bible
ra
🌐 Language
English
Español
Français
Deutsch
Português
Italiano
Nederlands
Русский
中文
日本語
한국어
العربية
Türkçe
Tiếng Việt
ไทย
Indonesia
All Languages
Home
/
Malagasy
/
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
/
1 Chronicles 1
1 Chronicles 1
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
Chapter 4
Chapter 5
Chapter 6
Chapter 7
Chapter 8
Chapter 9
Chapter 10
Chapter 11
Chapter 12
Chapter 13
Chapter 14
Chapter 15
Chapter 16
Chapter 17
Chapter 18
Chapter 19
Chapter 20
Chapter 21
Chapter 22
Chapter 23
Chapter 24
Chapter 25
Chapter 26
Chapter 27
Chapter 28
Chapter 29
Chapter 2 →
1
I Adàma no rain’i Seta; i Seta no rain’i Enôsa;
2
i Enôsa no rain’i Kenàna; i Kenàna no rain’i Mahalalela; i Mahalalela no rain’i Jareda,
3
i Jareda no rain’i Henôka; i Henôka no rain’i Metosela; i Metosela no rain’i Lamèka; ary i Lamèka no rain’i Noà.
4
Ny zanakalahin’i Noà dia i Sema sy i Hama ary i Jafeta.
5
Ny zanakalahin’i Jafeta dia i Gômera sy i Magôga, i Maday sy i Javàna, i Tobala, i Mesèka ary i Tirasa.
6
Ny zanakalahin’i Gômera dia i Askenaza sy i Difata ary i Tôgarmà.
7
Ny zanakalahin’i Javàna dia i Elisà sy i Tarsisy ary i Kitima sy i Rôdanima.
8
Ny zanakalahin’i Hama dia i Kosy sy i Mitsiraîma ary i Pota sy i Kanahàna.
9
Ny zanakalahin’i Kosy dia i Seba sy i Havilà, i Sabtà sy i Rahemà ary i Sabtekà; ny zanakalahin’i Rehamà dia i Sebà sy i Dedàna.
10
I Kosy koa no ray niteraka an’i Nimrôda izay nanjary lehilahy mahery mpanapaka voalohany teto ambonin’ny tany.
11
I Mitsiraîma no razambe nipoiran’ny Lodita sy ny Hanamita, ny Lehabita sy ny Neftohita,
12
ny Patrôsita sy ny Kaslohita ary ny Kaftôrita; ka ny Kaftôrita no niavian’ny Filistinina.
13
I Kanahàna no ray niteraka an’i Tsidôna (lahimatoany) sy i Heta;
14
i Kanahàna koa no razambe nipoiran’ny Jebosita sy ny Amôrita, ny Girgasîta
15
sy ny Hivita, ny Harkita sy ny Sinîta,
16
ny Arvadita sy ny Tsemarita ary ny Hamatîta.
17
Ny zanakalahin’i Sema dia i Helama sy i Asora, i Arama sy i Arpaksada, i Loda sy i Arama, i Hotsa sy i Hola ary i Getera sy i Mesèka.
18
I Arpaksada no ray niteraka an’i Kaina; i Kaina no ray niteraka an’i Salà; i Salà no ray niteraka an’i Hebera.
19
i Hebera niteraka zanaka roa lahy: ny anaran’ny voalohany dia i Pelega (izay midika hoe «Fizarana») satria tamin’ny androny no nizara ny olombelona teto an-tany; ary i Jôktàna no anaran’ny rahalahiny.
20
I Jôktàna no ray niteraka an’i Almôdada sy i Salefa, i Hatsarmavety sy i Jarà,
21
i Hadôrama sy i Ozala, i Diklà
22
sy i Hebala, i Abimaela sy i Sebà
23
mbamin’i Ofîra sy i Havilà ary i Jôbaba: ireo no zanakalahin’i Jôktàna.
24
I Sema no rain’i Arpaksada; i Arpaksada no rain’i Sela;
25
i Sela no rain’i Hebera; i Hebera no rain’i Pelega; i Pelega no rain-dRehò;
26
i Rehò no rain’i Seroga; i Seroga no rain’i Nahôra; i Nahôra no rain’i Tera;
27
i Tera no rain’i Abrama izay hantsoina koa hoe Abrahama.
28
Ny zanakalahin’i Abrahama dia i Itsehàka sy i Jismahela.
29
Ireto avy no taranak’izy telo mianaka: I Nebaiôta no lahimatoan’i Jismahela, dia i Kedara sy i Abdeola, i Mibsama
30
sy i Mismà, i Domà sy i Masà, i Hadada
31
sy i Jetora ary i Nafisa sy i Kedmà: ireo no zanakalahin’i Jismahela.
32
Ny zanakalahy naterak’i Ketorà, vadikelin’i Abrahama, dia i Zimràna, i Jôksàna, i Medàna, i Midiàna, i Jisbàka ary i Soha. Ny zanakalahin’i Jôksàna dia i Sebà sy i Dedàna.
33
Ny zanakalahin’i Midiàna dia i Hefà sy i Hefèra, i Hanôka sy i Abidà ary i Eldahà. Ireo rehetra ireo no taranak’i Ketorà.
34
I Abrahama no ray niteraka an’i Itsehàka. Ny zanakalahin’i Itsehàka dia i Hesao sy i Israely.
35
Ny zanalahin’i Hesao dia Elifaza sy i Rehoela, i Jehisa sy i Jahelama ary i Kôrà.
36
Ny zanakalahin’i Elifaza dia i Temàna sy i Omara, i Tsefao sy i Gahetama, i Kenaza sy i Timnà ary i Hamalèka.
37
Ny zanakalahin-dRehoela dia i Nahata sy i Zerà ary i Samà sy i Mizrà.
38
Ny zanakalahin’i Sehira dia i Lôtàna sy i Sôbala, i Tsibehôna (izay rain’i Hanà sady raiben’i Disôna), i Etsèra ary i Disàna.
39
Ny zanakalahin’i Lôtàna dia i Hôrỳ sy i Hômàna. I Lôtàna dia nanana anabavy atao hoe Timnà.
40
Ny zanakalahin’i Sôbala dia i Haliàna sy i Manahata, i Hebala sy i Sefao ary i Ônama. Ny zanakalahin’i Tsibehôna dia i Aià sy i Hanà.
41
Ny zanakalahin’i Hanà dia i Disôna; ny zanakalahin’i Disôna dia i Hamràna sy i Esbàna ary i Jitràna sy i Keràna.
42
Ny zanakalahin’i Etsera dia i Bilehàna sy i Zahavàna ary i Jahakano. Ny zanakalahin’i Disàna dia i Hotsy sy i Aràna.
43
Ary ireto kosa ny mpanjaka izay nanjaka tao amin’ny tany Edôma talohan’ny nanjakana mpanjaka tamin’ny Israelita: i Belà zanakalahin’i Behôra, ka i Dinihabà no anaran’ny tanàna fiaviany.
44
Rehefa maty i Belà, dia nanjaka nandimby azy i Jôbaba, zanakalahin’i Zerà, avy ao Bôtserà.
45
Rehefa maty i Jôbaba, dia nanjaka nandimby azy i Hosama avy amin’ny tanin’ny Temanîta.
46
Rehefa maty i Hosama, dia nanjaka nandimby azy i Hadada zanakalahin’i Bedada, ka i Havita no anaran’ny tanàna fiaviany: izy no namely ny Midianita tao amin’ny tanin’i Môaba.
47
Rehefa maty i Hadada, dia nanjaka nandimby azy i Samlà avy any Masrekà.
48
Rehefa maty i Samlà, dia nanjaka nandimby azy i Saoly avy any Rehôbôta amoron’ny renirano.
49
Rehefa maty i Saoly, dia nanjaka nandimby azy i Bahala-Hanàna zanakalahin’i Hakbôra.
50
Rehefa maty i Bahala-Hanàna, dia nanjaka nandimby azy i Hadada; ka i Pahò no anaran’ny tanàna fiaviany, ary i Mehetabeela no anaran’ny vadiny, zanakavavin’i Matreda sady zafikelin’i Me-Zahaba.
51
Ary rehefa maty i Hadada, dia ireto no lehibem-poko nitondra an’i Edôma: i Timnà sy i Halvà, i Jeteta
52
sy i Ohôlibamà, i Elà sy i Pinôna,
53
i Kenaza sy i Temàna, Mibitsara
54
sy i Magdiela ary i Hirama; ireo no lehibem-poko nitondra an’i Edôma.
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
Chapter 4
Chapter 5
Chapter 6
Chapter 7
Chapter 8
Chapter 9
Chapter 10
Chapter 11
Chapter 12
Chapter 13
Chapter 14
Chapter 15
Chapter 16
Chapter 17
Chapter 18
Chapter 19
Chapter 20
Chapter 21
Chapter 22
Chapter 23
Chapter 24
Chapter 25
Chapter 26
Chapter 27
Chapter 28
Chapter 29
Chapter 2 →
All chapters:
1
2
3
4
5
6
7
8
9
10
11
12
13
14
15
16
17
18
19
20
21
22
23
24
25
26
27
28
29