bible
ra
🌐 Language
English
Español
Français
Deutsch
Português
Italiano
Nederlands
Русский
中文
日本語
한국어
العربية
Türkçe
Tiếng Việt
ไทย
Indonesia
All Languages
Home
/
Malagasy
/
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
/
Genesis 5
Genesis 5
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
← Chapter 4
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
Chapter 4
Chapter 5
Chapter 6
Chapter 7
Chapter 8
Chapter 9
Chapter 10
Chapter 11
Chapter 12
Chapter 13
Chapter 14
Chapter 15
Chapter 16
Chapter 17
Chapter 18
Chapter 19
Chapter 20
Chapter 21
Chapter 22
Chapter 23
Chapter 24
Chapter 25
Chapter 26
Chapter 27
Chapter 28
Chapter 29
Chapter 30
Chapter 31
Chapter 32
Chapter 33
Chapter 34
Chapter 35
Chapter 36
Chapter 37
Chapter 38
Chapter 39
Chapter 40
Chapter 41
Chapter 42
Chapter 43
Chapter 44
Chapter 45
Chapter 46
Chapter 47
Chapter 48
Chapter 49
Chapter 50
Chapter 6 →
1
Ity no lisitry ny taranak’i Adama: Tamin’ny andro naharian’Andriamanitra ny olombelona, dia nataon’Andriamanitra manahaka Azy ny olombelona.
2
Lehilahy sy vehivavy no nahariany azy, dia nitsodrano azy Izy ka niantso azy hoe olombelona tamin’ny andro nahariany azy.
3
Rehefa feno 130 taona i Adama, dia niteraka zazalahy manahaka azy sy mitovy endrika aminy ary nantsoiny hoe Seta.
4
Taorian’ny nahaterahan’i Seta, dia mbola velona nandritra ny 800 taona i Adama, ary niteraka zanakalahy sy zanakavavy maro.
5
Nisy 930 taona ny andro rehetra niainan’i Adama, dia maty izy.
6
Rehefa feno 105 taona i Seta, dia niteraka an’i Enôsa.
7
Taorian’ny nahaterahan’i Enôsa, dia mbola velona nandritra ny 807 taona i Seta, ary niteraka zanakalahy sy zanakavavy maro.
8
Nisy 912 taona ny andro rehetra niainan’i Seta, dia maty izy.
9
Rehefa feno 90 taona i Enôsa, dia niteraka an’i Kenàna.
10
Taorian’ny nahaterahan’i Kenàna, dia mbola velona nandritra ny 815 taona i Enôsa, ary niteraka zanakalahy sy zanakavavy maro.
11
Nisy 905 taona ny andro rehetra niainan’i Enôsa, dia maty izy.
12
Rehefa feno 70 taona i Kenàna, dia niteraka an’i Mahalalèla.
13
Taorian’ny nahaterahan’i Mahalalèla, dia mbola velona 840 taona i Kanàna, ary niteraka zanakalahy sy zanakavavy maro.
14
Nisy 910 taona ny andro rehetra niainan’i Kenàna, dia maty izy.
15
Rehefa feno 65 taona i Mahalalèla, dia niteraka an’i Jerada.
16
Taorian’ny nahaterahan’i Jereda, dia mbola velona nandritra ny 830 taona i Mahalalèla, ary niteraka zanakalahy sy zanakavavy maro.
17
Nisy 895 taona ny andro rehetra niainan’i Mahalalèla, dia maty izy.
18
Rehefa feno 162 taona i Jereda, dia niteraka an’i Henôka.
19
Taorian’ny nahaterahan’i Henôka, dia mbola velona 800 taona i Jereda, ary niteraka zanaka lahy sy zanaka vavy maro.
20
Nisy 962 taona ny andro rehetra niainan’i Jereda, dia maty izy.
21
Rehefa feno 65 taona i Henôka, dia niteraka an’i Metosèla.
22
Ary niara-nandeha tamin’Andriamanitra i Henôka, ka taorian’ny nahaterahan’i Metosèla dia mbola velona 300 taona izy ary niteraka zanakalahy sy zanakavavy maro.
23
Nisy 365 taona ny andro rehetra niainan’i Henôka.
24
Niara-nandeha tamin’Andriamanitra izy; ary tsy hita izy satria nalain’Andriamanitra ho any aminy.
25
Rehefa feno 187 taona i Metosèla, dia niteraka an’i Lamèka.
26
Taorian’ny nahaterahan’i Lamèka, dia mbola velona nandritra ny 782 taona i Metosèla ary niteraka zanakalahy sy zanakavavy maro.
27
Nisy 969 taona ny andro rehetra niainan’i Metosèla, dia maty izy.
28
Rehefa feno 182 taona i Lamèka, dia niteraka zazalahy,
29
ary ny anarany nataony hoe Noà, fa hoy izy hoe: –Ity no hampionona anay amin’ny asa mafy sy ny fahasahirananay noho ny nanozonan’ny TOMPO ny tany.
30
Taorian’ny nahaterahan’i Noà, dia mbola velona 595 taona i Lamèka, ary niteraka zanakalahy sy zanakavavy maro.
31
Nisy 777 taona ny andro rehetra niainan’i Lamèka, dia maty izy.
32
Efa 500 taona i Noà raha niteraka an’i Sema sy i Hama ary i Jafeta.
← Chapter 4
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
Chapter 4
Chapter 5
Chapter 6
Chapter 7
Chapter 8
Chapter 9
Chapter 10
Chapter 11
Chapter 12
Chapter 13
Chapter 14
Chapter 15
Chapter 16
Chapter 17
Chapter 18
Chapter 19
Chapter 20
Chapter 21
Chapter 22
Chapter 23
Chapter 24
Chapter 25
Chapter 26
Chapter 27
Chapter 28
Chapter 29
Chapter 30
Chapter 31
Chapter 32
Chapter 33
Chapter 34
Chapter 35
Chapter 36
Chapter 37
Chapter 38
Chapter 39
Chapter 40
Chapter 41
Chapter 42
Chapter 43
Chapter 44
Chapter 45
Chapter 46
Chapter 47
Chapter 48
Chapter 49
Chapter 50
Chapter 6 →
All chapters:
1
2
3
4
5
6
7
8
9
10
11
12
13
14
15
16
17
18
19
20
21
22
23
24
25
26
27
28
29
30
31
32
33
34
35
36
37
38
39
40
41
42
43
44
45
46
47
48
49
50