bible
ra
🌐 Language
English
Español
Français
Deutsch
Português
Italiano
Nederlands
Русский
中文
日本語
한국어
العربية
Türkçe
Tiếng Việt
ไทย
Indonesia
All Languages
Home
/
Malagasy
/
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
/
Genesis 36
Genesis 36
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
← Chapter 35
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
Chapter 4
Chapter 5
Chapter 6
Chapter 7
Chapter 8
Chapter 9
Chapter 10
Chapter 11
Chapter 12
Chapter 13
Chapter 14
Chapter 15
Chapter 16
Chapter 17
Chapter 18
Chapter 19
Chapter 20
Chapter 21
Chapter 22
Chapter 23
Chapter 24
Chapter 25
Chapter 26
Chapter 27
Chapter 28
Chapter 29
Chapter 30
Chapter 31
Chapter 32
Chapter 33
Chapter 34
Chapter 35
Chapter 36
Chapter 37
Chapter 38
Chapter 39
Chapter 40
Chapter 41
Chapter 42
Chapter 43
Chapter 44
Chapter 45
Chapter 46
Chapter 47
Chapter 48
Chapter 49
Chapter 50
Chapter 37 →
1
Toy izao no lisitry ny taranak’i Hesao na koa i Edôma.
2
Naka vady kanahanita i Hesao, dia i Hadà zanakavavin’i Elôna izay hetita, sy i Ohôlibamà zanakavavin’i Hanà sady zafikelin’i Tsibehôna izay hivita,
3
ary i Basemata zanakavavin’i Jismahela sady anabavin’i Nebaiôta.
4
Ary i Hadà niteraka an’i Elifaza tamin’i Hesao, fa i Basemata kosa niteraka an’i Rehoela;
5
ary i Ohôlibamà kosa niteraka an’i Jehîsa sy i Jahilama ary i Kôrà. Ireo no zanakalahy naterak’i Hesao tao amin’ny tany Kanahàna.
6
Nentin’i Hesao ireo vadiny sy ireo zanany lahy sy vavy ary ireo olona rehetra tao an-tranony, mbamin’ny biby fiompiny sy ny biby rehetra mpitondra ny entany; ary nentiny koa ireo fananana rehetra izay azony tao amin’ny tany Kanahàna, dia lasa nankany an-tany hafa izy mba ho lavitra an’i Jakôba rahalahiny.
7
Satria efa samy be harena loatra izy mirahalahy ka tsy afaka ny hiara-monina intsony; ary ny faritany nisy azy dia tsy ampy hihinanan’ny biby fiompin’ny roa tonta.
8
Izany no nipetrahan’i Hesao na i Edôma tany an-tendrombohitra Sehira.
9
Toy izao no lisitry ny taranak’i Hesao, razamben’ny Edômita izay nonina teny an-tendrombohitra Sehira.
10
Ireto no anaran’ny zanakalahin’i Hesao: i Elifaza zanakalahin’i Hadà vadiny, ary i Rehoela zanakalahin’i Basemata vadiny.
11
Ny zanakalahin’i Elifaza dia i Temàna sy i Omara, i Tsefao sy i Gahetama ary i Kenaza.
12
I Timnà vadikelin’i Elifaza dia niteraka an’i Hamalèka taminy koa. Ireo no zafikelin’i Hesao sy i Hadà vadiny.
13
Ny zanakalahin’i Rehoela dia i Nahata sy i Zera ary i Samà sy i Mizà. Ireo no zafikelin’i Hesao sy i Basemata vadiny.
14
Ny amin’i Ohôlibamà, zanakavavin’i Hanà sy zafikelin’i Tsibehôna sady vadin’i Hesao, dia ireto kosa no zanakalahiny: i Jehîsa sy i Jahelàma ary Kôrà.
15
Ireto avy no filoham-pianakavian’ny taranak’i Hesao. Samy filoham-pianakaviany avokoa ireo zanakalahin’i Elifaza lahimatoan’i Hesao, dia i Temàna sy i Omara, i Tsefao sy i Kenaza,
16
i Kôra sy i Gahetama ary i Hamalèka; tao amin’ny faritr’i Edôma ireo ary zafikelin’i Hadà.
17
Samy filoham-pianakaviany avokoa ny zanakalahin’i Rehoela zanak’i Hesao, dia i Nahata sy i Zera ary i Samà sy i Mizà; tao amin’ny faritr’i Edôma ireo ary zafikelin’i Basemata vadin’i Hesao.
18
Samy filoham-pianakaviany avokoa ireo zanakalahin’i Ohôlibamà vadin’i Hesao, dia i Jehîsa sy i Jahilama ary i Kôrà; izy telo lahy kosa dia avy tamin’i Ohôlibamà izay zanakavavin’i Hanà sy vadin’i Hesao.
19
Ireo no taranak’i Hesao na hoe i Edôma, ka samy filoham-pianakaviany avy.
20
Ny mponina taloha tao amin’ny faritr’i Edôma dia ireo taranak’i Sehira ilay Hôrita. Ny zanakalahin’i Sehîra dia i Lôtàna sy i Sôbala, i Tsibehôna sy i Hanà,
21
i Disôna sy i Etsera ary i Disàna. Ireo no filoham-pianakaviana hôrita, tao amin’ny faritr’i Edôma.
22
Ny zanakalahin’i Lôtàna dia i Hôry sy i Hemàma. Nanana anabavy atao hoe Timnà i Lôtàna.
23
Ireto no zanakalahin’i Sôbala: i Halevàna sy i Manahata, i Hebala sy i Sefao ary i Onama.
24
Ireto no zanakalahin’i Tsibehôna: i Aià sy i Hanà; ity Hanà ity no nahita rano tany an-taniefitra, fony izy niandry ny borikin’i Tsibehôna rainy.
25
Ireto no zanak’i Hanà: i Disôna no lahy ary i Ohôlibamà no vavy.
26
Ireto no zanakalahin’i Disôna: i Hemdàna sy i Esbàna ary Jitràna sy i Keràna.
27
Ireto no zanakalahin’i Etsèra: i Bilehàna sy i Zaha ary i Hakàna.
28
Ary ireto no zanakalahin’i Disàna: i Hotsa sy i Aràna.
29
Ireto avy no filoham-pianakavian’ny Hôrita: i Lôtana sy i Sôbala, i Tsibehôna sy i Hanà,
30
i Disôna sy i Etsera, ary i Disàna. Ireo no filoham-pianakavian’ny Hôrita araka ny isan-tarika avy, tao amin’ny tany Sehira.
31
Ireto avy ny mpanjaka nifandimby nanjaka tao amin’ny tany Edôma, fony tsy mbola nisy mpanjaka nanjaka tamin’ny Israelita.
32
Nanjaka tao Edôma i Bela zanakalahin’i Behôra, avy ao amin’ny tanànan’i Dinehaba.
33
Rehefa maty izy, dia i Jôbaba, zanakalahin’i Zera avy ao Bôtserà, no nanjaka nandimby azy.
34
Rehefa maty i Jôbaba, dia nanjaka nandimby azy i Hosama avy ao amin’ny faritanin’ny Temanita.
35
Rehefa maty i Hosama, dia nanjaka nandimby azy i Hadada, zanakalahin’i Bedada, avy ao an-tanànan’i Havita. Izy io no nandresy ny Midianita teny an-tsahan’i Môaba.
36
Rehefa maty i Hadada, dia nanjaka nandimby azy i Samlà avy ao Masrekà.
37
Rehefa maty i Samlà, dia nanjaka nandimby azy i Saoly avy any Rehôbôta amoron’ny ony Eofrata.
38
Rehefa maty i Saoly, dia nanjaka nandimby azy i Bahala-Hanàna, zanakalahin’i Hakbôra.
39
Rehefa maty i Bahala-Hanàna, dia nanjaka nandimby azy i Hadara avy ao an-tanànan’i Pahò; ny anaran’ny vadiny dia i Mehetabeela, zanakavavin’i Matreda sady zafikelin’i Me-Zahaba.
40
Ireto no anaran’ireo filoham-pianakavian’ny taranak’i Hesao, araka ny isan-tarika sy ny toerany avy:
41
i Timnà sy i Halvà, i Jeteta sy i Ohôlibamà, i Elà sy i Pinôna,
42
i Kenàza sy i Temàna, i Mibitsara
43
sy i Magdiela ary i Hirama. Ireo no filoham-pianakavian’ny Edômita araka ny fonenany teo amin’ny faritaniny avy. I Hesao no razamben’ny Edômita.
← Chapter 35
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
Chapter 4
Chapter 5
Chapter 6
Chapter 7
Chapter 8
Chapter 9
Chapter 10
Chapter 11
Chapter 12
Chapter 13
Chapter 14
Chapter 15
Chapter 16
Chapter 17
Chapter 18
Chapter 19
Chapter 20
Chapter 21
Chapter 22
Chapter 23
Chapter 24
Chapter 25
Chapter 26
Chapter 27
Chapter 28
Chapter 29
Chapter 30
Chapter 31
Chapter 32
Chapter 33
Chapter 34
Chapter 35
Chapter 36
Chapter 37
Chapter 38
Chapter 39
Chapter 40
Chapter 41
Chapter 42
Chapter 43
Chapter 44
Chapter 45
Chapter 46
Chapter 47
Chapter 48
Chapter 49
Chapter 50
Chapter 37 →
All chapters:
1
2
3
4
5
6
7
8
9
10
11
12
13
14
15
16
17
18
19
20
21
22
23
24
25
26
27
28
29
30
31
32
33
34
35
36
37
38
39
40
41
42
43
44
45
46
47
48
49
50