bible
ra
🌐 Language
English
Español
Français
Deutsch
Português
Italiano
Nederlands
Русский
中文
日本語
한국어
العربية
Türkçe
Tiếng Việt
ไทย
Indonesia
All Languages
Home
/
Malagasy
/
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
/
Job 27
Job 27
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
← Chapter 26
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
Chapter 4
Chapter 5
Chapter 6
Chapter 7
Chapter 8
Chapter 9
Chapter 10
Chapter 11
Chapter 12
Chapter 13
Chapter 14
Chapter 15
Chapter 16
Chapter 17
Chapter 18
Chapter 19
Chapter 20
Chapter 21
Chapter 22
Chapter 23
Chapter 24
Chapter 25
Chapter 26
Chapter 27
Chapter 28
Chapter 29
Chapter 30
Chapter 31
Chapter 32
Chapter 33
Chapter 34
Chapter 35
Chapter 36
Chapter 37
Chapter 38
Chapter 39
Chapter 40
Chapter 41
Chapter 42
Chapter 28 →
1
Mbola niteny indray i Jôba ka hoy izy:
2
«Amin’Andriamanitra velona izay mandà tsy hanome rariny ahy, amin’ny Tsitoha izay mameno zava-mangidy ny aiko,
3
raha mbola manam-pofon’aina koa aho, ka mbola eo am-bavoroko ny fofon’ain’Andriamanitra;
4
dia tsy hisy tsy marina hotononin’ny molotro, tsy hanonon-dainga ny lelako.
5
Lavitra ahy ny hihevitra ny anareo ho marina, fa hiaro ny tsy fananako tsiny aho mandra-pahatapitry ny aiko.
6
Efa nanomboka nanamarina ny tenako aho, tsy hitsahatra amin’izany, tsy misy androko anomezan’ny foko tsiny ahy na dia iray aza.
7
Fitondra olon-dratsy anie no ho anjaran’ny fahavaloko, ary anjaran’ny tsy mivavaka anie no ho an’ny mpanohitra ahy!
8
Inona no ho fanantenan’ny tsy mivavaka, raha fongoran’Andriamanitra izy, raha alàny ny ainy?
9
Moa Andriamanitra hihaino ny fitarainany akory va, amin’ny andro hamelezan’ny fahoriana azy?
10
Mahita firavoravoana ao amin’ny Tsitoha va izy? Manao fivavahana mandrakariva amin’Andriamanitra va izy?
11
Hotoroako ny fitondran’Andriamanitra ianareo, ary tsy hanafenako ny hevitry ny Tsitoha.
12
Tenanareo rehetra aza no efa nahita maso izany! Ka ahoana ianareo no mandahandahatra foana?
13
Izao no anjara natokan’Andriamanitra ho an’ny ratsy fanahy, sy lova azon’ny mpanao an-keriny, avy amin’ny Tsitoha.
14
Raha maro anaka izy, ho anjaran’ny sabatra ireny; ary ny solofony tsy mba ho voky hanina.
15
Ny sisa velona aoriany, hasitrika amin’ny fahafatesana, ny mpitondratenany tsy mba hitomany azy.
16
Na hanangona volafotsy hoatra ny fasika aza izy, ka hampisavoana fitafiana hoatra ny fotaka,
17
fanangonana no azy, fa ny marina no hitondra ireny; ny tsy manan-tsiny no handova ny volany.
18
Ny tranony toy ny ataon’ny kalalao, manahaka ny trano bongo aorian’ny mpiandry tanimboaloboka.
19
Mandry ny manan-karena, dia izay no farany; manokatra ny masony izy, dia maty eo.
20
Saforan’ny fampahatahorana toy ny rano be izy; paohin’ny tafio-drivotra mamatonalina.
21
Ongoahan’ny rivotra avy any atsinanana izy, dia tsy hita, fa tsoahany an-keriny eo amin’ny fonenany.
22
Fafazan’Andriamanitra ny zana-tsipìkany, tsy ananany antra izy; Ka taitra mandositra tsy ho tratry ny tanany;
23
itehafan’ny olona izy, avy eo an-trano nitoerany, dia anakorana azy.
← Chapter 26
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
Chapter 4
Chapter 5
Chapter 6
Chapter 7
Chapter 8
Chapter 9
Chapter 10
Chapter 11
Chapter 12
Chapter 13
Chapter 14
Chapter 15
Chapter 16
Chapter 17
Chapter 18
Chapter 19
Chapter 20
Chapter 21
Chapter 22
Chapter 23
Chapter 24
Chapter 25
Chapter 26
Chapter 27
Chapter 28
Chapter 29
Chapter 30
Chapter 31
Chapter 32
Chapter 33
Chapter 34
Chapter 35
Chapter 36
Chapter 37
Chapter 38
Chapter 39
Chapter 40
Chapter 41
Chapter 42
Chapter 28 →
All chapters:
1
2
3
4
5
6
7
8
9
10
11
12
13
14
15
16
17
18
19
20
21
22
23
24
25
26
27
28
29
30
31
32
33
34
35
36
37
38
39
40
41
42
Recommended Reading
Commentary
Job Commentaries
→
Devotional
Job Devotional Guide
→
Get This Bible
Malagasy (Baiboly Katolika) Study Bible
→