1 Chronicles 1
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
5Ny zanakalahin’i Jafeta dia i Gomera, i Magoga, i Maday, i Javana, i Tobala, i Maseka ary i Tirasa.
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)