bible
ra
🌐 Language
English
Español
Français
Deutsch
Português
Italiano
Nederlands
Русский
中文
日本語
한국어
العربية
Türkçe
Tiếng Việt
ไทย
Indonesia
All Languages
Home
/
Malagasy
/
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
/
Leviticus 12
Leviticus 12
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
← Chapter 11
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
Chapter 4
Chapter 5
Chapter 6
Chapter 7
Chapter 8
Chapter 9
Chapter 10
Chapter 11
Chapter 12
Chapter 13
Chapter 14
Chapter 15
Chapter 16
Chapter 17
Chapter 18
Chapter 19
Chapter 20
Chapter 21
Chapter 22
Chapter 23
Chapter 24
Chapter 25
Chapter 26
Chapter 27
Chapter 13 →
1
Ary NY TOMPO niteny tamin’i Mosesy hoe:
2
Mitenena amin’ny Zanak’Israely hoe: Raha misy vehivavy bevohoka ka tera-dahy dia haloto hafitoana izy; tahaka ny andro fahalotoany raha mararin’ny fadimbolany no hahalotoany.
3
Amin’ny andro fahavalo dia hoforana ny zaza.
4
Telo amby telopolo andro no hitoeran-dRavehivavy mba hadio amin’ny rany izy; tsy hanendry zava-masina izy, na hiditra ao amin’ny fitoerana masina mandra-pahatapitra ny andro fidiovany.
5
Fa raha tera-bavy kosa izy dia haloto tapa-bolana, tahaka ny tamin’ny fahalotoany amin’ny fadimbolany ihany koa, ary enina amby enimpolo andro no hitoerany mba hadio amin’ny rany izy.
6
Rehefa tapitra ny andro fidiovany, na lahy na vavy no naterany, dia zanak’ondry iray izay iray taona, no halainy hatao fanatitra dorana manontolo ary voromailala, na domohina, hatao fanatitra fanadiovana, ka hoentiny eo anoloan’ny varavaran’ny tranolay fihaonana ho eo amin’ny mpisorona ireo.
7
Ary hanatitra izany eo anatrehan’NY TOMPO ny mpisorona ka hanao fanavotana ho an-dRavehivavy dia hadio tamin’ny fandehanan’ny rany izy. Izany no lalàna ny amin’ny vehivavy tera-dahy na tera-bavy.
8
Raha tsy tratry ny ananany ny zanak’ondry dia hitondra domohina roa na voromailala roa izy; ny iray dia hatao fanatitra dorana manontolo ary ny iray kosa dia hatao fanatitra fanadiovana; dia hanao fanavotana ho an-dRavehivavy ny mpisorona ka hadio izy.
← Chapter 11
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
Chapter 4
Chapter 5
Chapter 6
Chapter 7
Chapter 8
Chapter 9
Chapter 10
Chapter 11
Chapter 12
Chapter 13
Chapter 14
Chapter 15
Chapter 16
Chapter 17
Chapter 18
Chapter 19
Chapter 20
Chapter 21
Chapter 22
Chapter 23
Chapter 24
Chapter 25
Chapter 26
Chapter 27
Chapter 13 →
All chapters:
1
2
3
4
5
6
7
8
9
10
11
12
13
14
15
16
17
18
19
20
21
22
23
24
25
26
27