Job 6
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
15Ireo rahalahiko kosa, namadika toy ny ranotrambo, toy ny rano an-dohasahan-driaka, izay mikoriana;
22Kanefa moa ve aho nanao hoe: ‹Mba omeo zavatra kely aho? mba omeo anjara amin’izay anananareo aho?