bible
ra
🌐 Language
English
Español
Français
Deutsch
Português
Italiano
Nederlands
Русский
中文
日本語
한국어
العربية
Türkçe
Tiếng Việt
ไทย
Indonesia
All Languages
Home
/
Malagasy
/
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
/
Job 3
Job 3
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
← Chapter 2
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
Chapter 4
Chapter 5
Chapter 6
Chapter 7
Chapter 8
Chapter 9
Chapter 10
Chapter 11
Chapter 12
Chapter 13
Chapter 14
Chapter 15
Chapter 16
Chapter 17
Chapter 18
Chapter 19
Chapter 20
Chapter 21
Chapter 22
Chapter 23
Chapter 24
Chapter 25
Chapter 26
Chapter 27
Chapter 28
Chapter 29
Chapter 30
Chapter 31
Chapter 32
Chapter 33
Chapter 34
Chapter 35
Chapter 36
Chapter 37
Chapter 38
Chapter 39
Chapter 40
Chapter 41
Chapter 42
Chapter 4 →
1
Rehefa afaka izany dia niloa-bava i Joba nanozona ny androny.
2
Hoy izy:
3
Ho foana anie ny andro nahaterahako sy ny alina izay niteny hoe: Misy zazalahy vao torontoronina!
4
Aoka izany andro izany ho maizina; aoka tsy hikaroka azy avy any ambony Andriamanitra; aoka tsy hisy mazava hamirapiratra aminy!
5
Aoka hitaky azy indray ny haizina sy ny aloky ny fahafatesana; aoka hitatao eo amboniny ny rahona; aoka hampihoron-koditra azy ny fahamaizin’ny andro!
6
Aoka ny haizim-pito hisambotra izany alina izany! Aoka tsy hiara-mifaly amin’ny andron’ny taona izy ary tsy ho anatin’ny fanisana ny volana!
7
Eny, aoka ho momba izany alina izany; aoka tsy ho velona ao ny hoby!
8
Aoka hanozona azy ny mpanozona andro izay mahay mamoha ny dragona!
9
Aoka ho maizina ny kintan’ny marainany! Aoka hiandry ny mazava izy nefa tsy hisy! Ary aoka tsy ho faly mahita ny hodimason’ny maraina izy!
10
Satria tsy nanidy ny varavaran’ny kibon’Ineny izy ka tsy nanafina fahoriana tamin’ny masoko.
11
Nahoana re aho no tsy maty hatrany am-bohoka e ary tsy niala aina raha vao nivoaka avy tany an-kibo?
12
Nahoana no nisy lohalika niandry ahy? Ary nahoana no nisy nono hinonoako?
13
Fa raha tsy izany dia efa nandry tamim-piadanana aho; eny, natory aho ka afa-tsasatra
14
niaraka tamin’ny mpanjaka sy ny mpanolotsainan’ny tany izay nanao ireny tanàna efa rava ireny,
15
na niaraka tamin’ny andriandahy izay manana volamena sady mameno volafotsy ny tranony;
16
na efa tsy ary toy ny zaza tsy tonga volana aho ka nafenina, dia toy ny zaza izay tsy nahita ny mazava akory.
17
Any no itsaharan’ny ratsy fanahy tsy hampitebiteby intsony ary any ny reraka no afa-tsasatra;
18
miadana avokoa ny mpifatotra, tsy mandre ny feon’ny mpampijaly izy;
19
samy any ny kely sy ny lehibe ary afaka amin’ny tompony ny mpanompo.
20
Nahoana no fahazavana no mba omena ny reraka ary fiainana ho an’izay latsaka amin’izay feno alahelo,
21
izay miandry fahafatesana, nefa tsy avy izy, sady mitady azy mihoatra noho ny fitady harena nafenina;
22
izay faly indrindra sady ravoravo raha mahita ny fasana,
23
dia olona izay mandeha ao amin’ny maizina sady voafefin’Andriamanitra manodidina?
24
Fa mialoha ny hanin-kohaniko ny fitolokoko ary migororoana toy ny rano ny fidradradradrako;
25
fa izay atahorako no mahazo ahy ary izay angovitako no manjo ahy.
26
Tsy mbola nahita fiadanana na fitsaharana na fiatoana akory aza aho dia tonga indray ny tebiteby.
← Chapter 2
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
Chapter 4
Chapter 5
Chapter 6
Chapter 7
Chapter 8
Chapter 9
Chapter 10
Chapter 11
Chapter 12
Chapter 13
Chapter 14
Chapter 15
Chapter 16
Chapter 17
Chapter 18
Chapter 19
Chapter 20
Chapter 21
Chapter 22
Chapter 23
Chapter 24
Chapter 25
Chapter 26
Chapter 27
Chapter 28
Chapter 29
Chapter 30
Chapter 31
Chapter 32
Chapter 33
Chapter 34
Chapter 35
Chapter 36
Chapter 37
Chapter 38
Chapter 39
Chapter 40
Chapter 41
Chapter 42
Chapter 4 →
All chapters:
1
2
3
4
5
6
7
8
9
10
11
12
13
14
15
16
17
18
19
20
21
22
23
24
25
26
27
28
29
30
31
32
33
34
35
36
37
38
39
40
41
42