bible
ra
🌐 Language
English
Español
Français
Deutsch
Português
Italiano
Nederlands
Русский
中文
日本語
한국어
العربية
Türkçe
Tiếng Việt
ไทย
Indonesia
All Languages
Home
/
Malagasy
/
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
/
Job 20
Job 20
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
← Chapter 19
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
Chapter 4
Chapter 5
Chapter 6
Chapter 7
Chapter 8
Chapter 9
Chapter 10
Chapter 11
Chapter 12
Chapter 13
Chapter 14
Chapter 15
Chapter 16
Chapter 17
Chapter 18
Chapter 19
Chapter 20
Chapter 21
Chapter 22
Chapter 23
Chapter 24
Chapter 25
Chapter 26
Chapter 27
Chapter 28
Chapter 29
Chapter 30
Chapter 31
Chapter 32
Chapter 33
Chapter 34
Chapter 35
Chapter 36
Chapter 37
Chapter 38
Chapter 39
Chapter 40
Chapter 41
Chapter 42
Chapter 21 →
1
Dia niteny i Sôfara avy any Naamà ka nanao hoe:
2
«Koa noho izany, dia asesiky ny saiko hanome valy aho, ka tsy andriko ny handefasako azy noho ny fikoratabako.
3
Nandre faniniana manala baraka ahy aho, ka hahita hahavaly avy amin’ny fahalalako ny saiko.
4
Fantatrao tsara va, fa hatrizay ela izay, hatrizay nametrahana ny olombelona teto an-tany,
5
dia vetivety foana no nahombiazan’ny ratsy fanahy, ary mihelina ihany ny fifalian’ny tsy mivavaka.
6
Na hapàkany amin’ny lanitra aza ny reharehany, ka hitehina amin’ny rahona ny lohany,
7
dia levona mandritra ny mandrakizay toy ny dìkiny izy; izay nahita azy nanao hoe: ‹aiza izy?›
8
manidina toy ny nofy izy, ka tsy hita intsony, mihalevona toy ny fahitana amin’ny alina izy.
9
Ny maso nahita azy, tsy mahatazana azy intsony; ny fonenany tsy hahatsinjo azy intsony.
10
Ny zanany hangataka amin’ny malahelo, ny tanany no hanonerany ny nalainy an-keriny.
11
Ny taolany feno ny otany miafina, izay hiara-mandry aminy eo amin’ny vovoka.
12
Fa mamy tao am-bavany ny ratsy, ka nafeniny tao ambany lelany,
13
nankamamìny ka tsy foiny, ary nakombony tao an-danilaniny.
14
Ho zary poizina amin’ny tsinainy ny haniny, ka ho tonga poizim-bibilava an-kibony.
15
Fa nitelina harena izy, ka handoa izany; Andriamanitra no handoatra izany, avy ao an-kibony.
16
Nitsentsitra ny poizin’ny bibilava izy, ka ho fatin’ny lelan’ny menarana.
17
Tsy mba ho hitany misononoka na oviana na oviana ny ony; ny ria-tantely aman-dronono.
18
Hamerina izay azony izy, fa tsy hambosika an’izany, araka ny tombony azony, ka tsy hiarana amin’izany izy.
19
Fa nampahory sy nandao ny mahantra Izy, nandroba ny tranon’ireny, nefa tsy nanangana azy indray.
20
Tsy nety nianina ny fahalianany; tsy hoentiny izay maminy indrindra.
21
Tsy misy tsy tratry ny fahalianany te handrapaka, koa tsy haharitra ny fiadanany.
22
Ao anatin’ny fananam-be izy, nefa latsaka amin’ny tsy fahampiana, iharan’izao kapoky ny loza rehetra izao izy.
23
Izao no hameno ny kibony: Halatsak’Andriamanitra aminy, ny afom-pahatezerany, ka hirotsaka aminy, hatrany an-kibony.
24
Raha afaka amin’ny fiadiana vy izy ho trobaran’ny tsipìka varahina.
25
Tsoahany ny zana-tsipìka, ka mitsoaka miala amin’ny tenany izany, dia mivoaka manelatselatra avy amin’ny atiny ny varahina; ka azon’ny tahotry ny fahafatesana izy.
26
Haizim-pito no mitelina ny rakiny; afo tsy narehitr’olombelona no mandevona azy, sy mandany izay rehetra sisa tavela ao an-dainy.
27
Ny lanitra hanambara ny helony, ary ny tany hitsangana hiampanga azy.
28
Ny fananam-be ao an-tranony, haely, ho levona izany amin’ny andron’ny fahatezerana.
29
Izany no anjara naraikitr’Andriamanitra ho an’ny ratsy fanahy, sy lova voatendrin’Andriamanitra ho azy».
← Chapter 19
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
Chapter 4
Chapter 5
Chapter 6
Chapter 7
Chapter 8
Chapter 9
Chapter 10
Chapter 11
Chapter 12
Chapter 13
Chapter 14
Chapter 15
Chapter 16
Chapter 17
Chapter 18
Chapter 19
Chapter 20
Chapter 21
Chapter 22
Chapter 23
Chapter 24
Chapter 25
Chapter 26
Chapter 27
Chapter 28
Chapter 29
Chapter 30
Chapter 31
Chapter 32
Chapter 33
Chapter 34
Chapter 35
Chapter 36
Chapter 37
Chapter 38
Chapter 39
Chapter 40
Chapter 41
Chapter 42
Chapter 21 →
All chapters:
1
2
3
4
5
6
7
8
9
10
11
12
13
14
15
16
17
18
19
20
21
22
23
24
25
26
27
28
29
30
31
32
33
34
35
36
37
38
39
40
41
42
Recommended Reading
Commentary
Job Commentaries
→
Devotional
Job Devotional Guide
→
Get This Bible
Malagasy (Baiboly Katolika) Study Bible
→