bible
ra
🌐 Language
English
Español
Français
Deutsch
Português
Italiano
Nederlands
Русский
中文
日本語
한국어
العربية
Türkçe
Tiếng Việt
ไทย
Indonesia
All Languages
Home
/
Malagasy
/
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
/
1 Chronicles 25
1 Chronicles 25
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
← Chapter 24
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
Chapter 4
Chapter 5
Chapter 6
Chapter 7
Chapter 8
Chapter 9
Chapter 10
Chapter 11
Chapter 12
Chapter 13
Chapter 14
Chapter 15
Chapter 16
Chapter 17
Chapter 18
Chapter 19
Chapter 20
Chapter 21
Chapter 22
Chapter 23
Chapter 24
Chapter 25
Chapter 26
Chapter 27
Chapter 28
Chapter 29
Chapter 26 →
1
Natokan’i Davida sy ireo komandin’ny tafika, hanaovana ny fanompoana, ny sasany amin’ny taranak’i Asafa sy i Hemàna ary i Iditona izay naminany tamin’ny harpa aman-dokanga ary kipantsona. Izao no isan’ireo izay manana anjara raharaha amin’ny fanompoana.
2
Amin’ny zanaka lahin’i Asafa: i Zakora, i Josefa, i Natanià ary i Asarelà, ireo no zanaka lahin’i Asafa, tarik’i Asafa, naminany araka ny didy avy amin’ny mpanjaka.
3
Amin’i Iditona, ny zanaka lahin’i Iditona: i Godohiasa, i Sorỳ, i Jereiasa, i Hasabiasa, i Matatiasa, ary i Semeià, enina izy araka ny didin’i Iditona rainy, izay naminany tamin’ny lokanga hidera sy hankalaza an’i Iaveh.
4
Amin’i Hemàna, ny zanaka lahin’i Hemàna: i Boksiao, i Mataniaò, i Ozilea, i Soboela, i Jerimota, i Hanaiasa, i Hananỳ, i Eliata, i Gedeltỳ, i Rômentiezera, i Jesbakasà, i Melotì, i Otira, ary i Mahaziôta.
5
Izy rehetra ireo dia zanaka lahin’i Hemàna, izay mpahitan’ny mpanjaka, amin’ny tenin’Andriamanitra, hankalaza ny fahefany. Zazalahy 14 sy zazavavy telo no nomen’Andriamanitra an’i Hemàna.
6
Ireo Levita rehetra ireo dia samy notarihin’ny rainy avy, hanao ny hira ao an-tranon’i Iaveh, ka nanana kipantsona sy lokanga ary harpa, hanaovana ny fanompoana ao an-tranon’Andriamanitra, eo ambany fifehezan’i Davida sy i Asafa ary i Iditona sy i Hemàna.
7
Ny isan’izy ireo, mbamin’ny rahalahiny, izay efa nianatra nihira ho an’i Iaveh, izay rehetra efa nahay tsara, dia 288.
8
Filokana no nataon’izy ireo na kely na lehibe na ny mpampianatra na ny mpianatra, ny amin’ny anjara raharahany.
9
Ny loka voalohany, amin’ireo an’i Asafa, dia nahazo an’i Josefa; ny faharoa, an’i Godoliasa; izy mbamin’ireo rahalahiny sy ny zanany lahy: 12;
10
ny fahatelo, an’i Zakora mbamin’ireo zanany aman-drahalahiny: 12;
11
ny fahefatra an’i Isarì mbamin’ireo zanany aman-drahalahiny: 12;
12
ny fahadimy an’i Nathanià, mbamin’ireo zanany aman-drahalahiny: 12;
13
ny fahenina an’i Boksiao mbamin’ireo zanany aman-drahalahiny: 12;
14
ny fahafito an’i Israely mbamin’ireo zanany aman-drahalahiny: 12;
15
ny fahavalo an’i Jesaiasa mbamin’ireo zanany aman-drahalahiny: 12;
16
ny fahasivy an’i Mataniasa, mbamin’ireo zanany aman-drahalahiny: 12;
17
ny fahafolo an’i Semeiàsa mbamin’ireo zanany aman-drahalahiny: 12;
18
ny faha-11, an’i Azareela mbamin’ireo zanany aman-drahalahiny: 12;
19
ny faha-12, an’i Hasabiasa mbamin’ireo zanany aman-drahalahiny: 12;
20
ny faha-13, an’i Soboela mbamin’ireo zanany aman-drahalahiny: 12;
21
ny faha-14, an’i Matatiasa, mbamin’ireo zanany aman-drahalahiny: 12;
22
ny faha-15, an’i Jerimota mbamin’ireo zanany aman-drahalahiny: 12;
23
ny faha-16, an’i Hananiasa mbamin’ireo zanany aman-drahalahiny: 12;
24
ny faha-17, an’i Jesbakasà mbamin’ireo zanany aman-drahalahiny: 12;
25
ny faha-18, an’i Hananì mbamin’ireo zanany aman-drahalahiny: 12;
26
ny faha-19, an’i Melotì mbamin’ireo zanany aman-drahalahiny: 12;
27
ny faha-20, an’i Eliatà, mbamin’ireo zanany aman-drahalahiny: 12;
28
ny faha-21, an’i Otira mbamin’ireo zanany aman-drahalahiny: 12;
29
ny faha-22, an’i Gedeltì, mbamin’ireo zanany aman-drahalahiny: 12;
30
ny faha-23, an’i Mahaziôta mbamin’ireo zanany aman-drahalahiny: 12;
31
ny faha-24, an’i Rômentiezera mbamin’ireo zanany aman-drahalahiny: 12.
← Chapter 24
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
Chapter 4
Chapter 5
Chapter 6
Chapter 7
Chapter 8
Chapter 9
Chapter 10
Chapter 11
Chapter 12
Chapter 13
Chapter 14
Chapter 15
Chapter 16
Chapter 17
Chapter 18
Chapter 19
Chapter 20
Chapter 21
Chapter 22
Chapter 23
Chapter 24
Chapter 25
Chapter 26
Chapter 27
Chapter 28
Chapter 29
Chapter 26 →
All chapters:
1
2
3
4
5
6
7
8
9
10
11
12
13
14
15
16
17
18
19
20
21
22
23
24
25
26
27
28
29