bible
ra
🌐 Language
English
Español
Français
Deutsch
Português
Italiano
Nederlands
Русский
中文
日本語
한국어
العربية
Türkçe
Tiếng Việt
ไทย
Indonesia
All Languages
Home
/
Malagasy
/
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
/
Job 35
Job 35
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
← Chapter 34
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
Chapter 4
Chapter 5
Chapter 6
Chapter 7
Chapter 8
Chapter 9
Chapter 10
Chapter 11
Chapter 12
Chapter 13
Chapter 14
Chapter 15
Chapter 16
Chapter 17
Chapter 18
Chapter 19
Chapter 20
Chapter 21
Chapter 22
Chapter 23
Chapter 24
Chapter 25
Chapter 26
Chapter 27
Chapter 28
Chapter 29
Chapter 30
Chapter 31
Chapter 32
Chapter 33
Chapter 34
Chapter 35
Chapter 36
Chapter 37
Chapter 38
Chapter 39
Chapter 40
Chapter 41
Chapter 42
Chapter 36 →
1
Ary mbola niteny ihany i Eliho hoe:
2
Ataonao va fa marina ny nitenenanao hoe: Marina noho Andriamanitra aho?
3
Fa hoy ianao: Mampaninona anao moa izany? Inona no soa azoko amin’ny tsy hanotako?
4
Izaho no hiteny hamaly ny teninao mbamin’ny an’ny namanao.
5
Diniho ny lanitra ka jereo! Tsinjovy ny haavon’ny rahona: Tsy takatrao izany!
6
Raha manota ianao, moa mahefa inona Aminy izany? Ary raha mihamaro ny fahotanao, mampaninona Azy moa izany?
7
Raha marina ianao, hahazoany inona moa izany? Ary inona no horaisiny avy amin’ny tananao?
8
Amin’ny olona tahaka anao ihany no mihatra ny ratsy ataonao ary amin’ny olombelona ihany no mihatra ny fahamarinanao.
9
Noho ny haben’ny fampahoriana dia mitaraina ny olona; eny, minananana izy noho ny hetraketraka ataon’ny maro;
10
nefa tsy misy miteny hoe: Aiza Andriamanitra, Mpanao ahy, izay mahatonga hira fiderana amin’ny alina,
11
izay manome fahalalana antsika mihoatra noho ny an’ny biby ambonin’ny tany, dia izay manome fahendrena antsika mihoatra noho ny an’ny voromanidina?
12
Eny, mitaraina mafy ireo nefa tsy mamaly Izy noho ny fireharehan’ny ratsy fanahy.
13
Ny fitarainana tsy amin’antony dia tsy mba henoin’Andriamanitra ary ny Tsitoha dia tsy mandinika izany.
14
Na dia lazainao aza fa tsy mahita Azy ianao, efa tonga eo anatrehany ny ady, koa tsy maintsy miandry Azy ianao!
15
Koa raha saingy tsy mihatra ny fahatezerany, moa tsy fantany tsara koa va ny fihaikana?
16
Miloa-bava foana anefa i Joba ary manao teny maro tsy amim-pahalalana.
← Chapter 34
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
Chapter 4
Chapter 5
Chapter 6
Chapter 7
Chapter 8
Chapter 9
Chapter 10
Chapter 11
Chapter 12
Chapter 13
Chapter 14
Chapter 15
Chapter 16
Chapter 17
Chapter 18
Chapter 19
Chapter 20
Chapter 21
Chapter 22
Chapter 23
Chapter 24
Chapter 25
Chapter 26
Chapter 27
Chapter 28
Chapter 29
Chapter 30
Chapter 31
Chapter 32
Chapter 33
Chapter 34
Chapter 35
Chapter 36
Chapter 37
Chapter 38
Chapter 39
Chapter 40
Chapter 41
Chapter 42
Chapter 36 →
All chapters:
1
2
3
4
5
6
7
8
9
10
11
12
13
14
15
16
17
18
19
20
21
22
23
24
25
26
27
28
29
30
31
32
33
34
35
36
37
38
39
40
41
42