa akaiky, nefa tamy ihany ny maizina.
13
Raha mbola misy antenaiko dia ny fitoeran’ny maty* fonenako ihany; ao amin’ny maizina no hamelarako ny fandrianako.
14
Ny fasana no nantsoiko hoe: Ianao ho raiko! Ary ny kankana: Ianao no reniko sy anabaviko!
15
Fa aiza ary ny fanantenako? Ary iza no mahita azy?
16
Midina any amin’ny vavahadin’ny fitoeran’ny maty izany raha miara-mahita fitsaharana ao amin’ny vovoka izahay.
← Chapter 16
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
Chapter 4
Chapter 5
Chapter 6
Chapter 7
Chapter 8
Chapter 9
Chapter 10
Chapter 11
Chapter 12
Chapter 13
Chapter 14
Chapter 15
Chapter 16
Chapter 17
Chapter 18
Chapter 19
Chapter 20
Chapter 21
Chapter 22
Chapter 23
Chapter 24
Chapter 25
Chapter 26
Chapter 27
Chapter 28
Chapter 29
Chapter 30
Chapter 31
Chapter 32
Chapter 33
Chapter 34
Chapter 35
Chapter 36
Chapter 37
Chapter 38
Chapter 39
Chapter 40
Chapter 41
Chapter 42
Chapter 18 →
All chapters:
1
2
3
4
5
6
7
8
9
10
11
12
13
14
15
16
17
18
19
20
21
22
23
24
25
26
27
28
29
30
31
32
33
34
35
36
37
38
39
40
41
42