bible
ra
🌐 Language
English
Español
Français
Deutsch
Português
Italiano
Nederlands
Русский
中文
日本語
한국어
العربية
Türkçe
Tiếng Việt
ไทย
Indonesia
All Languages
Home
/
Malagasy
/
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
/
Job 18
Job 18
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
← Chapter 17
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
Chapter 4
Chapter 5
Chapter 6
Chapter 7
Chapter 8
Chapter 9
Chapter 10
Chapter 11
Chapter 12
Chapter 13
Chapter 14
Chapter 15
Chapter 16
Chapter 17
Chapter 18
Chapter 19
Chapter 20
Chapter 21
Chapter 22
Chapter 23
Chapter 24
Chapter 25
Chapter 26
Chapter 27
Chapter 28
Chapter 29
Chapter 30
Chapter 31
Chapter 32
Chapter 33
Chapter 34
Chapter 35
Chapter 36
Chapter 37
Chapter 38
Chapter 39
Chapter 40
Chapter 41
Chapter 42
Chapter 19 →
1
Dia niteny i Baldada avy any Sohe, ka nanao hoe:
2
«Rahoviana ihany vao taperinao izany teny izany? Manàna saina aloha ianao vao miresaka isika.
3
Nahoana ianao no dia mihevitra anay ho biby foana, fa ataonao ho donàna velona eo imasonao va izahay?
4
Ianao izay mamiravira tena amin’ny hatezerana indray, noho ny aminao ve, dia tianao ho lao ny tany, ary hafindra toerana ny vatolampy?
5
Eny, ny ratsy fanahy dia ho faty ny fanilony, tsy hazava intsony ny afo eo am-patany,
6
hanjòmbona ny andro eo an-dainy, ho faty ny jirony eo amboniny.
7
Izy efa mafy famindra dia ho voatery ny diany, hafainganin’ny saim-pantany ny fahalavoany.
8
Afatratry ny tongony amin’ny harato izy; mandia fandrika izy.
9
Azon’ny fandrika ny ombalahitongony, voatanan’ny tadivavarana izy.
10
Ny fandrika harato miafina ao ambanin’ny tany hahavoa azy, ary longoa mitoto-bozaka no eny an-dalan-kalehany.
11
Manodidina azy hatraiza hatraiza ny fampitahorana, sady manenjika azy hatrany hatrany.
12
Ny mosary dia anjara saziny, ary ny faharinganana dia vonon-ko amin’izay hahalavoany.
13
Lany ny hoditry ny rantsam-batany; lanin’ny lahy matoan’ny fahafatesana ny rantsam-batany.
14
Tsoahany izy hiala ao an-dainy, izay nitokiany handriana feizay, ka tarihina ho any amin’ilay Mpanjakan’ny fampitahorana.
15
Tsy misy monina eo an-dainy ny ankohonany; nofafazana solifara ny fonenany.
16
Ao ambany izy maim-paka, eo ambony kosa tapa-drantsana.
17
Ny fahatsiarovana azy, foana amin’ny tany; efa very anarana amin’ny faritany izy.
18
Roahina hiala amin’ny mazava izy, ho ao amin’ny maizina, ary esorina hiala amin’izao tontolo izao.
19
Tsy mamela fara aman-dimby amin’ny fokony izy; ary tsy misy velona ny ao amin’ny fonenany.
20
Ny firenena andrefana, talanjona amin’ny faharavàny; ny Tatsinanana koa raiki-tahotra amin’izany.
21
Toy izany no fonenan’ny tsy mivavaka; toy izany no fitoeran’ny olona tsy mahalala an’Andriamanitra».
← Chapter 17
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
Chapter 4
Chapter 5
Chapter 6
Chapter 7
Chapter 8
Chapter 9
Chapter 10
Chapter 11
Chapter 12
Chapter 13
Chapter 14
Chapter 15
Chapter 16
Chapter 17
Chapter 18
Chapter 19
Chapter 20
Chapter 21
Chapter 22
Chapter 23
Chapter 24
Chapter 25
Chapter 26
Chapter 27
Chapter 28
Chapter 29
Chapter 30
Chapter 31
Chapter 32
Chapter 33
Chapter 34
Chapter 35
Chapter 36
Chapter 37
Chapter 38
Chapter 39
Chapter 40
Chapter 41
Chapter 42
Chapter 19 →
All chapters:
1
2
3
4
5
6
7
8
9
10
11
12
13
14
15
16
17
18
19
20
21
22
23
24
25
26
27
28
29
30
31
32
33
34
35
36
37
38
39
40
41
42
Recommended Reading
Commentary
Job Commentaries
→
Devotional
Job Devotional Guide
→
Get This Bible
Malagasy (Baiboly Katolika) Study Bible
→