bible
ra
🌐 Language
English
Español
Français
Deutsch
Português
Italiano
Nederlands
Русский
中文
日本語
한국어
العربية
Türkçe
Tiếng Việt
ไทย
Indonesia
All Languages
Home
/
Malagasy
/
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
/
Genesis 33
Genesis 33
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
← Chapter 32
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
Chapter 4
Chapter 5
Chapter 6
Chapter 7
Chapter 8
Chapter 9
Chapter 10
Chapter 11
Chapter 12
Chapter 13
Chapter 14
Chapter 15
Chapter 16
Chapter 17
Chapter 18
Chapter 19
Chapter 20
Chapter 21
Chapter 22
Chapter 23
Chapter 24
Chapter 25
Chapter 26
Chapter 27
Chapter 28
Chapter 29
Chapter 30
Chapter 31
Chapter 32
Chapter 33
Chapter 34
Chapter 35
Chapter 36
Chapter 37
Chapter 38
Chapter 39
Chapter 40
Chapter 41
Chapter 42
Chapter 43
Chapter 44
Chapter 45
Chapter 46
Chapter 47
Chapter 48
Chapter 49
Chapter 50
Chapter 34 →
1
Ary nitazana i Jakôba ka nahita an’i Hesao tamy miaraka amin’ny olona efajato lahy. Koa nozarainy tamin’i Leà sy i Rahely ary ny mpanompovavy roa ireo zaza.
2
Nataony lohalalana ireo mpanompovavy sy ny zanany, dia nanaraka azy i Leà sy ireo zanany, ary tatỳ afara i Rahely sy i Jôsefa.
3
I Jakôba kosa no nandeha teo alohan’izy rehetra. Niankohoka impito tamin’ny tany i Jakôba mandra-pahatongany teo amin’i Hesao rahalahiny.
4
Dia nihazakazaka nitsena azy i Hesao, ka namihina ny vozony sady nanoroka azy; ary niara-nitomany izy mirahalahy.
5
Ary nony nahita ireo zaza amam-behivavy i Hesao, dia nanontany hoe: –Ary iza ireto miaraka aminao ireto? Hoy kosa i Jakôba hoe: –Ireo no zaza nomen’Andriamanitra ahy mpanomponao noho ny fahasoavany.
6
Dia nanatona ireo mpanompovavy sy ny zanany ka niankohoka.
7
Nanatona ihany koa i Leà sy ny zanany ka niankohoka; ary farany dia nanatona koa i Jôsefa sy i Rahely ka niankohoka.
8
Ary nanontany i Hesao hoe: –Inona moa no anton’ny nandefasanao ireny fanomezana rehetra izay nifanena tamiko ireny? Ka hoy i Jakôba hoe: –Mba handraisanao ahy tsara, tompokolahy.
9
Fa hoy i Hesao hoe: –Manambe aho, ry rahalahy; aoka ho anao ihany ny anao!
10
Dia novalian’i Jakôba hoe: –Aza manao izany re ianao, fa raha mba sitrakao ihany aho, dia raiso ny fanomezana natolotro anao. Fa raha nahita tava anao aho teo, dia hoatry ny nahita ny tavan’Andriamanitra, noho ianao tsara fandray ahy.
11
Koa miangavy aho, raiso ny fanomezana izay nampitondraiko ho anao satria efa nanisy soa ahy Andriamanitra ka manana ny ilaiko rehetra aho. Niangavy azy mafy i Jakôba, ka dia noraisiny ihany ny fanomezana.
12
Ary hoy i Hesao hoe: –Ahorony ny entana, dia andeha isika hanainga fa hiaraka aminao aho.
13
Namaly kosa i Jakôba hoe: –Fantatrao, tompokolahy, fa marefo ny zaza, ary ondry aman’omby ampianahany no miaraka amiko; koa raha hododosana indray andro monja ireo biby ireo, dia ho faty avokoa izy.
14
Koa mandehana mialoha, tompokolahy, fa izaho mpanomponao hanaraka miadana ny dian’ny biby fiompy sy ny zaza mandra-pahatonganay any aminao any Sehira.
15
Dia hoy i Hesao: –Havelako aminao ireo oloko sasany miaraka amiko. Fa hoy i Jakôba hoe: –Hatao inona moa izany? Fa ampy ahy rehefa nataonao tsara fandray aho, tompokolahy.
16
Koa dia niverina androtr’iny ihany i Hesao ho any Sehira.
17
Fa i Jakôba kosa nivily ho any Sokôta, dia nanao trano ho azy sy tranotomboka ho an’ny andiam-biby fiompiny. Izany no niantsoana io toerana io hoe Sokôta, izany hoe Tranotomboka.
18
Rehefa niverina avy tany Mezôpôtamia ambony i Jakôba, dia tonga soa aman-tsara tao an-tanàna Sekema izay eo amin’ny tany Kanahàna; dia nitoby teo akaikin’ny tanàna izy.
19
Novidîny vola zato kesita tamin’ny taranak’i Hamôra, mpanorina ny tanàna Sekema, ny sombin-tany teo amin’ny saha izay nanorenany ny lainy.
20
Dia nanorina alitara teo izy, ka nataony hoe Ela-Elôhe-Israely ny anaran’ilay alitara.
← Chapter 32
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
Chapter 4
Chapter 5
Chapter 6
Chapter 7
Chapter 8
Chapter 9
Chapter 10
Chapter 11
Chapter 12
Chapter 13
Chapter 14
Chapter 15
Chapter 16
Chapter 17
Chapter 18
Chapter 19
Chapter 20
Chapter 21
Chapter 22
Chapter 23
Chapter 24
Chapter 25
Chapter 26
Chapter 27
Chapter 28
Chapter 29
Chapter 30
Chapter 31
Chapter 32
Chapter 33
Chapter 34
Chapter 35
Chapter 36
Chapter 37
Chapter 38
Chapter 39
Chapter 40
Chapter 41
Chapter 42
Chapter 43
Chapter 44
Chapter 45
Chapter 46
Chapter 47
Chapter 48
Chapter 49
Chapter 50
Chapter 34 →
All chapters:
1
2
3
4
5
6
7
8
9
10
11
12
13
14
15
16
17
18
19
20
21
22
23
24
25
26
27
28
29
30
31
32
33
34
35
36
37
38
39
40
41
42
43
44
45
46
47
48
49
50