Job 34
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
7Moa misy olombelona tahaka an’i Jôba va? Sotroiny toy ny rano ny fitenenan-dratsy an’Andriamanitra!
15dia ho afaka aina miaraka amin’izay ny nofo rehetra, ary hody amin’ny vovoka indray ny olombelona.
24Fa torotoroiny tsy misy famotorana ny mahery, dia manangana olon-kafa izy hisolo-toerana an’ireny,
Recommended Reading