bible
ra
🌐 Language
English
Español
Français
Deutsch
Português
Italiano
Nederlands
Русский
中文
日本語
한국어
العربية
Türkçe
Tiếng Việt
ไทย
Indonesia
All Languages
Home
/
Malagasy
/
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
/
Job 40
Job 40
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
← Chapter 39
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
Chapter 4
Chapter 5
Chapter 6
Chapter 7
Chapter 8
Chapter 9
Chapter 10
Chapter 11
Chapter 12
Chapter 13
Chapter 14
Chapter 15
Chapter 16
Chapter 17
Chapter 18
Chapter 19
Chapter 20
Chapter 21
Chapter 22
Chapter 23
Chapter 24
Chapter 25
Chapter 26
Chapter 27
Chapter 28
Chapter 29
Chapter 30
Chapter 31
Chapter 32
Chapter 33
Chapter 34
Chapter 35
Chapter 36
Chapter 37
Chapter 38
Chapter 39
Chapter 40
Chapter 41
Chapter 42
Chapter 41 →
1
Dia nanontany an’i Jôba ny Tompo ka nanao hoe:
2
Izaho Andriamanitra Tsitoha no niadianao sy nifandiranao, ry Jôba. Raha mbola hitsikera Ahy ianao, dia valio izay rehetra voalazako izay?
3
Fa namaly ny Tompo i Jôba ka nanao hoe:
4
Tsinontsinona aho ka tsy manan-kavaly Anao. Hitampim-bava no ataoko izao.
5
Efa sahy niteny matetika aho, ka tsy hamaly intsony, fa aoka izay.
6
Avy ao anaty tafio-drivotra ny Tompo no namaly an’i Jôba ka nanao hoe:
7
Misikîna àry ho tena lehilahy, fa hanontany anao Aho ka valio.
8
Sahinao lavina tokoa ve ny fitsaràko ka Izaho no diso fa ianao no marina?
9
Manan-kery tahaka Ahy ve ianao na mitalakotro-peo tahaka Ahy?
10
Koa miravaha voninahitra sy fahalehibeazana ary mitafia famirapiratana sy fiandrianana.
11
Fijery mitsipalotra no amafazo ny fahatezeranao misamboaravoara dia ampietreo ny mpiavonavona rehetra.
12
Eny, fijery mitsipalotra no anongany an’ireo mpiavonavona rehetra; ary eo amin’ny toerany eo ihany no ataovy montsana ny olon-dratsy.
13
Asitriho ao amin’ny tany miaraka izy rehetra ary hidio ao amin’ny tranomaizim-pahafatesana.
14
Fa Izaho mihitsy no hiarahaba anao satria ny herinao no nampandresy anao.
15
Jereo ange ny lalomena fa samy noarîko na izy na ianao! Mihinana ahitra tahaka ny omby izy;
16
kanefa jereo ity hery ananany eo an-tehezany ary koa ity tanjany eo amin’ny hoza-kibony.
17
Henjaniny toa hazo sedera ny rambony; mifaniditra eo amin’ny feny kosa ny hozabe.
18
Ny taolany dia mafy toa fantsom-barahina ary ny taolan-tehezany dia miendrika baravy.
19
Anisan’ny sangan’asako izy ka Izaho Andriamanitra nanao azy no nanome sabatra azy.
20
Mamoka-bilona ho an’ny lalomena ireo havoana izay filalaovan’ny bibidia rehetra.
21
Mandry anaty kirihitra feno tsilo izy ary miafina anaty zozoro eny an-keniheny.
22
Manalokaloka azy ny kirihitra ary manarona azy ny hazomalahelo eny amoron’ny ranon-driaka eny.
23
Fa na dia misafoaka aza ny onjan-drano dia tsy mba mihetsika akory ny lalomena; tsy mampiraika azy akory i Jôrdàna na dia mitroatra hatreny am-bavany aza.
24
Fa iza moa no hahasambotra azy ka hanapotsitra ny masony? Iza moa no hahavoafandrika azy ka hahaketoka ny orony?
25
Mahajono ny voay amin’ny fintana va ianao na mahafatotra ny lelany amin’ny tadim-pintana?
26
Mahatsofoka harefo amin’ny orony va ianao na mahagorobaka ny valanoranony amim-parango?
27
Hifon-jato hifona arivo aminao va izy na hanambitamby anao amin’ny teny mamy?
28
Hanao fifanekena aminao ve izy ka ho azonao andevozina mandra-pahafatiny?
29
Hilalao azy toy ny filalao voronkely ve ianao ka hamatotra azy ho fialambolin’ny zanakavavinao?
30
Hikambana hivarotra ny voay ve ny mpanjono ka hitsinjara azy amin’ny mpivarotra?
31
Mahaloadoaka ny hodiny amin’ny tsilo ve ianao na mahatrobaka ny lohany amin’ny firombaka?
32
Fa kasiho tanana ange izy dia hotsaroanao ny ady taminy ary tsy hanindroa intsony ianao.
← Chapter 39
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
Chapter 4
Chapter 5
Chapter 6
Chapter 7
Chapter 8
Chapter 9
Chapter 10
Chapter 11
Chapter 12
Chapter 13
Chapter 14
Chapter 15
Chapter 16
Chapter 17
Chapter 18
Chapter 19
Chapter 20
Chapter 21
Chapter 22
Chapter 23
Chapter 24
Chapter 25
Chapter 26
Chapter 27
Chapter 28
Chapter 29
Chapter 30
Chapter 31
Chapter 32
Chapter 33
Chapter 34
Chapter 35
Chapter 36
Chapter 37
Chapter 38
Chapter 39
Chapter 40
Chapter 41
Chapter 42
Chapter 41 →
All chapters:
1
2
3
4
5
6
7
8
9
10
11
12
13
14
15
16
17
18
19
20
21
22
23
24
25
26
27
28
29
30
31
32
33
34
35
36
37
38
39
40
41
42
Recommended Reading
Commentary
Job Commentaries
→
Devotional
Job Devotional Guide
→
Get This Bible
Malagasy (DIEM PROTESTANTA) Study Bible
→