bible
ra
🌐 Language
English
Español
Français
Deutsch
Português
Italiano
Nederlands
Русский
中文
日本語
한국어
العربية
Türkçe
Tiếng Việt
ไทย
Indonesia
All Languages
Home
/
Malagasy
/
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
/
1 Chronicles 8
1 Chronicles 8
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
← Chapter 7
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
Chapter 4
Chapter 5
Chapter 6
Chapter 7
Chapter 8
Chapter 9
Chapter 10
Chapter 11
Chapter 12
Chapter 13
Chapter 14
Chapter 15
Chapter 16
Chapter 17
Chapter 18
Chapter 19
Chapter 20
Chapter 21
Chapter 22
Chapter 23
Chapter 24
Chapter 25
Chapter 26
Chapter 27
Chapter 28
Chapter 29
Chapter 9 →
1
I Benjamina no niteraka an’i Bela, lahimatoa, i Asbela, lahiaivo, i Ahara, fahatelo,
2
i Noha, fahefatra, ary i Rafa, faralahy.
3
Ny zanakalahin’i Bela dia i Adara, i Gera, i Abihoda,
4
i Abisoa, i Namàna, i Ahoa,
5
i Gera, i Sefofana ary i Horama.
6
Ireto no zanakalahin’i Ehoda, izay loham-pianakavian’ny mponina any Geba, izay noentina ho babo tany Manahata:
7
I Namàna sy i Ahia ary i Gera; izy no nitondra azy ho babo. Niteraka an’i Oza sy i Ahihoda izy.
8
Niteraka tany amin’ny tany Moaba i Saharaima taorianan’ny nisaorany an’i Hosima sy i Bara vadiny.
9
I Hodesy vadiny no niterahany an’i Jobaba, i Ziba, i Mesa, i Malkama,
10
i Jeoza, i Sakia ary i Mirma. Ireo no zanany lahy, samy loham-pianakaviany avy.
11
I Hosima no niterahany an’i Abitoba sy i Elpala.
12
Ny zanakalahin’i Elpala dia i Ebera sy i Misama ary i Semera, izay nanorina an’i Ono sy i Loda sy ny vohitra miankina aminy.
13
I Beria sy i Sema, izay loham-pianakavian’ny mponina tao Aialona dia nandroaka ny mponina tao Gata.
14
I Ahio, i Sasaka, i Jeremota,
15
i Zebadia, i Arada, i Adera,
16
i Mikaela, i Jispa ary i Joha, no zanakalahin’i Beria.
17
I Zebadia, i Mesolama, i Hizky, i Ebera,
18
i Jismeray, i Jizlia ary i Jobaba, no zanakalahin’i Elpala.
19
I Jakima, i Zikry, i Zabdy,
20
i Elienay, i Ziletahy, i Eliela,
21
i Adaia, i Beraia ary i Simrata, no zanakalahin’i Simey.
22
I Jispana, i Ebera, i Eliela,
23
i Abdona, i Zikry, i Hanana,
24
i Hanania, i Elama, i Antotia,
25
i Jifdia ary i Penoela, ireo no zanakalahin’i Sasaka.
26
I Samseray, i Seharia, i Atalia,
27
i Jaresia, i Elia ary i Zikry, no zanakalahin’i Jerohama.
28
Ireo no loham-pianakaviany, samy loholona araka ny firazanany. Ireo no nonina tany Jerosalema.
29
Tao Gibeona no nonenan’ny rain’i Gibeona, ary ny anaran’ny vadiny dia Maka.
30
I Abdona no lahimatoany, nanaraka azy i Zora, i Kisy, i Baala, i Nadaba,
31
i Gedora, i Ahio, i Zekera.
32
I Miklota no niteraka an’i Simea. Ireo koa dia niara-monina tamin’ny rahalahiny tany Jerosalema, dia ireo nifanandrify fonenana taminy.
33
I Nera no niteraka an’i Kisy; i Kisy no niteraka an’i Saoly; i Saoly no niteraka an’i Jonatana, i Malky-Soa, i Abinadaba ary i Esbala.
34
Ny zanakalahin’i Jonatana dia i Meribaala; i Meribaala no niteraka an’i Mika.
35
Ny zanakalahin’i Mika dia i Pitona, i Meleka, i Tarea ary i Ahaza.
36
I Ahaza no niteraka an’i Jehoada; i Jehoada no niteraka an’i Alemeta sy i Azmaveta ary i Zimry; i Zimry no niteraka an’i Moza;
37
i Moza no niteraka an’i Binea; i Rafa no zanakalahin’i Binea, i Elasa no zanakalahin’i Rafa, i Azela no zanakalahin’i Elasa.
38
Nanana zanaka enina mirahalahy i Azela ka izao no anarany: I Azrikama, i Bokero, Ismaela, i Searia, i Obadia ary i Hanana. Ireo rehetra ireo no zanakalahin’i Azela.
39
Ny zanakalahin’i Eseka rahalahiny dia i Olama, lahimatoa, sy i Jeosy, lahiaivo, ary i Elifeleta, faralahy.
40
Ny zanakalahin’i Olama dia lehilahy mahery sady mpandefa zana-tsipìka; nanana zanakalahy sy zafy maro izy, dimampolo amby zato no isany. Ireo rehetra ireo no taranak’i Benjamina.
← Chapter 7
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
Chapter 4
Chapter 5
Chapter 6
Chapter 7
Chapter 8
Chapter 9
Chapter 10
Chapter 11
Chapter 12
Chapter 13
Chapter 14
Chapter 15
Chapter 16
Chapter 17
Chapter 18
Chapter 19
Chapter 20
Chapter 21
Chapter 22
Chapter 23
Chapter 24
Chapter 25
Chapter 26
Chapter 27
Chapter 28
Chapter 29
Chapter 9 →
All chapters:
1
2
3
4
5
6
7
8
9
10
11
12
13
14
15
16
17
18
19
20
21
22
23
24
25
26
27
28
29