Proverbs 17
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
2Ny mpanompo hendry dia mifehy ny zanaka manao izay mahamenatra; hiray lova amin’ny mpirahalahy izy.
14Ny manomboka ady dia toy ny manata-drano; koa ilaozy ny fifandirana dieny tsy mbola mifandramatra.