Acts 5
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
7Sahabo ho adiny telo taorian’izany, dia tamy koa ny vavy, saingy tsy fantany izay vao nitranga teo.
14Ary vao mainka marobe ny lehilahy amam-behivavy mpino ny Tompo ka nanatevin-daharana an-dry zareo.