bible
ra
🌐 Language
English
Español
Français
Deutsch
Português
Italiano
Nederlands
Русский
中文
日本語
한국어
العربية
Türkçe
Tiếng Việt
ไทย
Indonesia
All Languages
Home
/
Malagasy
/
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
/
Proverbs 9
Proverbs 9
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
← Chapter 8
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
Chapter 4
Chapter 5
Chapter 6
Chapter 7
Chapter 8
Chapter 9
Chapter 10
Chapter 11
Chapter 12
Chapter 13
Chapter 14
Chapter 15
Chapter 16
Chapter 17
Chapter 18
Chapter 19
Chapter 20
Chapter 21
Chapter 22
Chapter 23
Chapter 24
Chapter 25
Chapter 26
Chapter 27
Chapter 28
Chapter 29
Chapter 30
Chapter 31
Chapter 10 →
1
Nanangana ny tranony ny Fahendrena, rehefa avy nipaika ireo andry fito.
2
Novonoiny ireo bibiny, noharoharoiny ny divainy ary namboariny ny latabany.
3
Ireo mpanompovaviny no nirahiny eny amin’ny toerana avo indrindra ao an-tanàna mba hiantsoantso izao fanasana izao:
4
«Ianareo kely saina, mankanesa atỳ». Ireo bado koa dia nampilazany hoe:
5
«Avia mihinana amin’ny mofoko ary misotro amin’ny divay nomaniko.
6
Ialao ny hakelezan-tsaina, dia ho velona ianareo! ka mizora amin’ny lalan’ny fahaiza-manavaka.»
7
Izay mananatra ny mpaniratsira dia hahazo fanarabiana; ary izay manaraka ny olon-dratsy dia ho afa-baràka.
8
Aza mananatra ny mpaniratsira, fandrao hankahalainy ianao; fa ny hendry no anaro, dia ho tiany ianao.
9
Manomeza ho an’ny hendry, dia hihahendry izy; ampianaro ny olo-marina, dia hitombo traikefa izy.
10
Ny fanajana ny TOMPO no loharanom-pahendrena. Ny fahalalana Ilay Masina no tena fahaiza-manavaka.
11
Eny, izaho Fahendrena no mahamaro ny andronao sy mampahalava ny taona hiainanao.
12
Raha hendry ianao, dia tombontsoa ho anao izany. Fa raha miavonavona kosa ianao, dia ianao ihany no hilanja ny vokany.
13
Ny Fahadalana dia toy ny vehivavy mpitabataba, kely saina ary tsy manam-pahalalana.
14
Mipetraka amin’ny seza izy eo am-baravaran’ny tranony, eny amin’ny toerana avo ao an-tanàna,
15
mba hiantso ny mpandalo izay mizotra amin’ny alehany avy hoe:
16
«Ianareo kely saina, mankanesa atỳ». Hoy koa izy tamin’ireo bado:
17
«Mamy ny rano nangalarina ary matsiro ny mofo hani-miafina».
18
Tsy fantatr’ireo fa ny maty no ao, ary efa any amin’ny toeran’ny maty no mihitsoka ireo nasain’ny fahadalana.
← Chapter 8
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
Chapter 4
Chapter 5
Chapter 6
Chapter 7
Chapter 8
Chapter 9
Chapter 10
Chapter 11
Chapter 12
Chapter 13
Chapter 14
Chapter 15
Chapter 16
Chapter 17
Chapter 18
Chapter 19
Chapter 20
Chapter 21
Chapter 22
Chapter 23
Chapter 24
Chapter 25
Chapter 26
Chapter 27
Chapter 28
Chapter 29
Chapter 30
Chapter 31
Chapter 10 →
All chapters:
1
2
3
4
5
6
7
8
9
10
11
12
13
14
15
16
17
18
19
20
21
22
23
24
25
26
27
28
29
30
31