bible
ra
🌐 Language
English
Español
Français
Deutsch
Português
Italiano
Nederlands
Русский
中文
日本語
한국어
العربية
Türkçe
Tiếng Việt
ไทย
Indonesia
All Languages
Home
/
Malagasy
/
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
/
Job 34
Job 34
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
← Chapter 33
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
Chapter 4
Chapter 5
Chapter 6
Chapter 7
Chapter 8
Chapter 9
Chapter 10
Chapter 11
Chapter 12
Chapter 13
Chapter 14
Chapter 15
Chapter 16
Chapter 17
Chapter 18
Chapter 19
Chapter 20
Chapter 21
Chapter 22
Chapter 23
Chapter 24
Chapter 25
Chapter 26
Chapter 27
Chapter 28
Chapter 29
Chapter 30
Chapter 31
Chapter 32
Chapter 33
Chapter 34
Chapter 35
Chapter 36
Chapter 37
Chapter 38
Chapter 39
Chapter 40
Chapter 41
Chapter 42
Chapter 35 →
1
Dia nanohy ny teniny i Elihò ka nanao hoe:
2
Mandrenesa izay holazaiko, ianareo olon-kendry; ary ianareo ela nihetezana lava volo, mihainoa, mba manongilàna sofina hihaino ahy.
3
Fa adidin’ny sofina ny mamantatra ny teny ary adidin’ny lanilany kosa ny mahatsapa tsiron-kanina.
4
Koa aoka hodinihintsika izay rariny, ary aoka hiarahantsika miaiky izay tsara.
5
Fa i Jôba efa nanao hoe: «Tsy manan-tsiny aho, saingy tsy omen’Andriamanitra rariny.
6
Tsy mitsara ahy ara-pahamarinana Izy; fa na dia tsy meloka akory aza aho, dia zana-tsipîka hahafaty ahy no alefany.»
7
Moa misy lehilahy tahaka an’i Jôba va? Ny maneso fivavahana no rano fisotrony.
8
Miara-dalana amin’ny mpanao heloka izy ka ny olon-dratsy no iray dia aminy.
9
Fa niteny izy hoe: «Tsy mahasoa ny olona ny mihavana amin’Andriamanitra.»
10
Koa mihainoa ahy, ianareo olo-mahalala: Sanatria an’Andriamanitra ny hanao ratsy ary lavitra an’ilay Tsitoha ny tsy fahamarinana.
11
Fa mamaly ny olona araka ny asany Izy ka manome azy araka ny fitondrantenany.
12
Ny marina dia izao: Andriamanitra Tsitoha dia tsy mba manao ratsy mihitsy ary tsy manitsakitsaka ny rariny.
13
Iza moa no nanendry azy hifehy ny tany? ary zovy no nanankina izao tontolo izao taminy?
14
Raha tsy nihevitra afa-tsy ny tenany ihany Izy ka nanangona ho azy samirery ny fofonaina,
15
dia hiara-maty avokoa ny miaina rehetra, ary hody vovoka indray ny olombelona.
16
Satria olon-kendry ianao, dia mandrenesa ka mampandria sofina amin’izay lazaiko:
17
Raha tsy tia rariny Andriamanitra, moa afaka hifehy izao rehetra izao ve Izy? Ary hohelohinao ve Ilay Marina sady Mahery
18
izay afa-miteny amin’ny mpanjaka hoe: «Olom-poana», sy amin’ireo zanak’andriana hoe: «Olon-dratsy»?
19
Tsy mitongilana amin’ny lehibe Izy na mampandefitra ny mahantra eo anoloan’ny mpanankarena, fa asan’ny tanany avokoa izy rehetra.
20
Ao anatin’ny indray mipy maso monja amin’iny mamatonalina iny no mety hahafatesan’ny olona. Aringan’Andriamanitra ny mpanankarena dia manjavona tsy hita intsony; ary lasa tsy natosiny akory ny mahery.
21
Fa arany maso ny toetran’ny olona, ary hitany avokoa ny lalan-kalehany.
22
Tsy ny haizim-pito na ny alo-mainty no tsy ahitany ny mpanao ratsy.
23
Andriamanitra tsy mila manao famotorana olona izay tonga eo anatrehany mba hotsarainy.
24
Fa montsamontsaniny ny olo-mahery na dia tsy misy fakana am-bava aza, ka soloiny olon-kafa ny toerany;
25
satria fantany mihitsy ny asan’ireo. Ka amin’ny indray alina ihany no anonganany azy ho montsana.
26
Tehamaina eo imasom-bahoaka no namelezany azy toa olo-meloka.
27
Satria niala tamin’Andriamanitra ireo ka tsy niraharaha ny sori-dalany rehetra.
28
Izany no nanesika ny mahantra sy ory hiantso vonjy amin’Andriamanitra; ka henony tokoa ny fitarainany.
29
Raha mangina Andriamanitra, zovy no hanameloka Azy? Raha manafin-tava Izy, zovy no hahita Azy? Kanefa miahy ireo firenena sy ny olombelona rehetra Izy
30
mba tsy hanjakàn’ny olon-tsy mendrika, mpanao kobaka am-bava amin’ny vahoaka.
31
Fa raha misy manao amin’Andriamanitra hoe: «Efa namita ny saziko aho, ka tsy hanao ratsy intsony.
32
Asehoy ahy izay heloko tsy mbola hitako; fa raha nanao ratsy aho dia tsy hamerina izany intsony.»
33
Araka ny hevitrao be tsikera io, ry Jôba, moa hanafay azy va Andriamanitra? Koa satria tsy izaho no manapaka fa ianao, dia lazao izay fantatrao.
34
Hiteny ny olo-manan-tsaina ka hanao toy ny olon-kendry izay mihaino ahy hoe:
35
«Miteny zavatra tsy fantany i Jôba ka tsy misy dikany akory izay lazainy.
36
Enga anie ka hosedraina mafy izy mandra-pahatonga azy hilefitra, satria ny valin-teny nataony dia tahaka ny an’ny olon-dratsy!
37
Fa mpanota izy sady mpikomy amin’Andriamanitra hany ka manao teny maro hanoherana Azy.»
← Chapter 33
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
Chapter 4
Chapter 5
Chapter 6
Chapter 7
Chapter 8
Chapter 9
Chapter 10
Chapter 11
Chapter 12
Chapter 13
Chapter 14
Chapter 15
Chapter 16
Chapter 17
Chapter 18
Chapter 19
Chapter 20
Chapter 21
Chapter 22
Chapter 23
Chapter 24
Chapter 25
Chapter 26
Chapter 27
Chapter 28
Chapter 29
Chapter 30
Chapter 31
Chapter 32
Chapter 33
Chapter 34
Chapter 35
Chapter 36
Chapter 37
Chapter 38
Chapter 39
Chapter 40
Chapter 41
Chapter 42
Chapter 35 →
All chapters:
1
2
3
4
5
6
7
8
9
10
11
12
13
14
15
16
17
18
19
20
21
22
23
24
25
26
27
28
29
30
31
32
33
34
35
36
37
38
39
40
41
42