bible
ra
🌐 Language
English
Español
Français
Deutsch
Português
Italiano
Nederlands
Русский
中文
日本語
한국어
العربية
Türkçe
Tiếng Việt
ไทย
Indonesia
All Languages
Home
/
Malagasy
/
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
/
1 Chronicles 14
1 Chronicles 14
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
← Chapter 13
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
Chapter 4
Chapter 5
Chapter 6
Chapter 7
Chapter 8
Chapter 9
Chapter 10
Chapter 11
Chapter 12
Chapter 13
Chapter 14
Chapter 15
Chapter 16
Chapter 17
Chapter 18
Chapter 19
Chapter 20
Chapter 21
Chapter 22
Chapter 23
Chapter 24
Chapter 25
Chapter 26
Chapter 27
Chapter 28
Chapter 29
Chapter 15 →
1
Ary nandefa iraka tany amin’i Davida i Hirama, mpanjakan’i Tiro, sady nampanatitra hazo sedera ho azy no nandefa mpanao trano vato sy mpandrafitra hanao trano koa.
2
Dia fantatr’i Davida fa NY TOMPO efa nampitoetra azy ho mpanjakan’ny Israely ka voasandratra ny fanjakany noho ny amin’ny Israely olony.
3
Nampaka-bady tany Jerosalema indray i Davida ka niteraka zazalahy sy zazavavy.
4
Ireto no anaran’ny zanany naterany tany Jerosalema: I Samoa, i Sobaba, i Natana, i Solomona,
5
i Jibara, i Elisoa, i Elipeleta,
6
i Noga, i Nafega, i Jafia,
7
i Elisama, i Beliada ary i Elifeleta.
8
Nony ren’ny Filistina fa voahosotra ho mpanjakan’ny Israely rehetra i Davida dia niakatra hitady azy ny Filistina rehetra. Koa raha ren’i Davida izany dia nivoaka hiady taminy izy.
9
Dia tonga ny Filistina ka nihahakahaka teny amin’ny lohasahan’ny Refaìta.
10
Ary nanontany an’Andriamanitra i Davida hoe: Hiakatra hamely ny Filistina va aho? Hatolotrao eo an-tanako va izy? Dia hoy NY TOMPO taminy: Miakara fa hatolotro eo an-tananao izy.
11
Dia niakatra nankao Baala-Perazima i Davida ka namely azy teo; dia hoy izy: Ny tanako no namakian’Andriamanitra ny fahavaloko hipariaka toy ny rano vaky; koa izany no nanaovany ny anaran’io tany io hoe Baala-Perazima.
12
Dia nilaozan’ireny teo ireo andriamaniny ka nasain’i Davida nodorana tamin’ny afo.
13
Ary tonga indray ny Filistina ka nihahakahaka teny an-dohasaha.
14
Dia nanontany an’Andriamanitra indray i Davida ka novaliny hoe: Aza manenjika azy; fa mivilia lalana manodidina azy; dia mandehana fa ho tonga eo aminy ianao eo amin’ny tandrifin’ny hazo balisama.
15
Rehefa mandre fingadongadon’olona eny amin’ny tendron’ny hazo balisama ianao dia miaingà amin’izay hiady; fa amin’izay no efa miainga mialoha anao Andriamanitra hamely ny miaramilan’ny Filistina.
16
Dia nanatanteraka izay nandidian’Andriamanitra azy i Davida ka namely ny miaramilan’ny Filistina hatrany Gibeona ka hatrany Gezera.
17
Niely teny amin’ny tany rehetra ny lazan’i Davida; ary nataon’NY TOMPO nahazo ny firenena rehetra ny tahotra an’i Davida.
← Chapter 13
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
Chapter 4
Chapter 5
Chapter 6
Chapter 7
Chapter 8
Chapter 9
Chapter 10
Chapter 11
Chapter 12
Chapter 13
Chapter 14
Chapter 15
Chapter 16
Chapter 17
Chapter 18
Chapter 19
Chapter 20
Chapter 21
Chapter 22
Chapter 23
Chapter 24
Chapter 25
Chapter 26
Chapter 27
Chapter 28
Chapter 29
Chapter 15 →
All chapters:
1
2
3
4
5
6
7
8
9
10
11
12
13
14
15
16
17
18
19
20
21
22
23
24
25
26
27
28
29