bible
ra
🌐 Language
English
Español
Français
Deutsch
Português
Italiano
Nederlands
Русский
中文
日本語
한국어
العربية
Türkçe
Tiếng Việt
ไทย
Indonesia
All Languages
Home
/
Malagasy
/
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
/
1 Chronicles 3
1 Chronicles 3
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
← Chapter 2
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
Chapter 4
Chapter 5
Chapter 6
Chapter 7
Chapter 8
Chapter 9
Chapter 10
Chapter 11
Chapter 12
Chapter 13
Chapter 14
Chapter 15
Chapter 16
Chapter 17
Chapter 18
Chapter 19
Chapter 20
Chapter 21
Chapter 22
Chapter 23
Chapter 24
Chapter 25
Chapter 26
Chapter 27
Chapter 28
Chapter 29
Chapter 4 →
1
Ireto no zanaka lahin’i Davida naterany tany Hebrôna: i Amôna lahy matoa, zanak’i Akinôama, avy any Jezraela, i Daniela zanak’i Abigaila avy any Karmela, lahy aivo,
2
i Absalôma zanak’i Maakà, zanaka vavin’i Tolmaia mpanjakan’i Gesora, fahatelo; i Adoniasa zanak’i Hagita, fahefatra;
3
i Safatiasa zanak’i Abitala, fahadimy; i Jetraama zanak’i Eglà vadiny, fahenina.
4
Izy enin-dahy ireo no naterany tany Hebrôna, izay nanjakany fito taona sy enim-bolana.
5
Nanjaka tany Jerosalema 33 taona indray izy. Ary ireto no naterany tany Jerosalema: i Simaà, i Sôbaba, i Natàna, i Salômôna, efa-dahy, tamin’i Betsoe zanaka vavin’i Amiela;
6
i Jebaara, i Elisamà, i Elifalela,
7
i Nôge, i Nefega, i Jafia,
8
i Elisamà, i Eliadà, i Elifeleta: sivy.
9
Ireo no zanaka lahin’i Davida rehetra, fa ny zana-baditsindranony, tsy nisaina. Ary anabavin’ireo i Tamara.
10
Zanaka lahin’i Salômôna: i Rôbôama; i Abiasa zanany, i Asà zanany, i Jôsafata zanany,
11
i Jôrama zanany, i Okoziasa zanany, i Jôasa zanany,
12
i Amaziasa zanany, i Azariasa zanany, i Joatama zanany,
13
i Akaza zanany, i Ezekiasa zanany, i Manase zanany,
14
i Amôna zanany, i Josiasa zanany.
15
Zanaka lahin’i Josiasa: i Johanàna no lahy matoa, i Jôakima no lahy aivo, i Sedesiasa no fahatelo, i Seloma no fahefatra.
16
Zanaka lahin’i Jôakima: i Jekôniasa zanany, i Sedesiasa zanany.
17
Zanaka lahin’i Jekôniasa: i Asira, i Salatiela zanany,
18
i Melkirama, i Fadaia, i Senezera, i Jesemiasa, i Samà, ary i Nadabiasa.
19
Zanaka lahin’i Fadaiasa: i Zôrôbabela sy i Semeià. Zanaka lahin’i Zôrôbabela: i Mosolama, i Hananiasa ary i Salômita, anabavin’ireo;
20
ary i Hasabàna, i Ohala, i Barakiasa, i Hasadiasa, i Josabeseda, dimy izy.
21
Zanaka lahin’i Hananiasa: i Faltiasa sy i Jeseiasa, ny zana-dRefaià, ny zanak’i Arnàna, ny zanak’i Obadià, ny zanak’i Sekeniasa.
22
Zanaka lahin’i Sekeniasa: i Semeià. Zanaka lahin’i Semeià: i Hatosa, i Jegaala, i Barià, i Naarià, i Safata, enina izy.
23
Zanaka lahin’i Naarià: i Eliôenaia, i Ezekiasa ary i Ezrikama, telo izy.
24
Zanaka lahin’i Eliôenaia: i Odoià, i Eliasoba, i Feleià, i Akoba, i Johanàna, i Dalaià, ary i Ananì: fito izy.
← Chapter 2
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
Chapter 4
Chapter 5
Chapter 6
Chapter 7
Chapter 8
Chapter 9
Chapter 10
Chapter 11
Chapter 12
Chapter 13
Chapter 14
Chapter 15
Chapter 16
Chapter 17
Chapter 18
Chapter 19
Chapter 20
Chapter 21
Chapter 22
Chapter 23
Chapter 24
Chapter 25
Chapter 26
Chapter 27
Chapter 28
Chapter 29
Chapter 4 →
All chapters:
1
2
3
4
5
6
7
8
9
10
11
12
13
14
15
16
17
18
19
20
21
22
23
24
25
26
27
28
29