bible
ra
🌐 Language
English
Español
Français
Deutsch
Português
Italiano
Nederlands
Русский
中文
日本語
한국어
العربية
Türkçe
Tiếng Việt
ไทย
Indonesia
All Languages
Home
/
Malagasy
/
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
/
1 Chronicles 8
1 Chronicles 8
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
← Chapter 7
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
Chapter 4
Chapter 5
Chapter 6
Chapter 7
Chapter 8
Chapter 9
Chapter 10
Chapter 11
Chapter 12
Chapter 13
Chapter 14
Chapter 15
Chapter 16
Chapter 17
Chapter 18
Chapter 19
Chapter 20
Chapter 21
Chapter 22
Chapter 23
Chapter 24
Chapter 25
Chapter 26
Chapter 27
Chapter 28
Chapter 29
Chapter 9 →
1
Ny naterak’i Benjamina dia i Bela lahy matoany, i Asbela lahy aivo, i Aharà fahatelo,
2
i Nohaà fahefatra, ary i Rafà fahadimy.
3
Ny zanaka lahin’i Bela dia i Adara, i Gerà, i Abioda,
4
i Abisoe, i Naamàna, i Ahôe,
5
i Gerà, i Sefofàna ary i Horama.
6
Izao no zanaka lahin’i Ahoda: lohan’ny fianakaviana nonina tao Gabaà izy ireo, ary nafindrany tany Manahata:
7
i Naamàna, i Akià, ary i Gerà ilay namindra azy sy niteraka an’i Ozà sy Ahioda.
8
Niteraka tao amin’ny tanin’i Moaba, i Saharaima, taorian’ny nisaorany an’i Hosima sy i Barà, vadiny.
9
I Hodesa vadiny no niterahany an’i Jôbaba, i Sebià, i Mosà, i Molkôma, i Jehosa, i Sekià ary i Marmà.
10
Ireo no zanany lahy, loham-pianakaviana.
11
Ary i Hosima no niterahany an’i Abitoba sy i Elfaala.
12
Zanakalahin’i Elfaala: i Hebera, i Misaama ary i Samada, izay nanorina an’i Onô sy i Loda mbamin’ny tanàna momba azy.
13
I Barià sy i Samà, lohan’ny fianakaviana nonina tao Aialôna no nampandositra ny mponina tao Geta.
14
I Ahiaô, i Sesàka, i Jerimota,
15
i Zabadia, i Aroda, i Hedera,
16
i Mikaela, i Jesfà ary i Jôhà no zanaka lahin’i Barià.
17
I Zabadia, i Mosoliama, i Hezesì, i Hebera,
18
i Jesamarì, i Jezlia, ary i Jôbaba no zanak’i Elfaala.
19
I Jasima, i Zekria, i Zabdia,
20
i Eliônaia, i Seletaia, i Eliela,
21
i Adaia, i Baraià ary i Semarata no zanak’i Semeià.
22
I Jesfàna, i Hebera, i Eliela,
23
i Abdôna, i Zekria, i Hanàna,
24
i Hananià, i Elama, i Anatôtià,
25
i Jefdaià ary i Fanoela no zanak’i Sesàka.
26
I Samsarì, i Sohorià, i Otolià,
27
i Jersià, i Elià ary i Zekrià no zanak’i Jerôhama.
28
Loham-pianakaviana ireo, samy loholona araka ny fiaviam-pianakaviany, ary nonina tao Jerosalema.
29
Tao Gabaôna no nonina ny rain’i Gabaôna, ary Maakà no anaran’ny vadiny.
30
I Abdôna no zanany lahimatoa, dia i Sora, i Kisa, i Baala, i Nadaba,
31
i Gedôra, i Ahiao ary i Zakera.
32
I Makelôta niteraka an’i Samaà. Nonina tao akaikin’ny rahalahiny koa ireo tao Jerosalema, niaraka tamin’ny rahalahiny.
33
I Nera niteraka an’i Kisa, i Kisa niteraka an’i Saola, i Saola niteraka an’i Jonatàna, i Melkiasoa, i Abinadaba ary i Esbaala.
34
Zanaka lahin’i Jonatàna: i Meribaala. I Meribaala niteraka an’i Mikà.
35
Zanaka lahin’i Mikà: i Fitôna, i Meleka, i Toraà sy i Akaza.
36
I Akaza niteraka an’i Joada, i Joada niteraka an’i Alamata, i Azmota ary i Zamrì, i Zamrì niteraka an’i Mosà,
37
i Mosà niteraka an’i Banaà, i Rafà zanany, i Falsà zanany, i Asela zanany.
38
Nanan-janaka enin-dahy i Asela ka ireto avy no anarany: Ezrikama, Bôkro, Ismaela, Sarià, Obadià ary Hanàna: zanak’i Asela avokoa ireo.
39
Zanaka lahin’i Eseka rahalahiny: i Olama lahimatoany, i Jehosa faharoa, ary i Elifaleta fahatelo.
40
Ny zanaka lahin’i Olama dia lehilahy mahery sady mpandefa zana-tsipìka; ary nanan-janaka lahy aman-jafy maro izy ireo, dia 150. Ireo rehetra ireo dia taranak’i Benjamina avokoa.
← Chapter 7
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
Chapter 4
Chapter 5
Chapter 6
Chapter 7
Chapter 8
Chapter 9
Chapter 10
Chapter 11
Chapter 12
Chapter 13
Chapter 14
Chapter 15
Chapter 16
Chapter 17
Chapter 18
Chapter 19
Chapter 20
Chapter 21
Chapter 22
Chapter 23
Chapter 24
Chapter 25
Chapter 26
Chapter 27
Chapter 28
Chapter 29
Chapter 9 →
All chapters:
1
2
3
4
5
6
7
8
9
10
11
12
13
14
15
16
17
18
19
20
21
22
23
24
25
26
27
28
29