bible
ra
🌐 Language
English
Español
Français
Deutsch
Português
Italiano
Nederlands
Русский
中文
日本語
한국어
العربية
Türkçe
Tiếng Việt
ไทย
Indonesia
All Languages
Home
/
Malagasy
/
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
/
1 Chronicles 3
1 Chronicles 3
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
← Chapter 2
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
Chapter 4
Chapter 5
Chapter 6
Chapter 7
Chapter 8
Chapter 9
Chapter 10
Chapter 11
Chapter 12
Chapter 13
Chapter 14
Chapter 15
Chapter 16
Chapter 17
Chapter 18
Chapter 19
Chapter 20
Chapter 21
Chapter 22
Chapter 23
Chapter 24
Chapter 25
Chapter 26
Chapter 27
Chapter 28
Chapter 29
Chapter 4 →
1
Ireto no zanakalahy naterak’i Davida tao Hebrôna: ny lahimatoa dia i Amnôna, zanakalahin’i Ahinôhama avy any Jizrehela; ny faharoa dia i Daniela, zanakalahin’i Abigaîla avy any Karmela;
2
ny fahatelo dia i Absalôma, zanalahin’i Mahekà izay zanakavavin’i Talmay mpanjakan’i Gesora; ny fahefatra dia i Adônià, zanakalahin’i Hagita;
3
ny fahadimy dia i Sefatià, zanakalahin’i Abitela; ny fahenina dia i Jitrehama, zanakalahin’i Heglà vadin’i Davida koa.
4
Ireo enina ireo no naterak’i Davida tao Hebrôna izay nanjakany fito taona sy enim-bolana. Avy eo dia nanjaka telo amby telopolo taona tao Jerosalema i Davida.
5
Ireto kosa no naterany tao Jerosalema: i Simehà sy i Sôbaba ary i Natàna sy i Salômôna, ka ity fahefatra ity no tamin’i Baty-Seba zanakavavin’i Hamiela;
6
ary sivy hafa koa, dia i Jibehara sy i Elisoa, i Elpeleta
7
sy i Nôga, i Nefega sy i Jafia
8
mbamin’i Elisamà sy i Eliadà ary i Elifelety.
9
Izy rehetra ireo no zanakalahin’i Davida, afa-tsy ny zanaky ny vadikeliny; ary i Tamara no anabavin’ireo.
10
Taranak’i Salômôna: i Rehabohama zanakalahin’i Salômôna, i Abià zanakalahin-dRehabohama, i Asà zanakalahin’i Abià, i Jôsafata zanakalahin’i Asà,
11
i Jôrama zanakalahin’i Jôsafata, i Ahazià zanakalahin’i Jôrama, i Jôasy zanakalahin’i Ahazià,
12
i Amatsià zanakalahin’i Jôasy, i Hazarià zanakalahin’i Amatsià, i Jôtama zanakalahin’i Hazarià,
13
i Ahaza zanakalahin’i Jôtama, i Hezekià zanakalahin’i Ahaza, i Manase zanakalahin’i Hezekià,
14
i Amôna zanakalahin’i Manase, ary i Jôsià zanakalahin’i Amôna.
15
Ny zanakalahin’i Josià dia i Johanàna no lahimatoa, i Jôiakima no faharoa, i Tsedekià no fahatelo, ary i Saloma no fahefatra.
16
Ny zanakalahin’i Jôiakima dia i Jekônià sy i Tsedekià.
17
Ireo zanakalahin’i Jekônià, ilay lasan-ko babo tany Babilôna, dia i Sealtiela
18
sy i Malkirama, i Pedaià sy i Senatsara mbamin’i Jekamià sy i Hôsamà ary i Nedabià.
19
Ny zanakalahin’i Pedaià dia i Zerobabela sy i Simehỳ; ny zanak’i Zerobabela dia i Mesolama sy i Hananià mirahalahy, i Selômita anabaviny,
20
ary dimy lahy hafa koa: dia i Hasobà sy i Ôhela mbamin’i Berekià sy i Hasadià ary i Josaba-Heseda.
21
Ny taranak’i Hananià dia i Pelatià sy i Jesahià mbamin’ireo zanakalahin-dry i Refaià sy i Arnàna ary i Hôbadià sy i Sekanià.
22
Ny zanakalahin’i Sekanià dia enina: i Semahià sy i Hatosa, i Jigala sy i Barià ary i Neharià sy i Safata.
23
Ny zanakalahin’i Neharià dia telo: i Eliôhenay sy i Hezekià ary i Hazrikama.
24
Ny zanakalahin’i Eliôhenay dia fito: i Hôdavià sy i Eliasiba, i Pelaià sy i Hakoba mbamin’i Jôhanàna sy i Delaià ary i Hananỳ.
← Chapter 2
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
Chapter 4
Chapter 5
Chapter 6
Chapter 7
Chapter 8
Chapter 9
Chapter 10
Chapter 11
Chapter 12
Chapter 13
Chapter 14
Chapter 15
Chapter 16
Chapter 17
Chapter 18
Chapter 19
Chapter 20
Chapter 21
Chapter 22
Chapter 23
Chapter 24
Chapter 25
Chapter 26
Chapter 27
Chapter 28
Chapter 29
Chapter 4 →
All chapters:
1
2
3
4
5
6
7
8
9
10
11
12
13
14
15
16
17
18
19
20
21
22
23
24
25
26
27
28
29