bible
ra
🌐 Language
English
Español
Français
Deutsch
Português
Italiano
Nederlands
Русский
中文
日本語
한국어
العربية
Türkçe
Tiếng Việt
ไทย
Indonesia
All Languages
Home
/
Malagasy
/
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
/
Job 11
Job 11
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
← Chapter 10
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
Chapter 4
Chapter 5
Chapter 6
Chapter 7
Chapter 8
Chapter 9
Chapter 10
Chapter 11
Chapter 12
Chapter 13
Chapter 14
Chapter 15
Chapter 16
Chapter 17
Chapter 18
Chapter 19
Chapter 20
Chapter 21
Chapter 22
Chapter 23
Chapter 24
Chapter 25
Chapter 26
Chapter 27
Chapter 28
Chapter 29
Chapter 30
Chapter 31
Chapter 32
Chapter 33
Chapter 34
Chapter 35
Chapter 36
Chapter 37
Chapter 38
Chapter 39
Chapter 40
Chapter 41
Chapter 42
Chapter 12 →
1
Dia nandray fitenenana i Tsôfara avy any Nahamà ka nanao tamin’i Jôba hoe:
2
Tsy mba hovaliana ve ny teny maro toy izany? Tsy hoe be vava manko no manana ny marina!
3
Ny rediredinao ve no hampangina ny olona? Ka dia haneso tsy hisy mpanakiana ianao!
4
Nambaranao aza hoe: «Madio ny teny nalahatro; Andriamanitra no mahita fa tsy manan-tsiny aho».
5
Fa raha mba nety niteny ahay Andriamanitra ka nanaiky hisoka-bava hamaly anao mivantana,
6
dia ho nambarany anao ny zava-miafin’ny fahendrena izay tsy takatry ny saintsika olombelona; ary dia hiaiky ianao fa maro ny fahotanao no odian’Andriamanitra tsy hita akory.
7
Moa azonao takarina ve ny zava-dalina momba an’Andriamanitra na koa azonao fantarina ve ny fahatanterahan’ilay Tsitoha?
8
Avo tahaka ny lanitra izany, ka hataonao ahoana? Ary lalina noho ny toeran’ny maty izany, ka ho fantatrao ve?
9
Malalaka noho ny tany izy ary midadasika noho ny ranomasina.
10
Raha sendra mandalo Andriamanitra ka misambotra olo-meloka sy mampanao fitsarana azy, iza no hahasakana Azy amin’izany?
11
Fa fantatr’Andriamanitra ny mpamoron-dainga; hitany ny ratsy, na dia tsy tomoriny akory aza.
12
Amin’izay ny olona tsy ampiampy saina aza dia mety hahazo fahendrena indray na dia toetram-borikidia aza izy fony vao teraka.
13
Fa ianao kosa, tsy maintsy mitodika amin’Andriamanitra ka manatsotra ny tananao hivavaka aminy.
14
Raha misy heloka eo an-tananao, dia ario lavitra izany; aza avela hanan-toerana eo aminao ny tsy fahamarinana.
15
Koa tsy hanan-tsiny ianao sady hitraka, tsy misy hampihozongozona sy hampahatahotra anao.
16
Fa hohadinoinao ny fahorianao lasa, na toa rano nandalo sisa no hahatsiarovanao azy.
17
Hamirapiratra noho ny mitataovovonana ny andronao; ny haizina hanjary tahaka ny maraim-baovao.
18
Hatoky ianao satria manantena; ka na very laza sy afa-baràka aza dia handry tsy amin’ahiahy ianao.
19
Tsy hisy hanelingelina ny fialan-tsasatrao, fa maro aza no hila sitraka aminao.
20
Fa hihajamba kosa ny mason’ny olon-dratsy ka tsy hahita lalan-kivoahana. Ny fialana aina no sisa azony antenaina.
← Chapter 10
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
Chapter 4
Chapter 5
Chapter 6
Chapter 7
Chapter 8
Chapter 9
Chapter 10
Chapter 11
Chapter 12
Chapter 13
Chapter 14
Chapter 15
Chapter 16
Chapter 17
Chapter 18
Chapter 19
Chapter 20
Chapter 21
Chapter 22
Chapter 23
Chapter 24
Chapter 25
Chapter 26
Chapter 27
Chapter 28
Chapter 29
Chapter 30
Chapter 31
Chapter 32
Chapter 33
Chapter 34
Chapter 35
Chapter 36
Chapter 37
Chapter 38
Chapter 39
Chapter 40
Chapter 41
Chapter 42
Chapter 12 →
All chapters:
1
2
3
4
5
6
7
8
9
10
11
12
13
14
15
16
17
18
19
20
21
22
23
24
25
26
27
28
29
30
31
32
33
34
35
36
37
38
39
40
41
42