bible
ra
🌐 Language
English
Español
Français
Deutsch
Português
Italiano
Nederlands
Русский
中文
日本語
한국어
العربية
Türkçe
Tiếng Việt
ไทย
Indonesia
All Languages
Home
/
Malagasy
/
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
/
Proverbs 18
Proverbs 18
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
← Chapter 17
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
Chapter 4
Chapter 5
Chapter 6
Chapter 7
Chapter 8
Chapter 9
Chapter 10
Chapter 11
Chapter 12
Chapter 13
Chapter 14
Chapter 15
Chapter 16
Chapter 17
Chapter 18
Chapter 19
Chapter 20
Chapter 21
Chapter 22
Chapter 23
Chapter 24
Chapter 25
Chapter 26
Chapter 27
Chapter 28
Chapter 29
Chapter 30
Chapter 31
Chapter 19 →
1
Izay miolonolona irery mitady ny mahafa-po ny filàny ihany, ka mahatezitra azy avokoa izay hevitra mety rehetra.
2
Tsy mba ny hahazo fahalalana no sitraky ny adala fa ny haneho ny heviny ihany.
3
Raha tonga ny ratsy fanahy, tonga koa ny fanalam-baraka, ary miaraka amin’ny henatra, tonga koa ny fanalam-baraka.
4
Rano lalina ny teny aloaky ny vavan’ny olona; rano tondraka ny loharanon’ny fahendrena.
5
Tsy mety raha ny ratsy fanahy indray no asian-draharaha, mba handresy ny marina amin’ny fitsarana.
6
Miditra amin’ny fifandirana ny molotry ny adala; ary mihantsy fanalam-baraka, ny vavany.
7
Fanimbana ho azy ny vavan’ny adala; ary fandrika amin’ny fanahiny ny molony.
8
Hanim-py ny tenin’ny mpitati-bolana, ka mikorotsaka hatrany anatin’ny kibo.
9
Izay ketraka amin’ny asany, dia rahalahin’izay efa mandroso ho amin’ny fahaverezana.
10
Ny Anaran’i Iaveh dia trano avo mafy; ialofan’ny marina, sy itoerany tsy aman’ahiahy.
11
Ny haren’ny mpanana no vohiny mafy, araka ny heviny dia manda avo izany.
12
Misandratra ny fon’ny olona alohan’ny faharavàny, fa ny fanetren-tena kosa, mialoha ny voninahitra.
13
Izay mamaly teny mbola tsy nihaino, dia hadalana sy henatra ho azy izany.
14
Ny sain’ny olona no manohana azy raha marary; fa raha ny sainy no kivy, iza indray no hanarina azy?
15
Ny fo manan-tsaina, mahazo ny fahaizana, ary ny sofin’ny hendry mitady ny fahaizana.
16
Ny fanatitra omen’ny olona no mahalalaka ny lalany, sy mampiditra azy eo amin’ny lehibe.
17
Izay mandahatra aloha toa marina; fa tamy ny an-daniny, dia dinihina ny ady.
18
Ny filokana mampitsahatra ny fifandirana, sy mampisaraka ny samy mahery.
19
Manoatra ny tanàna mimanda, ny rahalahy miady amin’ny rahalahiny; ary tahaka ny hidin’ny lapa ny fifandiran’izy ireo.
20
Ny vokatry ny vavan’ny olona no iveloman’ny vatany, ary ny vokatry ny molony no ivokisany.
21
Manam-pahefana hahafaty sy hamelona ny lela; ka araka izay fidiny dia hohanin’ny olona ny voany.
22
Izay mahita vehivavy mahita ny fahasambarana, tombon-tsoa azony tamin’i Iaveh izany.
23
Fitarainana no fitenin’ny mahantra, ka teny henjana no avalin’ny mpanana.
24
Ny olona maro sakaiza, hahazo loza amin’ireny; fa mba misy izay sakaiza mifikitra noho ny rahalahy.
← Chapter 17
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
Chapter 4
Chapter 5
Chapter 6
Chapter 7
Chapter 8
Chapter 9
Chapter 10
Chapter 11
Chapter 12
Chapter 13
Chapter 14
Chapter 15
Chapter 16
Chapter 17
Chapter 18
Chapter 19
Chapter 20
Chapter 21
Chapter 22
Chapter 23
Chapter 24
Chapter 25
Chapter 26
Chapter 27
Chapter 28
Chapter 29
Chapter 30
Chapter 31
Chapter 19 →
All chapters:
1
2
3
4
5
6
7
8
9
10
11
12
13
14
15
16
17
18
19
20
21
22
23
24
25
26
27
28
29
30
31