bible
ra
🌐 Language
English
Español
Français
Deutsch
Português
Italiano
Nederlands
Русский
中文
日本語
한국어
العربية
Türkçe
Tiếng Việt
ไทย
Indonesia
All Languages
Home
/
Malagasy
/
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
/
1 Chronicles 3
1 Chronicles 3
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
← Chapter 2
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
Chapter 4
Chapter 5
Chapter 6
Chapter 7
Chapter 8
Chapter 9
Chapter 10
Chapter 11
Chapter 12
Chapter 13
Chapter 14
Chapter 15
Chapter 16
Chapter 17
Chapter 18
Chapter 19
Chapter 20
Chapter 21
Chapter 22
Chapter 23
Chapter 24
Chapter 25
Chapter 26
Chapter 27
Chapter 28
Chapter 29
Chapter 4 →
1
Izao no zanakalahin’i Davida, izay naterany tao Hebrona: I Amnona, zanak’i Ahinoama jezirelita, no lahimatoa; i Daniela, zanak’i Abigaila karmelita, no lahiaivo;
2
i Absaloma, zanak’i Maka, zanakavavin’i Talmay mpanjakan’i Gesora, no fahatelo; i Adonia, zanak’i Hagita, no fahefatra;
3
i Sefatia, zanak’i Abitala, no fahadimy; i Jitireama, zanak’i Egla vadiny, no fahenina.
4
Ireo enina ireo no naterany tao Hebrona; tao no nanjakany fito taona sy enim-bolana; tany Jerosalema kosa no nanjakany telo amby telopolo taona.
5
Ireto no naterany tany Jerosalema: I Simea, i Sobaba, i Natana ary i Solomona, ireo efa-dahy ireo dia naterany tamin’i Baty-Soa, zanakavavin’i Amiela;
6
i Jibara, i Elisama, i Elifeleta,
7
i Noga, i Nafega, i Jafia,
8
i Elisama, i Eliada ary Elifeleta; sivy izy ireo.
9
Izy rehetra ireo no zanakalahin’i Davida, afa-tsy ny zanaky ny vady tsindranony; ny anabavin-dry zareo dia i Tamara.
10
Ny zanakalahin’i Solomona dia i Rehoboama; i Abia no zanakalahin’i Rehoboama; i Asa no zanakalahin’i Abia; i Josafata no zanakalahin’i Asa;
11
i Jehorama no zanakalahin’i Josafata; i Ahazia no zanakalahin’i Jehorama; i Joasy no zanakalahin’i Ahazia,
12
i Amazia no zanakalahin’i Joasy; i Azaria no zanakalahin’Amazia; i Jotama no zanakalahin’i Azaria;
13
i Ahaza no zanakalahin’i Jotama; i Hezekia no zanakalahin’i Ahaza; i Manase no zanakalahin’i Hezekia;
14
i Amona no zanakalahin’i Manase; i Josia no zanakalahin’i Amona.
15
Izao no zanakalahin’i Josia: I Johanana, lahimatoa; i Joiakima, lahiaivo; i Zedekia, fahatelo ary i Saloma, faralahy.
16
Ny zanakalahin’i Joiakima dia i Jekonia ary i Zedekia no zanak’i Jekonia.
17
Ny zanakalahin’i Jekonia ilay mpifatotra tany Babilona dia i Sealtiela,
18
i Malkirama, i Pedaia, i Senazara, i Jekamia, i Hosama ary i Nedabia.
19
Ny zanakalahin’i Pedaia dia i Zerobabela sy i Simey. Ny zanakalahin’i Zerobabela dia i Mesolama sy i Hanania ary i Selomita, anabaviny,
20
ary koa i Hasoba, i Ohela, i Berekia, i Hasadia ary i Josaba-Heseda; dimy izy ireo.
21
Ny zanakalahin’i Hanania dia i Pelatia, Isaia, ny zanakalahin’i Refaia, ny zanakalahin’i Arnana, ny zanakalahin’i Obadia ary ny zanakalahin’i Sekania.
22
Ny zanakalahin’i Sekania dia i Semaia. Ny zanakalahin’i Semaia dia i Hatosy, i Jigala, i Baria, i Nearia ary i Safata; enina izy ireo.
23
Ny zanakalahin’i Nearia dia i Elioenay sy i Hezekia ary i Azrikama; telo izy ireo.
24
Ny zanakalahin’i Elioenay dia i Hodaia, i Eliasiba, i Pelaia, i Akoba, i Johanana, i Delaia ary i Ananỳ; fito izy ireo.
← Chapter 2
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
Chapter 4
Chapter 5
Chapter 6
Chapter 7
Chapter 8
Chapter 9
Chapter 10
Chapter 11
Chapter 12
Chapter 13
Chapter 14
Chapter 15
Chapter 16
Chapter 17
Chapter 18
Chapter 19
Chapter 20
Chapter 21
Chapter 22
Chapter 23
Chapter 24
Chapter 25
Chapter 26
Chapter 27
Chapter 28
Chapter 29
Chapter 4 →
All chapters:
1
2
3
4
5
6
7
8
9
10
11
12
13
14
15
16
17
18
19
20
21
22
23
24
25
26
27
28
29