bible
ra
🌐 Language
English
Español
Français
Deutsch
Português
Italiano
Nederlands
Русский
中文
日本語
한국어
العربية
Türkçe
Tiếng Việt
ไทย
Indonesia
All Languages
Home
/
Malagasy
/
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
/
Numbers 2
Numbers 2
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
← Chapter 1
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
Chapter 4
Chapter 5
Chapter 6
Chapter 7
Chapter 8
Chapter 9
Chapter 10
Chapter 11
Chapter 12
Chapter 13
Chapter 14
Chapter 15
Chapter 16
Chapter 17
Chapter 18
Chapter 19
Chapter 20
Chapter 21
Chapter 22
Chapter 23
Chapter 24
Chapter 25
Chapter 26
Chapter 27
Chapter 28
Chapter 29
Chapter 30
Chapter 31
Chapter 32
Chapter 33
Chapter 34
Chapter 35
Chapter 36
Chapter 3 →
1
Ary niteny tamin’i Môizy i Iaveh nanao hoe:
2
«Ny zanak’i Israely dia samy hitoby eo akaikin’ny fanevany, sy ho eo am-pototry ny sainan’ny fokom-pianakaviany avy. Manandrify sy manodidina ny trano lay fihaonana no hitobian’izy ireo.»
3
Ny fanevan’ny tobin’i Jodà no hiorin-dasy eo anoloany eo amin’ny lafiny atsinanana mbamin’ny antokony avy. Ny filohan’ny taranak’i Jodà dia i Nahasôna zanak’i Aminadaba,
4
ary 74.600 ny antoko-miaramilany araka ny lehilahy voaisa.
5
Ny fokon’i Isakara no hitoby eo anilany. Ny filohan’ny taranak’i Isakara dia i Natanaely zanak’i Soara,
6
ary 54.400 ny antoko-miaramilany, araka ny lehilahy voaisa.
7
Manaraka izany dia ny fokon’i Zabolôna. Ny filohan’ny taranak’i Zabolôna dia i Eliaba zanak’i Helona,
8
ary 57.400 ny antoko-miaramilany araka ny lehilahy voaisa.
9
Araka ny lehilahy voaisa dia 186.400 no totalin’ny eo amin’ny tobin’i Jodà, araka ny antokony avy. Ireo no ho lohalalana rehefa hiainga.
10
Ny fanevan’ny tobin-dRobena no ho eo amin’ny lafiny atsimo mbamin’ny antokony avy. Ny filohan’ny tarana-dRobena dia i Elizora zanak’i Sedeora.
11
Ary 46.500 ny antoko-miaramilany, araka ny lehilahy voaisa.
12
Ny fokon’i Simeôna no hitoby eo anilany. Ny filohan’ny taranak’i Simeôna, dia i Salamiela zanak’i Sorisadaia;
13
ary 59.300 ny antoko-miaramilany, araka ny lehilahy voaisa.
14
Manaraka izany dia ny fokon’i Gada. Ny filohan’ny taranak’i Gada dia i Eliazafa zanak’i Doela,
15
ary 45.650 ny antoko-miaramilany, araka ny lehilahy voaisa.
16
Ka dia 151.450 no totalin’ny eo amin’ny tobin-dRobena, araka ny lehilahy voaisa manaraka ny antokony avy. Ireo no ho laharana faharoa eny an-dalana.
17
Izay vao handroso ny trano lay fihaonana, ny antokon’ny Levita eo afovoan’ny toby rehetra. Ary araka ny filaharany eo an-dasy ihany no ho fandehany eny an-dalana koa, samy eo an-daharany manaraka ny fanevany avy.
18
Ny fanevan’i Efraima no ho eo andrefana, mbamin’ny antokony. Ny filohan’ny taranak’i Efraima, dia Elisamà zanak’i Amioda:
19
ary 40.500 ny antoko-miaramilany, araka ny lehilahy voaisa.
20
Ny fokon’i Manase no hitoby eo anilany. Ny filohan’ny taranak’i Manase dia i Gamaliela zanak’i Fadasora,
21
ary 32.200 ny antoko-miaramilany, araka ny lehilahy voaisa.
22
Manaraka izany, dia ny fokon’i Benjamina. Ny filohan’ny taranak’i Benjamina dia i Abidàna zanak’i Jedeôna,
23
ary 35.400 ny antoko-miaramilany, araka ny lehilahy voaisa.
24
Ka dia 18.100 no totalin’ny eo amin’ny tobin’i Efraima, araka ny lehilahy voaisa, manaraka ny antokony avy. Ireo no laharana fahatelo eny an-dalana.
25
Ny fanevan’ny tobin’i Dana no ho eo avaratra, mbamin’ny antokony. Ny filohan’ny taranak’i Dana dia i Ahiesera zanak’i Amisadaìa;
26
ary 62.700 ny antoko-miaramilany, araka ny lehilahy voaisa.
27
Ny fokon’i Asera no hitoby eo anilany. Ny filohan’ny taranak’i Asera dia i Fegiela zanak’i Okrana,
28
ary 41.500 ny antoko-miaramilany, araka ny lehilahy voaisa.
29
Manaraka izany dia ny fokon’i Neftalì. Ny filohan’ny taranak’i Neftalì dia i Ahira zanak’i Enàna,
30
ary 53.400 ny antoko-miaramilany, araka ny lehilahy voaisa.
31
Ka dia 157.600 no totalin’ny eo amin’ny tobin’i Dana, araka ny lehilahy voaisa. Ireo kosa no ho vodilalana manaraka ny fanevany avy.
32
Ireo no isan’ny zanak’i Israely voasoratra tamin’ny fanisana azy, araka ny fokom-pianakaviany avy. 603.550 no totalin’ny lehilahy voaisa, voatokotoko isan-tobiny araka ny antoko-miaramilany avy.
33
Tsy anisan’ny voaisa niaraka tamin’ny zanak’i Israely ny Levita, araka ny nandidian’i Iaveh an’i Môizy.
34
Notanterahin’ny zanak’i Israely avokoa izay rehetra nandidian’i Iaveh an’i Môizy. Toy izany no nitobiany samy araka ny fanevany avy. Toy izany no nilaharany teo am-pandehanana araka ny fianakaviany avy sy ny tokom-pianakaviany avy.
← Chapter 1
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
Chapter 4
Chapter 5
Chapter 6
Chapter 7
Chapter 8
Chapter 9
Chapter 10
Chapter 11
Chapter 12
Chapter 13
Chapter 14
Chapter 15
Chapter 16
Chapter 17
Chapter 18
Chapter 19
Chapter 20
Chapter 21
Chapter 22
Chapter 23
Chapter 24
Chapter 25
Chapter 26
Chapter 27
Chapter 28
Chapter 29
Chapter 30
Chapter 31
Chapter 32
Chapter 33
Chapter 34
Chapter 35
Chapter 36
Chapter 3 →
All chapters:
1
2
3
4
5
6
7
8
9
10
11
12
13
14
15
16
17
18
19
20
21
22
23
24
25
26
27
28
29
30
31
32
33
34
35
36