bible
ra
🌐 Language
English
Español
Français
Deutsch
Português
Italiano
Nederlands
Русский
中文
日本語
한국어
العربية
Türkçe
Tiếng Việt
ไทย
Indonesia
All Languages
Home
/
Malagasy
/
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
/
Job 11
Job 11
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
← Chapter 10
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
Chapter 4
Chapter 5
Chapter 6
Chapter 7
Chapter 8
Chapter 9
Chapter 10
Chapter 11
Chapter 12
Chapter 13
Chapter 14
Chapter 15
Chapter 16
Chapter 17
Chapter 18
Chapter 19
Chapter 20
Chapter 21
Chapter 22
Chapter 23
Chapter 24
Chapter 25
Chapter 26
Chapter 27
Chapter 28
Chapter 29
Chapter 30
Chapter 31
Chapter 32
Chapter 33
Chapter 34
Chapter 35
Chapter 36
Chapter 37
Chapter 38
Chapter 39
Chapter 40
Chapter 41
Chapter 42
Chapter 12 →
1
Dia niteny i Sôfara avy any Naamà, ka nanao hoe:
2
«Tsy hisy valiny va ny teny maro be, ary ny basivava ve no hanana ny marina?
3
Izay bedibedinao ve no hampangina ny olona? Haniratsira ve ianao ka tsy hisy handresy lahatra anao e?
4
Hoy ianao tamin’Andriamanitra: ‹Ny fisainako no marina, ary tsy manan-tsiny eo anatrehanao aho›.
5
Endrey, raha mety miteny Andriamanitra, ka mety hiloa-bava hamaly anao,
6
raha ambarany anao ny zava-miafina ao amin’ny fahendreny mbamin’ny safeliky ny hevitra kendreny izay voatakona, dia ho hitanao fa misy hadinony ny helokao.
7
Mihambo hanakatra ny halalinan’Andriamanitra va ianao, sy hahatratra ny fahalavorarian’ny Tsitoha?
8
Avo tahaka ny lanitra izany, ka hataonao ahoana? lalina noho ny fonenan’ny maty izany, ka inona no ho fantatrao?
9
Ny fandrefesana Azy lava noho ny tany, malalaka noho ny ranomasina.
10
Raha miantoraka amin’ny meloka Izy, sy misambotra azy, raha mamory ny mpitsara: zovy moa no hahatohitra izany?
11
Fa fantany ny olon-dratsy: hitany ny haratsiana, raha mbola tsy miahy ny ho hita izy ity.
12
Amin’ny fandinihina izany, na ny adala aza hahazo hevitra, na ny zanak’ampondra dia aza, ho tonga manan-tsaina.
13
Fa ianao kosa raha mitondra ny fonao ho amin’Andriamanitra mananty tanan-droa miandrandra Azy,
14
raha manary lavitra ny hadisoanao izay eo an-tananao, ary tsy mampitoetra ny tsy fahamarinana eo an-dainao,
15
dia hatrakanao tsy manan-tsiny ny handrinao; tsy hangozohozo na hanan-tahotra intsony ianao.
16
Hohadinoinao amin’izay ny fahorianao, ho toy ny rano mandalo no hahatsiarovanao azy.
17
Ny ho avy hiposaka aminao mamirapiratra toy ny mitatao vovonana, ny maizina hiova hanjary mazava atsinanana.
18
Ho feno toky ianao, ary tsy ho foana ny fanantenanao; hijery ny manodidina anao ianao, dia handry tsy amin’ahiahy,
19
handry feizay ianao, ka tsy hisy mpanabataba, ary maro no hanafosafo ny tavanao.
20
Fa ny mason’ny ratsy fanahy kosa hihalevona, tsy misy hialofany; toy ny fofon’ain’ny miala aina ny fanantenany».
← Chapter 10
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
Chapter 4
Chapter 5
Chapter 6
Chapter 7
Chapter 8
Chapter 9
Chapter 10
Chapter 11
Chapter 12
Chapter 13
Chapter 14
Chapter 15
Chapter 16
Chapter 17
Chapter 18
Chapter 19
Chapter 20
Chapter 21
Chapter 22
Chapter 23
Chapter 24
Chapter 25
Chapter 26
Chapter 27
Chapter 28
Chapter 29
Chapter 30
Chapter 31
Chapter 32
Chapter 33
Chapter 34
Chapter 35
Chapter 36
Chapter 37
Chapter 38
Chapter 39
Chapter 40
Chapter 41
Chapter 42
Chapter 12 →
All chapters:
1
2
3
4
5
6
7
8
9
10
11
12
13
14
15
16
17
18
19
20
21
22
23
24
25
26
27
28
29
30
31
32
33
34
35
36
37
38
39
40
41
42
Recommended Reading
Commentary
Job Commentaries
→
Devotional
Job Devotional Guide
→
Get This Bible
Malagasy (Baiboly Katolika) Study Bible
→