bible
ra
🌐 Language
English
Español
Français
Deutsch
Português
Italiano
Nederlands
Русский
中文
日本語
한국어
العربية
Türkçe
Tiếng Việt
ไทย
Indonesia
All Languages
Home
/
Malagasy
/
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
/
Job 35
Job 35
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
← Chapter 34
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
Chapter 4
Chapter 5
Chapter 6
Chapter 7
Chapter 8
Chapter 9
Chapter 10
Chapter 11
Chapter 12
Chapter 13
Chapter 14
Chapter 15
Chapter 16
Chapter 17
Chapter 18
Chapter 19
Chapter 20
Chapter 21
Chapter 22
Chapter 23
Chapter 24
Chapter 25
Chapter 26
Chapter 27
Chapter 28
Chapter 29
Chapter 30
Chapter 31
Chapter 32
Chapter 33
Chapter 34
Chapter 35
Chapter 36
Chapter 37
Chapter 38
Chapter 39
Chapter 40
Chapter 41
Chapter 42
Chapter 36 →
1
Dia nanohy ny teniny i Elihò ka nanao hoe:
2
–Moa heverinao ho rariny ve ny filàzanao hoe: «Marina eo anoloan’Andriamanitra aho»,
3
na ny fanontanianao hoe: «Mampaninona Anao moa izany? Inona no tombontsoako raha tsy manota aho?»
4
Izaho no hiteny hamaly anareo miaraka, dia ny tenanao mbamin’ireto namanao.
5
Andrandrao ny lanitra ka diniho; jereo ny rahona fa manerinerina amboninao!
6
Raha manota ianao, hahakasika azy va izany? Ary mampaninona azy moa ny fikomianao maro?
7
Raha manao ny marina ianao, hitondra inona aminy moa izany, na inona no horaisiny avy aminao?
8
Fa na ny tsara vitanao na ny ratsy nataonao, dia ny olona toa anao ihany no iharany.
9
Rehefa mafy loatra ny famoretana, dia mitaraina ny olona; ka miantso vonjy izy hiaro azy amin’ny famelezan’ireo mahery.
10
Nefa tsy mba misy manao hoe: «Aiza Andriamanitra Mpanao ahy sady mampihira fankalazana Azy amin’ny alina?
11
Aiza Andriamanitra Izay mampianatra antsika amin’ny alalan’ireo biby ambonin’ny tany ary koa mampahahendry antsika amin’ny alalan’ireo voromanidina?»
12
Miantso vonjy ny olona ampahorîna fa tsy mamaly azy Andriamanitra satria mpirehareha sy ratsy toetra ireo.
13
Eny, ilay Andriamanitra Tsitoha dia tsy mihaino ny fitarainam-poana sady tsy mba miraharaha izany.
14
Ary dia sahinao lazaina aza, ry Jôba, fa tsy mahita an’Andriamanitra ianao sady mbola miandry Azy hatrany, kanefa ny raharahanao efa mby eo anoloany;
15
ankehitriny, heverinao fa tsy mihatra ny fahatezeran’Andriamanitra; ary tsy fantany akory ny fikomian’ny olona.
16
Koa miloa-bava milaza hevi-poana ianao ary mandahatra teny maro tsy misy dikany.
← Chapter 34
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
Chapter 4
Chapter 5
Chapter 6
Chapter 7
Chapter 8
Chapter 9
Chapter 10
Chapter 11
Chapter 12
Chapter 13
Chapter 14
Chapter 15
Chapter 16
Chapter 17
Chapter 18
Chapter 19
Chapter 20
Chapter 21
Chapter 22
Chapter 23
Chapter 24
Chapter 25
Chapter 26
Chapter 27
Chapter 28
Chapter 29
Chapter 30
Chapter 31
Chapter 32
Chapter 33
Chapter 34
Chapter 35
Chapter 36
Chapter 37
Chapter 38
Chapter 39
Chapter 40
Chapter 41
Chapter 42
Chapter 36 →
All chapters:
1
2
3
4
5
6
7
8
9
10
11
12
13
14
15
16
17
18
19
20
21
22
23
24
25
26
27
28
29
30
31
32
33
34
35
36
37
38
39
40
41
42
Recommended Reading
Commentary
Job Commentaries
→
Devotional
Job Devotional Guide
→
Get This Bible
Malagasy (DIEM PROTESTANTA) Study Bible
→