bible
ra
🌐 Language
English
Español
Français
Deutsch
Português
Italiano
Nederlands
Русский
中文
日本語
한국어
العربية
Türkçe
Tiếng Việt
ไทย
Indonesia
All Languages
Home
/
Malagasy
/
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
/
Job 4
Job 4
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
← Chapter 3
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
Chapter 4
Chapter 5
Chapter 6
Chapter 7
Chapter 8
Chapter 9
Chapter 10
Chapter 11
Chapter 12
Chapter 13
Chapter 14
Chapter 15
Chapter 16
Chapter 17
Chapter 18
Chapter 19
Chapter 20
Chapter 21
Chapter 22
Chapter 23
Chapter 24
Chapter 25
Chapter 26
Chapter 27
Chapter 28
Chapter 29
Chapter 30
Chapter 31
Chapter 32
Chapter 33
Chapter 34
Chapter 35
Chapter 36
Chapter 37
Chapter 38
Chapter 39
Chapter 40
Chapter 41
Chapter 42
Chapter 5 →
1
Dia niteny i Elifaza avy any Temàna ka nanao hoe:
2
«Raha manandrana hiteny indraimbava izahay, dia sao sosotra ianao amin’izany. Nefa zovy moa no hahatana ny teniny?
3
Indro fa nampianatra olona maro ianao; nankahery izay niraviravy tanana ianao;
4
nampijoro izay nivembena ny teninao, sy nanampy ny lohalika malemy ianao.
5
Kanjo ankehitriny, nony mankaminao ny loza, dia kivy ianao, nony mba trany ianao izao, dia manary toky kosa!
6
Tsy ny fahatahoranao an’Andriamanitra va no fanantenanao? Tsy ny hadiovan’ny toetrao va no mba tokinao?
7
Mba tadidio ange: zovy moa no tsy manan-tsiny mba very? Taiza ho aizan’izao tontolo izao, no mba naringana ny olo-marina?
8
Raha izaho, ny hitako, dia izay miasa heloka, sy ireo efa mamafy tsy fahamarinana, no mijinja ny vokatr’izany.
9
Fa ny fofon’ain’Andriamanitra no aharinganan’ireny, ny fifofofofon’ny hatezerany no mahalevona ireny.
10
Ny fieron’ny liona mbamin’ny feony mikotrokotroka, dia tankina, ary ny nifin’ny liona tanora dia voatorotoro.
11
Noho ny tsy fisian-dremby dia maty ny lion-dahy, ary ny zanaky ny liom-bavy miely patrana.
12
Nisy teny misokosoko tonga tamiko ary ngonongonina malemy no hany ren’ny sofiko tamin’izany.
13
Tao amin’ny fahitana manjavozavo alina, tao anatin’ny fotoana mahasondrian-tory mafy ny olombelona,
14
nisy tahotra aman-kovitra nahazo ahy, ary nanozongozona ny taolako rehetra izany,
15
Dia indro nisy fanahy nandalo teo anatrehako, ka nampitsangam-bolo ny tenako rehetra.
16
Nitraka izy, tsy fantatro endrika velively dia toa matoatoa eo imasoko. Dia nisy fahanginana aloha, vao nandre feo aho:
17
Ho marina va ny olombelona eo anatrehan’Andriamanitra? Ho madio va ny olona, eo anoloan’ny Mpahary azy?
18
Indro fa ny mpanompony aza, tsy itokiany, ary ny Anjeliny aza, ahitany tsiny:
19
ka mainka izay olona monina an-trano fotaka ary vovoka ny fototra iorenany, ka hatao manjary vovoka toy ny voan’ny kalalao!
20
Hatramin’ny maraina ka hatramin’ny hariva, dia voaringana izy; ary levona mandrakizay izy, nefa tsy ahoan’ny olona akory.
21
Tapaka ny kofehy amin’ny lain’izy ireo; Maty alohan’ny fahazoana ny fahendrena izy.
← Chapter 3
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
Chapter 4
Chapter 5
Chapter 6
Chapter 7
Chapter 8
Chapter 9
Chapter 10
Chapter 11
Chapter 12
Chapter 13
Chapter 14
Chapter 15
Chapter 16
Chapter 17
Chapter 18
Chapter 19
Chapter 20
Chapter 21
Chapter 22
Chapter 23
Chapter 24
Chapter 25
Chapter 26
Chapter 27
Chapter 28
Chapter 29
Chapter 30
Chapter 31
Chapter 32
Chapter 33
Chapter 34
Chapter 35
Chapter 36
Chapter 37
Chapter 38
Chapter 39
Chapter 40
Chapter 41
Chapter 42
Chapter 5 →
All chapters:
1
2
3
4
5
6
7
8
9
10
11
12
13
14
15
16
17
18
19
20
21
22
23
24
25
26
27
28
29
30
31
32
33
34
35
36
37
38
39
40
41
42