bible
ra
🌐 Language
English
Español
Français
Deutsch
Português
Italiano
Nederlands
Русский
中文
日本語
한국어
العربية
Türkçe
Tiếng Việt
ไทย
Indonesia
All Languages
Home
/
Malagasy
/
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
/
Job 42
Job 42
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
← Chapter 41
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
Chapter 4
Chapter 5
Chapter 6
Chapter 7
Chapter 8
Chapter 9
Chapter 10
Chapter 11
Chapter 12
Chapter 13
Chapter 14
Chapter 15
Chapter 16
Chapter 17
Chapter 18
Chapter 19
Chapter 20
Chapter 21
Chapter 22
Chapter 23
Chapter 24
Chapter 25
Chapter 26
Chapter 27
Chapter 28
Chapter 29
Chapter 30
Chapter 31
Chapter 32
Chapter 33
Chapter 34
Chapter 35
Chapter 36
Chapter 37
Chapter 38
Chapter 39
Chapter 40
Chapter 41
Chapter 42
1
Namaly ny Tompo i Jôba ka nanao hoe:
2
Fantatro fa mahay ny zava-drehetra Ianao, ary tsy misy maharara izay tianao hatao.
3
Hoy Ianao tamiko: «Zovy moa ianao no sahy manivaiva ny fikasàko amin’ireo teny foana tsisy dikany?» Eny, zava-tsy takatry ny saiko no voateniko dia zava-mahagaga loatra amiko sady tsy fantatro!
4
«Henoy, hoy Ianao, fa mbola hiteny Aho; hanontany anao Aho ka hovalianao.»
5
Tsy nahafantatra ny aminao aho afa-tsy izay henoko momba Anao ihany. Kanefa ankehitriny izao kosa dia ny masoko no nahita Anao.
6
Izany no anatsoahako izay voambarako, sy iekeko hadisoana ary ietreko tena eto amin’ny vovoka sy ny lavenona.
7
Rehefa voalazan’ny Tompo tamin’i Jôba ireo teny ireo, dia i Elifaza avy any Temàna no nataotaony hoe: –Tezitra aminao sy ny namanao roa lahy Aho satria tsy mba marina tahaka izay nolazain’i Jôba mpanompoko ny filàzanareo Ahy.
8
Koa ankehitriny makà ombilahy fito sy ondrilahy fito ianareo, dia mankanesa any amin’ny Jôba mpanompoko. Hatolotrareo ho sorona dorana manontolo noho ny fahotanareo ireo biby ireo; ary hifona ho anareo i Jôba mpanompoko. Fa ho sitrako ny vavak’i Jôba, ka tsy hamaly anareo araka ny hadalànareo Aho na dia tsy marina tahaka izay nolazain’i Jôba mpanompoko aza ny filàzanareo Ahy.
9
Dia nandeha i Elifaza avy any Temàna sy i Bildada avy any Soha ary i Tsôfara avy any Nahama ka nanao izay nasain’ny TOMPO hataony; ary sitraky ny TOMPO ny vavak’i Jôba.
10
Rehefa avy nivavaka ho an’ireo namany i Jôba, dia naverin’ny TOMPO hanan-karena indray ary nomeny indroan’izay rehetra nananany fahiny aza.
11
Dia tonga namangy an’i Jôba avokoa ny rahalahiny sy ny anabaviny mbamin’ny olom-pantany fahiny, ka niara-nihinana taminy tao an-tranony. Naneho fiombonana taminy koa ireo sady nampionona azy noho ny loza rehetra nalefan’ny TOMPO taminy. Ary samy nanolotra fanomezana vola kesita iray sy rojo volamena iray avy ho azy izy rehetra.
12
Nandritra ny taona sisa niainan’i Jôba, dia heniky ny fitahian’ny TOMPO mihoatra noho ny taloha izy, fa nanana ondry 14 000, rameva enina arivo, omby miasa roa arivo ary borikivavy arivo izy.
13
Nanan-janakalahy fito ary zanakavavy telo koa izy,
14
ka ny vavimatoa nataony hoe Jemimà, ny vaviaivo Ketsihà ary ny faravavy Kerena-Hapòka.
15
Tao amin’ny tany iray manontolo dia tsy nisy vehivavy tsara tarehy tahaka ireo zanakavavin’i Jôba. Ary samy nomen-drainy ny anjara lovany tahaka ireo anadahiny avy izy.
16
Taorian’izany dia mbola velona efapolo amby zato taona i Jôba ka nahita ireo zanany sy zafikeliny hatramin’ny zafindohaliny.
17
Dia maty i Jôba rehefa ela niainana ka tratrantitra.
← Chapter 41
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
Chapter 4
Chapter 5
Chapter 6
Chapter 7
Chapter 8
Chapter 9
Chapter 10
Chapter 11
Chapter 12
Chapter 13
Chapter 14
Chapter 15
Chapter 16
Chapter 17
Chapter 18
Chapter 19
Chapter 20
Chapter 21
Chapter 22
Chapter 23
Chapter 24
Chapter 25
Chapter 26
Chapter 27
Chapter 28
Chapter 29
Chapter 30
Chapter 31
Chapter 32
Chapter 33
Chapter 34
Chapter 35
Chapter 36
Chapter 37
Chapter 38
Chapter 39
Chapter 40
Chapter 41
Chapter 42
All chapters:
1
2
3
4
5
6
7
8
9
10
11
12
13
14
15
16
17
18
19
20
21
22
23
24
25
26
27
28
29
30
31
32
33
34
35
36
37
38
39
40
41
42