bible
ra
🌐 Language
English
Español
Français
Deutsch
Português
Italiano
Nederlands
Русский
中文
日本語
한국어
العربية
Türkçe
Tiếng Việt
ไทย
Indonesia
All Languages
Home
/
Malagasy
/
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
/
Job 35
Job 35
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
← Chapter 34
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
Chapter 4
Chapter 5
Chapter 6
Chapter 7
Chapter 8
Chapter 9
Chapter 10
Chapter 11
Chapter 12
Chapter 13
Chapter 14
Chapter 15
Chapter 16
Chapter 17
Chapter 18
Chapter 19
Chapter 20
Chapter 21
Chapter 22
Chapter 23
Chapter 24
Chapter 25
Chapter 26
Chapter 27
Chapter 28
Chapter 29
Chapter 30
Chapter 31
Chapter 32
Chapter 33
Chapter 34
Chapter 35
Chapter 36
Chapter 37
Chapter 38
Chapter 39
Chapter 40
Chapter 41
Chapter 42
Chapter 36 →
1
Ary niteny indray i Eliò ka nanao hoe:
2
«Moa ataonao ho rariny va, ny milaza hoe: ‹Ny ahy no marina noho ny an’Andriamanitra?›
3
Fa hoy ianao: ‹Mampaninona ahy moa izay tsy fananako tsiny? Inona no soa azoko mihoatra noho ny raha nanota aho?›
4
Indro fa hamaly anao aho, ary miaraka amin’izany koa ireo sakaizanao.
5
Tazano irỳ lanitra ka jereo; zahao ny rahona; avo noho ianao izy.
6
Raha manota ianao, faty antoka inona moa no mahazo azy, raha mihamaro ny hadisoanao, mampaninona azy akory?
7
Raha marina ianao, manome inona azy amin’izany? Inona no raisiny avy eo an-tananao?
8
Ny olona tahaka anao no hany voan’ny ratsy ataonao; ny zanak’olombelona no hany soa amin’ny fahamarinanao.
9
Mitaraina noho ny mafy afitsoky ny mpampahory ireo tra-pahoriana, midridridridry eo ambanin’ny tanan’ny mahery izy ireo.
10
Fa tsy misy manao hoe: ‹Aiza re Andriamanitra mpahary ahy, izay mahatonga hira fifaliana amin’ny alina,
11
izay nanao antsika manan-tsaina noho ny biby eto an-tany, sy hendry noho ny voromanidina?›
12
Amin’izay, izy mitaraina ka tsy henoina, eo ambany famoretan’ny ratsy fanahy be avonavona.
13
Tsy mihaino izay teniteny foana Andriamanitra tsy mijery izany ny Tsitoha.
14
Raha hoy ianao aminy: ‹Tsy mahita izay zava-miseho akory Ianao›, dia efa mby eo anatrehany ny momba anao, ka andraso ny fitsaràny.
15
Saingy raha mbola tsy mamely ny fahatezerany ka hoatra ny tsy mahalala ny fahadalany izy,
16
dia indro mety mandefa vava miteniteny foana i Jôba, sy mitaria lava amin’ny lahateny tsy misy heviny.»
← Chapter 34
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
Chapter 4
Chapter 5
Chapter 6
Chapter 7
Chapter 8
Chapter 9
Chapter 10
Chapter 11
Chapter 12
Chapter 13
Chapter 14
Chapter 15
Chapter 16
Chapter 17
Chapter 18
Chapter 19
Chapter 20
Chapter 21
Chapter 22
Chapter 23
Chapter 24
Chapter 25
Chapter 26
Chapter 27
Chapter 28
Chapter 29
Chapter 30
Chapter 31
Chapter 32
Chapter 33
Chapter 34
Chapter 35
Chapter 36
Chapter 37
Chapter 38
Chapter 39
Chapter 40
Chapter 41
Chapter 42
Chapter 36 →
All chapters:
1
2
3
4
5
6
7
8
9
10
11
12
13
14
15
16
17
18
19
20
21
22
23
24
25
26
27
28
29
30
31
32
33
34
35
36
37
38
39
40
41
42