bible
ra
🌐 Language
English
Español
Français
Deutsch
Português
Italiano
Nederlands
Русский
中文
日本語
한국어
العربية
Türkçe
Tiếng Việt
ไทย
Indonesia
All Languages
Home
/
Malagasy
/
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
/
Genesis 10
Genesis 10
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
← Chapter 9
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
Chapter 4
Chapter 5
Chapter 6
Chapter 7
Chapter 8
Chapter 9
Chapter 10
Chapter 11
Chapter 12
Chapter 13
Chapter 14
Chapter 15
Chapter 16
Chapter 17
Chapter 18
Chapter 19
Chapter 20
Chapter 21
Chapter 22
Chapter 23
Chapter 24
Chapter 25
Chapter 26
Chapter 27
Chapter 28
Chapter 29
Chapter 30
Chapter 31
Chapter 32
Chapter 33
Chapter 34
Chapter 35
Chapter 36
Chapter 37
Chapter 38
Chapter 39
Chapter 40
Chapter 41
Chapter 42
Chapter 43
Chapter 44
Chapter 45
Chapter 46
Chapter 47
Chapter 48
Chapter 49
Chapter 50
Chapter 11 →
1
Izao no taranak’i Sema sy i Kama ary i Jafeta, zanak’i Nôe. Nitera-dahy izy ireo taorian’ny safodrano.
2
Zanak’i Jafeta: i Gômera, i MaGoga, i Maday, i Javàna, i Tobala, i Mosòka, ary i Tirasa.
3
Zanak’i Gômera: i Aseneza, i Rifata, ary i Togorma.
4
Zanak’i Javàna: i Elisà sy i Tarsisa ary i Setima sy i Dôdanima.
5
Avy tamin’ireo no iavian’ny vahoaka miely amin’ny nosim-pirenena any amin’ny taniny avy, samy araka ny fiteniny sy araka ny fianakaviany, araka ny fireneny avy.
6
Zanak’i Kama: i Kosy, i Mesraima, i Fota, ary i Kanaana.
7
Zanak’i Kosy: i Saba, i Hevilà, i Sabata, i Regma ary i Sabatakà. Zanak’i Regma: i Saba.
8
I Kosy niteraka an’i Nemrôda, izay voalohan’olona manam-pahefana tamin’ny tany.
9
Mpihaza mahery teo anatrehan’i Iaveh izy, ka izany no anaovan’ny olona hoe: Tahaka an’i Nemrôda mpihaza mahery eo anatrehan’i Iaveh.
10
Ny niandohan’ny fanjakany dia i Babela, i Aràka, i Akada, ary i Kalane any amin’ny tany Senaara.
11
Avy ao amin’io tany io izy dia nankany Asora, ka nanorina an’i Niniva, i Rekôbôta-Ira, i Kale,
12
ary i Resena anelanelan’i Niniva sy i Kale; io no ilay tanàna lehibe.
13
I Mesraima niteraka ny Lodima, ny Anamima, ny Laabima, ny Neftoima,
14
ny Fetrôsima, ny Kasloima, izay iavian’ny Filistinina ary ny Kaftorima.
15
I Kanaana niteraka an’i Sidona lahimatoany, sy i Heta;
16
ary koa ny Jeboseanina, ny Amôreana, ny Jerijeseanina,
17
ny Heveanina, ny Araseanina, ny Sineanina,
18
ny Aradianina, ny Semareanina, ary ny Amateanina. Ary nony tatỳ aoriana niely ny fokon’ny Kananeanina.
19
Ka ny faritanin’ny Kananeanina tafapaka hatrany Sidona amin’ny tandrifin’ny Jerara ka hatrany Gazà, ary hatramin’ny tandrifin’i Sôdôma, i Gômôra, i Adama ary i Sebôima, dia hatrany Lesà.
20
Ireo no taranak’i Kama, araka ny fianakaviany sy araka ny fiteniny avy, any amin’ny taniny sy any amin’ny fireneny avy.
21
Dia nitera-dahy koa i Sema, rain’ny zanak’i Ebera rehetra, sy zokin’i Jafeta.
22
Zanak’i Sema: i Elama, i Asora, i Arfaksada, i Loda, ary i Arama.
23
Zanak’i Arama: i Osa, i Hola, i Getera, ary i Mesa.
24
I Arfaksada niteraka an’i Sale, ary i Sale niteraka an’i Ebera.
25
Roa lahy no zanak’i Ebera, ka Falega no anaran’ny anankiray, fa tamin’ny androny dia voazara ny tany, ary Jektàna no anaran’ny rahalahiny.
26
I Jektàna niteraka an’i Elmôdada, i Salefa, i Asarmota, i Jare,
27
i Adôrama, i Ozala, i Deklà,
28
i Ebala, i Abimaela, i Sabà,
29
i Ofira, i Hevilà, ary i Jôbaba.
30
Izy rehetra ireo dia zanak’i Jektàna. Ny tany nonenan’izy ireo dia ny tendrombohitra atsinanana hatrany Mesà manitsy an’i Sefara.
31
Ireo no taranak’i Sema, araka ny fianakaviany sy araka ny fiteniny, any amin’ny taniny avy, araka ny fireneny avy.
32
Ireo no fianakavian’ny zanak’i Nôe, araka ny taranany, any amin’ny fireneny avy. Avy amin’ireo ny firenena niely teto ambonin’ny tany, taorian’ny safodrano.
← Chapter 9
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
Chapter 4
Chapter 5
Chapter 6
Chapter 7
Chapter 8
Chapter 9
Chapter 10
Chapter 11
Chapter 12
Chapter 13
Chapter 14
Chapter 15
Chapter 16
Chapter 17
Chapter 18
Chapter 19
Chapter 20
Chapter 21
Chapter 22
Chapter 23
Chapter 24
Chapter 25
Chapter 26
Chapter 27
Chapter 28
Chapter 29
Chapter 30
Chapter 31
Chapter 32
Chapter 33
Chapter 34
Chapter 35
Chapter 36
Chapter 37
Chapter 38
Chapter 39
Chapter 40
Chapter 41
Chapter 42
Chapter 43
Chapter 44
Chapter 45
Chapter 46
Chapter 47
Chapter 48
Chapter 49
Chapter 50
Chapter 11 →
All chapters:
1
2
3
4
5
6
7
8
9
10
11
12
13
14
15
16
17
18
19
20
21
22
23
24
25
26
27
28
29
30
31
32
33
34
35
36
37
38
39
40
41
42
43
44
45
46
47
48
49
50