bible
ra
🌐 Language
English
Español
Français
Deutsch
Português
Italiano
Nederlands
Русский
中文
日本語
한국어
العربية
Türkçe
Tiếng Việt
ไทย
Indonesia
All Languages
Home
/
Malagasy
/
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
/
Isaiah 3
Isaiah 3
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
← Chapter 2
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
Chapter 4
Chapter 5
Chapter 6
Chapter 7
Chapter 8
Chapter 9
Chapter 10
Chapter 11
Chapter 12
Chapter 13
Chapter 14
Chapter 15
Chapter 16
Chapter 17
Chapter 18
Chapter 19
Chapter 20
Chapter 21
Chapter 22
Chapter 23
Chapter 24
Chapter 25
Chapter 26
Chapter 27
Chapter 28
Chapter 29
Chapter 30
Chapter 31
Chapter 32
Chapter 33
Chapter 34
Chapter 35
Chapter 36
Chapter 37
Chapter 38
Chapter 39
Chapter 40
Chapter 41
Chapter 42
Chapter 43
Chapter 44
Chapter 45
Chapter 46
Chapter 47
Chapter 48
Chapter 49
Chapter 50
Chapter 51
Chapter 52
Chapter 53
Chapter 54
Chapter 55
Chapter 56
Chapter 57
Chapter 58
Chapter 59
Chapter 60
Chapter 61
Chapter 62
Chapter 63
Chapter 64
Chapter 65
Chapter 66
Chapter 4 →
1
Indro NY TOMPO Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao, manaisotra amin’i Jerosalema sy Joda ny andry sy tohana rehetra, dia ny sakafo rehetra sy ny rano rehetra izay tohan’aina,
2
ny lehilahy mahery fo sy ny mpiady, ny mpitsara sy ny mpaminany, ny mpisikidy sy ny loholona,
3
ny mpifehy dimampolo sy ny manankaja, ny mpanolotsaina sy ny mpahay taozavatra ary ny mahay ny boredirediky ny mpitana ody.
4
Hanendry ankizilahy ho lehibeny Aho, ary haitraitran-jaza no hitondran’ireo azy.
5
Hifampijaly ny vahoaka, dia izy samy izy sy ny namany avy; ny tanora dia hihetraketraka amin’ny zokiolona, ary ny tsinontsinona amin’ny manankaja.
6
Hisy olona hohazonin’ny rahalahiny ao an-tranon’ny rainy ka hitenenany hoe: Ianao no manana fitafiana ka aoka ho mpanapaka aminay! Ary aoka ho andraikitrao izao faharavana izao!
7
Dia hanangam-peo izy amin’izany andro izany hoe: Tsy mpitsabo aho ary tsy misy hanina na fitafiana ao an-tranoko; koa tsy azonareo apetraka ho mpanapaka amin’ny olona aho!
8
Fa tafintohina i Jerosalema ary potraka i Joda satria ny lelany sy ny asany dia samy manohitra NY TOMPO mba hikomy eo anatrehan’ny voninahiny.
9
Miampanga azy ny fisehon’ny tarehiny; mampiharihary ny fahotany tahaka an’i Sodoma izy ka tsy manafina azy. Loza ny manjo azy! Fa mampidi-doza amin’ny tenany izy.
10
Lazao hoe: Hahita soa ny marina, fa ny vokatry ny asany no hohaniny.
11
Loza no hanjo ny ratsy fanahy! Satria ny valin’ny nataon’ny tanany ihany no hanody azy.
12
Ny amin’ny oloko dia zaza no mampahory azy, ary vehivavy no mitondra azy. Ry oloko ô, ny mpitarika anao no mampivily anao sady mandrava ny lalana alehanao.
13
Mitsangana handahatra NY TOMPO ary mijoro hitsara ny olona.
14
Miampanga ny loholona sy ny lehiben’ny olony amin’ny fitsarana NY TOMPO hoe: Ripakareo ny tanim-boaloboka! Ary ao an-tranonareo ny fananan’ny mahantra izay efa nalainareo an-keriny!
15
Nahoana no dia hosihosenareo ny oloko ary torotoroinareo ny tavan’ny madinika? Hoy NY TOMPO, Andriamanitra Tompon’izao rehetra izao.
16
Hoy NY TOMPO: Satria miavona ireo zanakavavin’i Ziona ka mandeha mianjonanjona sy manao maso meloka sady kasikasy fandeha ary mampikorintsandrintsana ny fehin-tongony,
17
dia hataon’ny Tompo feno takompery ny tampon-dohan’ny zanakavavin’i Ziona ary hahanjahanjan’NY TOMPO ny tampon-kandriny.
18
Amin’izany andro izany dia hesorin’NY TOMPO ny firavaka rehetra: Ny fehin-tongotra, ny sarondoha, ny firavaka sarim-bolan-tsinana,
19
ny kavina, ny rojo, ny fisalobonana,
20
ny satroka, ny rojo parapaingo, ny fehikibo misy haingony, ny fitoeran-dranomanitra, ny ody fiambozonany,
21
ny peratra, ny kavin’orona,
22
ny akanjo fihaingoana, ny akanjobe fanao ivelany, ny salotra, ny poketra,
23
ny fitaratra, ny atin’akanjo, ny fehiloha ary ny lamba fisaronana.
24
Hosoloana zavatra maimbo ny ranomanitra; hosoloana mahazaka ny fehikibo tsara; hosoloana loha sola ny volo voavoatra tsara; hosoloana akanjo fisaonana ny akanjo mirebareba ary hosoloana marika amin’ny vy mahamay ny hatsaran-tarehy.
25
Ho lavon-tsabatra ny lehilahy ao aminao ary ho faty an’ady ny lehilahy mahery fo ao aminao
26
ka hitomany sy hisaona ny vavahadiny; ho foana ny tanàna ka hitorovoka amin’ny tany.
← Chapter 2
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
Chapter 4
Chapter 5
Chapter 6
Chapter 7
Chapter 8
Chapter 9
Chapter 10
Chapter 11
Chapter 12
Chapter 13
Chapter 14
Chapter 15
Chapter 16
Chapter 17
Chapter 18
Chapter 19
Chapter 20
Chapter 21
Chapter 22
Chapter 23
Chapter 24
Chapter 25
Chapter 26
Chapter 27
Chapter 28
Chapter 29
Chapter 30
Chapter 31
Chapter 32
Chapter 33
Chapter 34
Chapter 35
Chapter 36
Chapter 37
Chapter 38
Chapter 39
Chapter 40
Chapter 41
Chapter 42
Chapter 43
Chapter 44
Chapter 45
Chapter 46
Chapter 47
Chapter 48
Chapter 49
Chapter 50
Chapter 51
Chapter 52
Chapter 53
Chapter 54
Chapter 55
Chapter 56
Chapter 57
Chapter 58
Chapter 59
Chapter 60
Chapter 61
Chapter 62
Chapter 63
Chapter 64
Chapter 65
Chapter 66
Chapter 4 →
All chapters:
1
2
3
4
5
6
7
8
9
10
11
12
13
14
15
16
17
18
19
20
21
22
23
24
25
26
27
28
29
30
31
32
33
34
35
36
37
38
39
40
41
42
43
44
45
46
47
48
49
50
51
52
53
54
55
56
57
58
59
60
61
62
63
64
65
66