bible
ra
🌐 Language
English
Español
Français
Deutsch
Português
Italiano
Nederlands
Русский
中文
日本語
한국어
العربية
Türkçe
Tiếng Việt
ไทย
Indonesia
All Languages
Home
/
Malagasy
/
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
/
Job 17
Job 17
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
← Chapter 16
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
Chapter 4
Chapter 5
Chapter 6
Chapter 7
Chapter 8
Chapter 9
Chapter 10
Chapter 11
Chapter 12
Chapter 13
Chapter 14
Chapter 15
Chapter 16
Chapter 17
Chapter 18
Chapter 19
Chapter 20
Chapter 21
Chapter 22
Chapter 23
Chapter 24
Chapter 25
Chapter 26
Chapter 27
Chapter 28
Chapter 29
Chapter 30
Chapter 31
Chapter 32
Chapter 33
Chapter 34
Chapter 35
Chapter 36
Chapter 37
Chapter 38
Chapter 39
Chapter 40
Chapter 41
Chapter 42
Chapter 18 →
1
Efa mihareraka ny fofon’aiko, efa milopilopy ny androko; ny fasana sisa mba ho ahy.
2
Voahodidina mpaneso aho, misokatra ny masoko eo anoloan’ny fanevatevany ahy.
3
Ry Andriamanitra ô, aoka ny tenanao ihany no hiantoka ahy aminao, fa iza indray moa no hety hitehaka ny tanako?
4
Ny fony efa nohidinao tsy handray ny fahendrena, ka aza avelanao hisandratra ireo.
5
Misy miantso ny sakaizany hiara-kizara aminy nony efa mihareraka ny mason’ny zanany.
6
Efa nataony fihomehezan’ny firenena aho; ilay olona fandrora amin’ny tavany aho.
7
Voasaron’ny alahelo ny masoko, hoatra ny aloka sisa ny rantsam-batako rehetra.
8
Talanjona amin’izany ny olona mahitsy fo; ary tezitra amin’ny tsy mivavaka ny tsy manan-tsiny.
9
Ny olo-marina anefa mifikitra mafy amin’ny lalany ary izay madio tanana miezaka amin-kerim-po tokoa.
10
Fa avia indray àry ianareo rehetra, avia; dia tsy hahita olon-kendry iray aminareo va aho?
11
Lany ity ny androko, foana ny hevitra voakasako; dia ireo hevitra mba nolalaiko indrindra.
12
Ny alina ataony ho andro, eo anatrehan’ny haizina, lazainy ho efa akaiky ny fahazavana;
13
Na dia miandry aza aho, ny Seoly no fonenako; ao amin’ny haizina no amelarako ny fandriako.
14
Hoy aho tamin’ny fasana: ‹Raiko ianao›; ary tamin’ny kankana: ‹Reniko sy anabaviko ianareo›.
15
Nankaiza ny fanantenako? Iza no afa-kahita ny fanantenako?
16
Nidina any am-bavahadin’ny Seoly izy; raha mba mahita fitsaharana ahay mantsy, any amin’ny vovoka!»
← Chapter 16
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
Chapter 4
Chapter 5
Chapter 6
Chapter 7
Chapter 8
Chapter 9
Chapter 10
Chapter 11
Chapter 12
Chapter 13
Chapter 14
Chapter 15
Chapter 16
Chapter 17
Chapter 18
Chapter 19
Chapter 20
Chapter 21
Chapter 22
Chapter 23
Chapter 24
Chapter 25
Chapter 26
Chapter 27
Chapter 28
Chapter 29
Chapter 30
Chapter 31
Chapter 32
Chapter 33
Chapter 34
Chapter 35
Chapter 36
Chapter 37
Chapter 38
Chapter 39
Chapter 40
Chapter 41
Chapter 42
Chapter 18 →
All chapters:
1
2
3
4
5
6
7
8
9
10
11
12
13
14
15
16
17
18
19
20
21
22
23
24
25
26
27
28
29
30
31
32
33
34
35
36
37
38
39
40
41
42
Recommended Reading
Commentary
Job Commentaries
→
Devotional
Job Devotional Guide
→
Get This Bible
Malagasy (Baiboly Katolika) Study Bible
→