bible
ra
🌐 Language
English
Español
Français
Deutsch
Português
Italiano
Nederlands
Русский
中文
日本語
한국어
العربية
Türkçe
Tiếng Việt
ไทย
Indonesia
All Languages
Home
/
Malagasy
/
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
/
Proverbs 9
Proverbs 9
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
← Chapter 8
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
Chapter 4
Chapter 5
Chapter 6
Chapter 7
Chapter 8
Chapter 9
Chapter 10
Chapter 11
Chapter 12
Chapter 13
Chapter 14
Chapter 15
Chapter 16
Chapter 17
Chapter 18
Chapter 19
Chapter 20
Chapter 21
Chapter 22
Chapter 23
Chapter 24
Chapter 25
Chapter 26
Chapter 27
Chapter 28
Chapter 29
Chapter 30
Chapter 31
Chapter 10 →
1
Ny Fahendrena efa nanorina ny tranony, efa nipaika ny andriny fito,
2
efa namono ny bibiny, nampifangaro ny divainy, ary efa nanamboatra ny latabany.
3
Naniraka ny ankizy vaviny izy, dia miantso eo an-tampon’ny havoan’ny tanàna:
4
Aoka hiditra atỳ izay kely saina! Ary hoy izy amin’izay tsy manan-tsaina:
5
«Avia, hano ny mofoko, ary sotroy ny divay nampifangaroiko.
6
Ilaozy ny tsy fahalalana, dia ho velona ianareo; ary mizora amin’ny lalan’ny fahazavan-tsaina.»
7
Araby no azon’izay mananatra ny mpananihany, ary ala baraka no hitan’izay mandevilevy ny ratsy fanahy.
8
Aza mananatra ny mpananihany fandrao dia hàlany ianao; fa ny hendry no anaro, dia ho tiany ianao.
9
Omeo hevitra ny hendry, hihahendry kokoa; toroy saina ny marina, hitombo fahalalana.
10
Ny fahatahorana an’i Iaveh no fiandohan’ny fahendrena; ary ny fahazavan-tsaina no fahalalana an’ilay Masina.
11
Fa izaho no hihamaroan’ny andronao, sy hitomboan’ny taona iainanao.
12
Raha hendry ianao, dia soa ho anao ny hendry; fa raha mpamazivazy kosa, ianao ihany no hivesatra ny sazin’izany.
13
Ny fahadalana dia vehivavy vavàna, donto saina, ary tsy mahalala na inona na inona.
14
Mipetraka eo am-baravaran’ny tranony izy, mitaingin-tseza eo an-tampon’ny havoan’ny tanàna,
15
mba hiantso ny mpandalo, izay mizotra amin’ny lalan-kalehany.
16
Aoka hiditra atỳ, izay kely saina! Ary hoy izy amin’izay tsy manan-tsaina:
17
Mamy ny rano angalarina, ary fy ny mofo hanina am-piafenana!
18
Tsy fantany fa misy ambiroa ao, ary efa any amin’ny fanambanin’ny Seoly sahady ny nasainy.
← Chapter 8
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
Chapter 4
Chapter 5
Chapter 6
Chapter 7
Chapter 8
Chapter 9
Chapter 10
Chapter 11
Chapter 12
Chapter 13
Chapter 14
Chapter 15
Chapter 16
Chapter 17
Chapter 18
Chapter 19
Chapter 20
Chapter 21
Chapter 22
Chapter 23
Chapter 24
Chapter 25
Chapter 26
Chapter 27
Chapter 28
Chapter 29
Chapter 30
Chapter 31
Chapter 10 →
All chapters:
1
2
3
4
5
6
7
8
9
10
11
12
13
14
15
16
17
18
19
20
21
22
23
24
25
26
27
28
29
30
31