bible
ra
🌐 Language
English
Español
Français
Deutsch
Português
Italiano
Nederlands
Русский
中文
日本語
한국어
العربية
Türkçe
Tiếng Việt
ไทย
Indonesia
All Languages
Home
/
Malagasy
/
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
/
Genesis 5
Genesis 5
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
← Chapter 4
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
Chapter 4
Chapter 5
Chapter 6
Chapter 7
Chapter 8
Chapter 9
Chapter 10
Chapter 11
Chapter 12
Chapter 13
Chapter 14
Chapter 15
Chapter 16
Chapter 17
Chapter 18
Chapter 19
Chapter 20
Chapter 21
Chapter 22
Chapter 23
Chapter 24
Chapter 25
Chapter 26
Chapter 27
Chapter 28
Chapter 29
Chapter 30
Chapter 31
Chapter 32
Chapter 33
Chapter 34
Chapter 35
Chapter 36
Chapter 37
Chapter 38
Chapter 39
Chapter 40
Chapter 41
Chapter 42
Chapter 43
Chapter 44
Chapter 45
Chapter 46
Chapter 47
Chapter 48
Chapter 49
Chapter 50
Chapter 6 →
1
Ity no boky misy ny tantaran’i Adama. Tamin’ny naharian’Andriamanitra ny olombelona dia nataony manahaka an’Andriamanitra izy.
2
Lahy sy vavy no nahariany azy; ary notsofiny rano izy, ary nomeny anarana hoe Olombelona, tamin’ny nahariany azy.
3
Telopolo amby zato taona ny andro niainan’i Adama vao nitera-dahy anankiray manahaka azy sy mitovy tarehy aminy, ka nomeny anarana hoe Seta.
4
Ary ny andron’i Adama taorian’ny niterahany an’i Seta dia valon-jato taona, sady niteraka zazalahy aman-jazavavy izy.
5
Telopolo amby sivin-jato taona no andro rehetra niainan’i Adama; dia maty izy.
6
Dimy amby zato taona ny andro niainan’i Seta vao niteraka an’i Enôsy izy.
7
Mbola velona fito amby valon-jato taona i Seta taorian’ny niterahany an’i Enôsy, sady niteraka zazalahy aman-jazavavy.
8
Roa ambin’ny folo sy sivin-jato taona no andro rehetra niainan’i Seta, dia maty izy.
9
Sivy folo taona ny andro niainan’i Enôsy vao niteraka an’i Kainany izy.
10
Mbola velona dimy ambin’ny folo amby valon-jato taona i Enôsy taorian’ny niterahany an’i Kainany, sady niteraka zazalahy aman-jazavavy.
11
Dimy amby sivin-jato taona ny andro rehetra niainan’i Enôsy, dia maty izy.
12
Fitopolo taona ny andro niainan’i Kainany vao niteraka an’i Malaleela izy.
13
Mbola velona efapolo sy valon-jato taona i Kainany taorian’ny niterahany an’i Malaleela, sady niteraka zazalahy aman-jazavavy.
14
Folo amby sivin-jato taona no andro rehetra niainan’i Kainany; dia maty izy.
15
Dimy amby enimpolo taona ny andro niainan’i Malaleela, vao niteraka an’i Jareda izy.
16
Mbola velona telopolo amby valon-jato taona i Malaleela taorian’ny niterahany an’i Jareda, sady niteraka zazalahy aman-jazavavy.
17
Dimy amby sivifolo sy valon-jato taona no andro rehetra niainan’i Malaleela; dia maty izy.
18
Roa amby enimpolo amby zato taona ny andro niainan’i Jareda vao niteraka an’i Enôka izy.
19
Mbola velona valon-jato taona i Jareda taorian’ny niterahany an’i Enôka, sady niteraka zazalahy aman-jazavavy.
20
Roa amby enimpolo amby sivin-jato taona no andro rehetra niainan’i Jareda, dia maty izy.
21
Dimy amby enimpolo taona ny andro niainan’i Enôka vao niteraka an’i Matosalema izy.
22
Mbola nizotra nifanaraka tamin’Andriamanitra telon-jato taona i Enôka, taorian’ny niterahany an’i Matosalema, sady niteraka zazalahy aman-jazavavy.
23
Dimy amby enimpolo sy telon-jato taona no andro rehetra niainan’i Enôka.
24
Nizotra nifanaraka tamin’Andriamanitra i Enôka, dia tsy hita intsony, fa nentin’Andriamanitra izy.
25
Fito amby valopolo amby zato taona ny andro niainan’i Matosalema vao niteraka an’i Lameka izy.
26
Mbola velona roa amby valopolo sy fiton-jato taona Matosalema taorian’ny niterahany an’i Lameka, sady niteraka zazalahy aman-jazavavy.
27
Sivy amby enimpolo sy sivin-jato taona no andro rehetra niainan’i Matosalema; dia maty izy.
28
Roa amby valopolo amby zato taona ny andro niainan’i Lameka vao niteraka zazalahy anankiray izy,
29
nataony hoe Nôe no anarany, fa hoy izy: Ity no hanamaivana antsika amin’ny fahasasarantsika sy amin’ny asa tanana mahasasatra avy amin’ity tany efa voaozon’i Iaveh ity.
30
Mbola velona dimy amby sivy folo sy dimanjato taona Lameka taorian’ny niterahany an’i Nôe, sady niteraka zazalahy aman-jazavavy.
31
Ary fito amby fitopolo sy fiton-jato taona no andro rehetra niainan’i Lameka; dia maty izy.
32
Rehefa dimanjato taona i Nôe, dia niteraka an’i Sema sy i Kama ary i Jafeta.
← Chapter 4
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
Chapter 4
Chapter 5
Chapter 6
Chapter 7
Chapter 8
Chapter 9
Chapter 10
Chapter 11
Chapter 12
Chapter 13
Chapter 14
Chapter 15
Chapter 16
Chapter 17
Chapter 18
Chapter 19
Chapter 20
Chapter 21
Chapter 22
Chapter 23
Chapter 24
Chapter 25
Chapter 26
Chapter 27
Chapter 28
Chapter 29
Chapter 30
Chapter 31
Chapter 32
Chapter 33
Chapter 34
Chapter 35
Chapter 36
Chapter 37
Chapter 38
Chapter 39
Chapter 40
Chapter 41
Chapter 42
Chapter 43
Chapter 44
Chapter 45
Chapter 46
Chapter 47
Chapter 48
Chapter 49
Chapter 50
Chapter 6 →
All chapters:
1
2
3
4
5
6
7
8
9
10
11
12
13
14
15
16
17
18
19
20
21
22
23
24
25
26
27
28
29
30
31
32
33
34
35
36
37
38
39
40
41
42
43
44
45
46
47
48
49
50