bible
ra
🌐 Language
English
Español
Français
Deutsch
Português
Italiano
Nederlands
Русский
中文
日本語
한국어
العربية
Türkçe
Tiếng Việt
ไทย
Indonesia
All Languages
Home
/
Malagasy
/
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
/
Deuteronomy 24
Deuteronomy 24
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
← Chapter 23
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
Chapter 4
Chapter 5
Chapter 6
Chapter 7
Chapter 8
Chapter 9
Chapter 10
Chapter 11
Chapter 12
Chapter 13
Chapter 14
Chapter 15
Chapter 16
Chapter 17
Chapter 18
Chapter 19
Chapter 20
Chapter 21
Chapter 22
Chapter 23
Chapter 24
Chapter 25
Chapter 26
Chapter 27
Chapter 28
Chapter 29
Chapter 30
Chapter 31
Chapter 32
Chapter 33
Chapter 34
Chapter 25 →
1
«Raha misy lehilahy naka vady sy efa nampakatra azy, ka avy izay tsy nahitan-dravehivavy fitia eo imasony indray, fa misy zava-mahadikidiky hitany aminy, dia aoka hanoratra taratasy fisaoram-bady ho an-dravehivavy izy, ka rehefa voatolony eo an-tanany izany, dia halefany hiala ao an-tranony izy.
2
Ary rehefa niala tao aminy izy, dia handeha ka afaka manambady olon-kafa.
3
Raha tsy tia azy koa ity vadiny faharoa, ka nanoratra taratasy fisaoram-bady ho azy, sy efa nanolotra izany eo an-tanany, sady efa nampiala azy tao an-tranony, na sendra maty izany lehilahy nanambady azy fanindroany izany,
4
dia tsy mahazo manambady azy intsony ilay vadiny voalohany efa nisaotra azy, rahefa voaloto izy, satria fahavetavetana eo imason’i Iaveh izany, ka aza mampiditra fahotana amin’ny tany omen’i Iaveh Andriamanitrao ho lovanao.»
5
«Ny lehilahy vao nampaka-bady dia tsy handeha hiantafika ary tsy hampanaovina raharaha momba ny fitondram-bahoaka, fa ho afaka hikarakara ny tokantranony herintaona izy ary hampifaly ny vady vao nampakariny.
6
«Aza misy maka ny vato roa fikosoham-bary ho antoka, na ny vatony ambony, fa maka ny aina ho antoka izany.
7
«Raha misy olona azo nangalatra ny anankiray amin’ny rahalahiny ao amin’ny zanak’i Israely ka nanandevo azy, na nivarotra azy, dia hoheloin-ko faty izany mpangalatra izany. Izany no hamongoranao ny ratsy eo afovoanao.
8
«Tandremo amin’ny fery habokana, ka tovy tsara sy araho izay rehetra hatoron’ny mpisorona levitika anareo, araho tsara avokoa izay rehetra nandidiako azy.
9
Tsarovy ny nataon’i Iaveh Andriamanitrao tamin’i Maria teny an-dalana, tamin’ny nivoahanareo tany Ejipta.
10
«Raha nampisambo-javatra ny namana ianao, na inona na inona izany, dia aza miditra ao an-tranony handray ny antoka aminy,
11
fa andraso eo alatrano, ary ilay nampisamborinao dia hitondra ny antoka eo aminao eo alatrano.
12
Raha mahantra izany lehilahy izany, dia aza mandry mitana ny antoka avy aminy ianao,
13
fa raha maty masoandro avereno mihitsy any aminy ny antoka mba handriany amin’ny lambany, ka hitso-drano anao izy, dia ho fahamarinana ho anao eo anatrehan’i Iaveh Andriamanitrao izany.
14
«Aza mampahory ny mpikarama mahantra sy tsy manana, na ny anankiray amin’ny rahalahinao izany, na ny anankiray amin’ny vahiny mitoetra amin’ny taninao, ao anatin’ny vavahadinao.
15
Omeo androtr’iny ihany ny karamany, ary aza avela ho tratry ny masoandro milentika izany trosa izany, fa mahantra izy, ka andrasan’ny fanahiny izany; raha tsy izany dia hotaraininy amin’i Iaveh ianao, ary hahazo fahotana.
16
«Ny ray tsy hovonoina ho solon-janany, ny zanaka tsy hovonoina ho solon-drainy; fa isam-batan’olona dia samy ho fatin’ny fahotana nataony avy.
17
«Aza manao ny tsy an-drariny amin’ny vahiny sy ny kamboty; ary aza maka ny fitafian’ny mpitondratena ho antoka.
18
Tsarovy fa efa mba andevo tany Ejipta koa ianao, saingy navotan’i Iaveh Andriamanitrao, ka izany no andidiako anao hanao toy izany.
19
«Raha mijinja ny varinao any an-tsaha ianao, ka misy amboara hadinonao any an-tsaha, aza miverina haka izany intsony, fa aoka ho an’ny vahiny sy ny kamboty ary ny mpitondratena izany, mba hanambinan’i Iaveh Andriamanitrao anao amin’ny asan-tananao rehetra.
20
Raha manintsana ny fototr’ôliva ianao, dia aza savana indray ato aoriana, fa aoka ho an’ny vahiny sy ny kamboty ary ny mpitondratena, ny sisa mijanona.
21
Raha mioty ny voalobokao ianao, dia aza tsimponina indray atỳ aoriana ny salohiny sisa, fa aoka ho an’ny vahiny sy ny kamboty ary ny mpitondratena izany.
22
Tsarovy fa efa mba andevo tany amin’ny tany Ejipta koa ianao, ka izany no andidiako anao hanao toy izany.»
← Chapter 23
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
Chapter 4
Chapter 5
Chapter 6
Chapter 7
Chapter 8
Chapter 9
Chapter 10
Chapter 11
Chapter 12
Chapter 13
Chapter 14
Chapter 15
Chapter 16
Chapter 17
Chapter 18
Chapter 19
Chapter 20
Chapter 21
Chapter 22
Chapter 23
Chapter 24
Chapter 25
Chapter 26
Chapter 27
Chapter 28
Chapter 29
Chapter 30
Chapter 31
Chapter 32
Chapter 33
Chapter 34
Chapter 25 →
All chapters:
1
2
3
4
5
6
7
8
9
10
11
12
13
14
15
16
17
18
19
20
21
22
23
24
25
26
27
28
29
30
31
32
33
34
Recommended Reading
Commentary
Deuteronomy Commentaries
→
Devotional
Deuteronomy Devotional Guide
→
Get This Bible
Malagasy (Baiboly Katolika) Study Bible
→