bible
ra
🌐 Language
English
Español
Français
Deutsch
Português
Italiano
Nederlands
Русский
中文
日本語
한국어
العربية
Türkçe
Tiếng Việt
ไทย
Indonesia
All Languages
Home
/
Malagasy
/
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
/
1 Chronicles 25
1 Chronicles 25
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
← Chapter 24
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
Chapter 4
Chapter 5
Chapter 6
Chapter 7
Chapter 8
Chapter 9
Chapter 10
Chapter 11
Chapter 12
Chapter 13
Chapter 14
Chapter 15
Chapter 16
Chapter 17
Chapter 18
Chapter 19
Chapter 20
Chapter 21
Chapter 22
Chapter 23
Chapter 24
Chapter 25
Chapter 26
Chapter 27
Chapter 28
Chapter 29
Chapter 26 →
1
Ny taranak’i Asafa sy i Hemana ary i Jedotona dia natokan’i Davida sy ireo lehiben’ny miaramila ho amin’ny fanompoana mba haminany amin’ny lokanga sy ny valiha ary ny kipantsona. Izao no isan’ny mpanao raharaha araka ny fanompoany avy:
2
Tamin’ny zanakalahin’i Asafa dia i Zakora, i Josefa, i Netania ary i Asarela, zanak’i Asafa, notarihin’i Asafa, izay naminany araka izay nitarihan’ny mpanjaka azy.
3
Tamin’i Jedotona, ny zanany dia i Gedalia, i Zery, i Jesaia, i Hasabia ary i Matitia; enin-dahy ireo ka notarihin’i Jedotona rainy, izay naminany tamin’ny lokanga hidera sy hisaotra NY TOMPO.
4
Tamin’i Hemana, ny zanany dia i Bokia, i Matania, i Oziela, i Seboela, i Jerimota, i Hanania, i Hanany, i Eliata, i Gidalty, i Romamty-Ezera, i Josbekasa, i Maloty, i Hotira ary i Mahaziota.
5
Ireo rehetra ireo no zanak’i Hemana, mpahitan’ny mpanjaka ny amin’ny tenin’Andriamanitra, natao hanandratra ny tandroka. Ary i Hemana dia efa nomen’Andriamanitra zazalahy efatra amby folo sy zazavavy telo.
6
Ireo rehetra ireo no teo ambany fitarihan’ny rainy tamin’ny hira natao tao amin’ny tranon’NY TOMPO, tamin’ny kipantsona sy ny valiha ary ny lokanga hanaovana ny fanompoana ao amin’ny tranon’Andriamanitra. I Asafa sy i Jedotona ary i Hemana dia teo ambany fitarihan’ny mpanjaka.
7
Ny isan’izy ireo, miaraka amin’ny rahalahiny, izay efa nianatra ny hira ho an’NY TOMPO ka tonga lafatra ny fahaizany azy, dia valo amby valopolo sy roanjato.
8
Nanao antsapaka ny amin’ny anjara raharahany avy izy, na ny kely na ny lehibe, na ny mpampianatra na ny mpianatra.
9
Ny antsapaka voalohany dia azon’i Josefa avy amin’ny taranak’i Asafa; ny faharoa dia an’i Gedalia, izy mbamin’ny rahalahiny sy ny zanany: Roa amby folo;
10
ny fahatelo dia an’i Zakora, izy mbamin’ny zanany sy ny rahalahiny: Roa amby folo;
11
ny fahefatra dia an’i Jizry, izy mbamin’ny zanany sy ny rahalahiny: Roa amby folo;
12
ny fahadimy dia an’i Netania, izy mbamin’ny zanany sy ny rahalahiny: Roa amby folo;
13
ny fahenina dia an’i Bokia, izy mbamin’ny zanany sy ny rahalahiny: Roa amby folo;
14
ny fahafito dia an’i Jesarela, izy mbamin’ny zanany sy ny rahalahiny: Roa amby folo;
15
ny fahavalo dia an’i Jesaia, izy mbamin’ny zanany sy ny rahalahiny: Roa amby folo;
16
ny fahasivy dia an’i Matania, izy mbamin’ny zanany sy ny rahalahiny: Roa amby folo;
17
ny fahafolo dia an’i Simey, izy mbamin’ny zanany sy ny rahalahiny: Roa amby folo;
18
ny fahiraika amby folo dia an’i Azarela, izy mbamin’ny zanany sy ny rahalahiny: Roa amby folo;
19
ny faharoa amby folo dia an’i Hasabia, izy mbamin’ny zanany sy ny rahalahiny: Roa amby folo;
20
ny fahatelo amby folo dia an’i Sobaela, izy mbamin’ny zanany sy ny rahalahiny: Roa amby folo;
21
ny fahefatra amby folo dia an’i Matitia, izy mbamin’ny zanany sy ny rahalahiny: Roa amby folo;
22
ny fahadimy amby folo dia an’i Jeremota, izy mbamin’ny zanany sy ny rahalahiny: Roa amby folo;
23
ny fahenina amby folo dia an’i Hanania, izy mbamin’ny zanany sy ny rahalahiny: Roa amby folo;
24
ny fahafito amby folo dia an’i Josbekasa, izy mbamin’ny zanany sy ny rahalahiny: Roa amby folo;
25
ny fahavalo amby folo dia an’i Hanany, izy mbamin’ny zanany sy ny rahalahiny: Roa amby folo;
26
ny fahasivy amby folo dia an’i Maloty, izy mbamin’ny zanany sy ny rahalahiny: Roa amby folo;
27
ny faharoapolo dia an’i Eliata, izy mbamin’ny zanany sy ny rahalahiny: Roa amby folo;
28
ny fahiraika amby roapolo dia an’i Hotira, izy mbamin’ny zanany sy ny rahalahiny: Roa amby folo;
29
ny faharoa amby roapolo dia an’i Gidalty, izy mbamin’ny zanany sy ny rahalahiny: Roa amby folo;
30
ny fahatelo amby roapolo dia an’i Mahaziota, izy mbamin’ny zanany sy ny rahalahiny: Roa amby folo;
31
ny fahefatra amby roapolo dia an’i Romamty-Ezera, izy mbamin’ny zanany sy ny rahalahiny: Roa amby folo.
← Chapter 24
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
Chapter 4
Chapter 5
Chapter 6
Chapter 7
Chapter 8
Chapter 9
Chapter 10
Chapter 11
Chapter 12
Chapter 13
Chapter 14
Chapter 15
Chapter 16
Chapter 17
Chapter 18
Chapter 19
Chapter 20
Chapter 21
Chapter 22
Chapter 23
Chapter 24
Chapter 25
Chapter 26
Chapter 27
Chapter 28
Chapter 29
Chapter 26 →
All chapters:
1
2
3
4
5
6
7
8
9
10
11
12
13
14
15
16
17
18
19
20
21
22
23
24
25
26
27
28
29