bible
ra
🌐 Language
English
Español
Français
Deutsch
Português
Italiano
Nederlands
Русский
中文
日本語
한국어
العربية
Türkçe
Tiếng Việt
ไทย
Indonesia
All Languages
Home
/
Malagasy
/
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
/
1 Chronicles 8
1 Chronicles 8
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
← Chapter 7
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
Chapter 4
Chapter 5
Chapter 6
Chapter 7
Chapter 8
Chapter 9
Chapter 10
Chapter 11
Chapter 12
Chapter 13
Chapter 14
Chapter 15
Chapter 16
Chapter 17
Chapter 18
Chapter 19
Chapter 20
Chapter 21
Chapter 22
Chapter 23
Chapter 24
Chapter 25
Chapter 26
Chapter 27
Chapter 28
Chapter 29
Chapter 9 →
1
Ny naterak’i Benjamîna dia i Bela lahimatoa, i Asbela lahiaivo, i Aharà fahatelo,
2
i Nôhà fahefatra, ary i Rafà faralahy.
3
Ny zanakalahin’i Bela dia i Adara sy i Gerà (rain’i Ehoda),
4
i Abisoa sy i Nahamàna, i Ahôa
5
sy i Gerà ary i Sefofàna sy i Horama.
6
Ireto kosa ny zanakalahin’i Ehoda: i Nahamàna sy i Ahià ary i Gerà (ity Gerà ity dia niteraka an-dry i Hozà sy i Ahihoda). Loham-pianakavian’ireo mponina tao Geba izy telo mirahalahy ary nampifindra monina azy tany Manahata; i Gerà mihitsy no nitarika izany fifindra-monina izany.
8
I Saharaîma kosa, taorian’ny nisaorany an’i Hosîma sy i Baharà vadiny, dia niteraka tany amin’ny faritany Môaba;
9
ka ireto avy no naterany tamin’i Hodesy vadiny: i Jôbaba sy i Tsibià, i Mesà sy i Malkama
10
i Jehotsy mbamin’i Sakeià ary i Mirmà. Ireo zanakalahin’i Saharaîma ireo dia samy lohan’ny fianakaviany avy.
11
I Hosîma koa efa niterahany an-dry i Abitoba sy i Elpahaly.
12
Zanakalahin’i Elpahaly: i Hebera sy i Misahama ary i Semèra; ity Semèra ity no nanorina an’i Ônao ary koa nanorina an’i Lôda mbamin’ireo tanàna kely miankina aminy.
13
I Berihà sy i Elpahaly ary i Sema, izay samy loham-pianakavian’ny mponina tao Aialôna, dia nandroaka ny mponina tao Gata.
14
Ny rahalahin’izy telo lahy dia i Sasaky sy i Jeremôta.
15
Zanakalahin’i Berihà: i Zebadià sy i Harada, i Hedera sy i Mikaela ary i Jispà sy i Jôhà.
17
Zanakalahin’i Elpahaly: I Zebadià sy i Mesolama, i Hizkỳ sy i Hebera mbamin’i Jismeray sy i Jizlià ary i Jôbaba.
19
Zanakalahin’i Sema: i Jakima sy i Zikrỳ, i Zabdỳ sy i Eliôhenay, i Tsiletahy sy i Eliela mbamin’i Hadaià sy i Beraià ary i Simrata.
22
Zanakalahin’i Sasaky: i Jispàna sy i Hebera, i Eliela sy i Habdôna, i Zikrỳ sy i Hanàna, Hananià sy i Helama mbamin’i Hanatôtià sy i Jifdeià ary i Penoela.
26
Zanakalahin’i Jeremôta: i Samseray sy i Seharià, i Hatalià sy i Jaharesià ary i Elià sy i Zikrỳ.
28
Ireo rehetra ireo dia samy loham-pianakaviana ho an’ny taranany avy ary nonina tao Jerosalema.
29
Tao Gibehôna no nonina i Jihiela, ilay mpanorina io tanàna io; ary ny anaran’ny vadiny dia i Mahekà.
30
I Habdôna no zanany lahimatoa, dia i Tsoro sy i Kîsy, i Bahala sy i Nera, i Nadaba
31
sy i Gedôra mbamin’i Ahiao sy i Zekera ary i Miklôta.
32
I Miklôta no ray niteraka an’i Simeama: izy mianaka ireto dia niara-monina tamin’ny mpiray foko namany tany Jerosalema, ka nifanandrify fonenana taminy.
33
I Nera no ray niteraka an’i Kisy; i Kisy, ray niteraka an’i Saoly; i Saoly, ray niteraka an-dry i Jônatàna sy i Melkisa ary i Abinadaba sy i Esbahala.
34
Ny zanakalahin’i Jônatàna dia i Merîbahala; i Meribahala no ray niteraka an’i Mikà.
35
Ny zanakalahin’i Mikà dia ry i Pitôny sy i Meleka ary i Taharea sy i Ahaza.
36
i Ahaza no ray niteraka an’i Jôhadà; i Jôhadà, ray niteraka an-dry Halemeta sy i Hazmavety ary i Zimrỳ; i Zimrỳ, ray niteraka an’i Môtsà;
37
i Môtsà, ray niteraka an’i Binehà. I Rafà no zanakalahin’i Binehà; i Elehasà no zanakalahin’i Rafà; ary i Atsela no zanakalahin’i Elehasà.
38
Nanan-janaka enina mirahalahy i Atsela ka ireto avy no anarany: i Hazrikama (lahimatoany) sy i Jismahela, i Seharià sy i Hazarià ary i Hôbadià sy i Hanàna; zanakalahin’i Atsela avokoa ireo.
39
Ny zanakalahin’i Hesèka rahalahin’i Atsela kosa dia i Olama no lahimatoa, i Jehisa no lahiaivo ary i Elifelety no faralahy.
40
Ireo zanakalahin’i Olama dia lehilahy mahery sy mpandefa zana-tsipîka, sady nanan-janakalahy aman-jafy maro miisa 150. Ireo rehetra ireo no taranak’i Benjamîna.
← Chapter 7
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
Chapter 4
Chapter 5
Chapter 6
Chapter 7
Chapter 8
Chapter 9
Chapter 10
Chapter 11
Chapter 12
Chapter 13
Chapter 14
Chapter 15
Chapter 16
Chapter 17
Chapter 18
Chapter 19
Chapter 20
Chapter 21
Chapter 22
Chapter 23
Chapter 24
Chapter 25
Chapter 26
Chapter 27
Chapter 28
Chapter 29
Chapter 9 →
All chapters:
1
2
3
4
5
6
7
8
9
10
11
12
13
14
15
16
17
18
19
20
21
22
23
24
25
26
27
28
29