bible
ra
🌐 Language
English
Español
Français
Deutsch
Português
Italiano
Nederlands
Русский
中文
日本語
한국어
العربية
Türkçe
Tiếng Việt
ไทย
Indonesia
All Languages
Home
/
Malagasy
/
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
/
Job 17
Job 17
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
← Chapter 16
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
Chapter 4
Chapter 5
Chapter 6
Chapter 7
Chapter 8
Chapter 9
Chapter 10
Chapter 11
Chapter 12
Chapter 13
Chapter 14
Chapter 15
Chapter 16
Chapter 17
Chapter 18
Chapter 19
Chapter 20
Chapter 21
Chapter 22
Chapter 23
Chapter 24
Chapter 25
Chapter 26
Chapter 27
Chapter 28
Chapter 29
Chapter 30
Chapter 31
Chapter 32
Chapter 33
Chapter 34
Chapter 35
Chapter 36
Chapter 37
Chapter 38
Chapter 39
Chapter 40
Chapter 41
Chapter 42
Chapter 18 →
1
Torovana ny aiko ary madiva hilentika ny androko; ny fasana sisa no miandry ahy.
2
Moa tsy ireo mpaneso ve no manodidina ahy ka ny filàny misotasota no tsy ahitako tory?
3
Andriamanitra ô, meteza ho hany mpiantoka ahy, fa iza moa ankoatra Anao no hety hanao izany?
4
Efa nataonao very saina ireo sakaizako, koa tsy havelanao hirehareha amiko.
5
Ireo no tonga amin’ilay ohabolana hoe: Manan-kozaraina amin’ny namana, kanefa dia mahajery voamason-janaka.
6
Izaho no ambentin-kiran’ny olona sy fandrorany an-tava hatrany.
7
Efa jembin’ny alahelo ny masoko, ary efa hoatra ny aloka sisa ny tenako.
8
Ankona noho izany ny olo-mahitsy, ary tezitra ny tsy manan-tsiny satria olona mpihatsaravelatsihy no ahitany ahy.
9
Fa hoy izy: «Aoka ny marina hifikitra amin’ny lalany, ary aoka ny madio tanana hitombo fiezahana.»
10
Avia ka miverena avokoa, ianareo sakaizako. Fa tsy mahita izay olon-kendry teo aminareo aho.
11
Lasa ny androko; foana ny fikasàko, dia izay zavatra nirin’ny foko fatratra.
12
Fa ny alina ataon’ny sakaizako ho andro; ary rehefa tonga ny haizina, dia lazainy fa antomotra ny mazava.
13
Inona indray no mbola antenaiko, afa-tsy ny toeran’ny maty ho fonenako? Ao amin’ny haiziny no hamelarako fandriana!
14
Hoy aho amin’ny fasana: «Ianao no raiko», ary amin’ny olitra: «Ianareo no reniko sy anabaviko»
15
Fa aiza àry ny fanantenako? Iza no mbola mahita azy?
16
Miara-midina amiko any amin’ny toeran’ny maty izany, ary hiara-mihitsoka amiko eo amin’ny vovoka.
← Chapter 16
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
Chapter 4
Chapter 5
Chapter 6
Chapter 7
Chapter 8
Chapter 9
Chapter 10
Chapter 11
Chapter 12
Chapter 13
Chapter 14
Chapter 15
Chapter 16
Chapter 17
Chapter 18
Chapter 19
Chapter 20
Chapter 21
Chapter 22
Chapter 23
Chapter 24
Chapter 25
Chapter 26
Chapter 27
Chapter 28
Chapter 29
Chapter 30
Chapter 31
Chapter 32
Chapter 33
Chapter 34
Chapter 35
Chapter 36
Chapter 37
Chapter 38
Chapter 39
Chapter 40
Chapter 41
Chapter 42
Chapter 18 →
All chapters:
1
2
3
4
5
6
7
8
9
10
11
12
13
14
15
16
17
18
19
20
21
22
23
24
25
26
27
28
29
30
31
32
33
34
35
36
37
38
39
40
41
42