bible
ra
🌐 Language
English
Español
Français
Deutsch
Português
Italiano
Nederlands
Русский
中文
日本語
한국어
العربية
Türkçe
Tiếng Việt
ไทย
Indonesia
All Languages
Home
/
Malagasy
/
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
/
1 Chronicles 1
1 Chronicles 1
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
Chapter 4
Chapter 5
Chapter 6
Chapter 7
Chapter 8
Chapter 9
Chapter 10
Chapter 11
Chapter 12
Chapter 13
Chapter 14
Chapter 15
Chapter 16
Chapter 17
Chapter 18
Chapter 19
Chapter 20
Chapter 21
Chapter 22
Chapter 23
Chapter 24
Chapter 25
Chapter 26
Chapter 27
Chapter 28
Chapter 29
Chapter 2 →
1
I Adama, i Seta, i Enôsa,
2
i Kainàna, i Malaleela, i Jareda,
3
i Henoka, i Matosale, i Lameka,
4
i Nôe, i Sema, i Kama, i Jafeta.
5
Zanak’i Jafeta: i Gômera, i Magôga, i Madaia, i Javàna, i Tobala, i Mosaoka, ary i Tirasa.
6
Zanak’i Gômera: i Aseneza, i Rifata, ary i Tôgorim.
7
Zanak’i Javàna: i Elisà, i Tarsisa, i Setima, ary i Dôdanima.
8
Zanak’i Kama: i Kosa, i Mesraima, i Fota, i Kanaana.
9
Zanak’i Kosa: i Sabà, i Hevilà, i Sabata, i Regmà ary i Sabatakà. Zanak’i Regmà: i Sabà sy i Dadàna.
10
I Kosa niteraka an’i Nemrôda; izy ity no nanomboka nanam-pahefana teto ambonin’ny tany.
11
I Mesraima niteraka ny Lodima, ny Anamima, ny Laabima, ny Neftohìma,
12
ny Fetrôsima, ny Kaslihima izay niavian’ny Filistinina, sy ny Kaftôrima.
13
I Kanaàna niteraka an’i Sidona, lahimatoany, sy i Heta,
14
ary koa ny Jeboseanina, ny Amôreana, ny Jerzeseanina,
15
ny Heveanina, ny Arakeanina, ny Sineanina,
16
ny Aradianina, ny Samareanina, ny Hamateanina.
17
Zanak’i Sema: i Elama, i Asora, i Arfaksada, i Loda, i Arana, i Hosa, i Hola, i Getera ary i Mosaoka.
18
I Arfaksada niteraka an’i Sale, ary i Sale niteraka an’i Hebera.
19
Roa no zanaka lahy naterak’i Hebera: ny anaran’ny anankiray dia Falega, fa tamin’ny androny no nizarana ny tany; ary ny anaran’ny rahalahiny kosa dia Jektàna.
20
Ny naterak’i Jektàna dia i Elmôdada, i Salefa, i Asarmota, i Jare,
21
i Adôrama, i Hozala, i Deklà,
22
i Hebala, i Abimaela, i Sabà,
23
i Ofira, i Hevilà ary i Jôbada. Izy rehetra ireo dia zanaka lahin’i Jektàna.
24
I Sema, i Arfaksada, i Sale,
25
i Hebera, i Falega, i Regao,
26
i Seroga, i Nakôra, i Tare,
27
i Abrama, izay hoe: Abrahama.
28
Zanak’i Abrahama; i Isaaka sy i Ismaely.
29
Ka izao no taranak’ireo: I Nabaiôta, zanak’i Ismaely lahimatoa, i Sedara, i Abdeela, i Mabsana,
30
i Masmà, i Domà, i Masà, i Hadada, i Temà,
31
i Jetora, i Nafisa, i Kedmà. Ireo no zanaka lahin’i Ismaela.
32
Zanaka lahin’i Setorà, vaditsindranon’i Abrahama: ny naterany dia i Zamrama, i Jeksàna, i Madàna, i Madiàna, i Jesbaoka, ary i Soe. Zanak’i Jeksàna: i Sabà sy i Dadàna.
33
Zanak’i Madiàna: i Efah, i Efera, i Henoka, i Abidà, ary i Eldaà. Izy rehetra ireo dia zanak’i Setorà.
34
I Abrahama niteraka an’i Isaaka. Zanak’i Isaaka: i Esao sy i Jakôba.
35
Zanak’i Esao: i Elifaza, i Rahoela, i Jehosa, i Ihelona ary i Kôre.
36
Zanak’i Elifaza: i Temàna, i Omara, i Sefè, i Gatàna, i Seneza, i Tamnà;
37
Zanak’i Rahoela: i Nahata, i Zarà, i Samà, ary i Mezà.
38
Zanak’i Seirà: i Lôtàna, i Sobala, i Sebeôna, i Anà, i Sisôna, i Esera, ary i Disàna.
39
Zanak’i Lôtàna: i Hôri, sy i Hômama. Anabavin’i Lôtàna: i Thamnà.
40
Zanak’i Sobala: i Aliàna, i Manahata, i Ebala, i Sefà, ary i Omana. Zanak’i Sebôna: i Aià sy i Anà. Zanak’i Anà: i Disona.
41
Zanak’i Disona: i Hamràna, i Esebàna, i Jetràna, ary i Karàna.
42
Zanak’i Esera: i Balaàna, i Zavàna ary i Jakàna. Zanak’i Disàna: i Hosa sy i Aràna.
43
Ireto no mpanjaka efa nanjaka tany amin’ny tany Edôma, talohan’ny nisian’ny mpanjaka nanjaka tamin’ny zanak’i Israely: i Bela, zanak’i Beôra, ary Denabà no anaran-tanànany.
44
Maty i Bela, ka i Jôbaba zanak’i Zare avy any Bôsrà no nanjaka nandimby azy.
45
Maty i Jôbaba, ka i Hosama avy any amin’ny tanin’ny Temanita no nanjaka nandimby azy.
46
Maty i Hosama, ka i Hadada zanak’i Badada no nanjaka nandimby azy; izy no nandresy ny Madianita tany amin’ny tanin’i Moaba. Avita no anaran-tanànany.
47
Maty i Hadada, ka i Semlà, avy any Masrekà no nanjaka nandimby azy.
48
Maty i Semlà, ka i Saola avy any Rohôbôta, amoron’ny Ony, no nanjaka nandimby azy.
49
Maty i Saola ka i Balanàna zanak’i Akobôra no nanjaka nandimby azy.
50
Maty i Balanàna ka i Hadada no nanjaka nandimby azy; Fao no anaran-tanànany, ary ny anaran’ny vadiny dia Meetabela, zanaka vavin’i Matreda, zanaka vavin’i Mezaaba.
51
Ary maty i Hadada. Ny loham-pirenen’i Edôma dia ireto: i Tamnà loham-pirenena, i Alvà loham-pirenena, i Jeteta loham-pirenena,
52
i Ohôlibamà loham-pirenena, i Elà loham-pirenena,
53
i Finôna loham-pirenena, i Seneza loham-pirenena, i Temàna loham-pirenena, i Nabasa loham-pirenena,
54
i Magdiela loham-pirenena, i Hirama loham-pirenena. Ireo no loham-pirenen’i Edôma.
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
Chapter 4
Chapter 5
Chapter 6
Chapter 7
Chapter 8
Chapter 9
Chapter 10
Chapter 11
Chapter 12
Chapter 13
Chapter 14
Chapter 15
Chapter 16
Chapter 17
Chapter 18
Chapter 19
Chapter 20
Chapter 21
Chapter 22
Chapter 23
Chapter 24
Chapter 25
Chapter 26
Chapter 27
Chapter 28
Chapter 29
Chapter 2 →
All chapters:
1
2
3
4
5
6
7
8
9
10
11
12
13
14
15
16
17
18
19
20
21
22
23
24
25
26
27
28
29